Rasazy Fy - Hebamme

Rasazy Fy - Hebamme Kontaktinformationen, Karte und Wegbeschreibungen, Kontaktformulare, Öffnungszeiten, Dienstleistungen, Bewertungen, Fotos, Videos und Ankündigungen von Rasazy Fy - Hebamme, Berlin.

Ny tontolon’i Rasazy Fy aty Allemagne 🇩🇪 Reny sy ny Zaza ary ny fiainana andavan’andro 👩‍⚕️

«Aucune femme ne doit mourir en donnant la vie»🤰🏼

🇲🇬🇩🇪🇫🇷🇨🇭🇻🇦🇬🇷🇪🇸🇵🇱🇮🇹🇦🇹🇵🇹🇺🇸🇨🇿🇧🇪🇸🇬🇲🇾🇲🇨🇯🇵🇲🇦🏴󠁧󠁢󠁥󠁮󠁧󠁿🇬🇧✈️🌍

Hallo zusammen 🤗 fanontanina mipetraka foana hoe fa Rasazy ko ve izany mandidy OC?Ny valiny dia tsia,ny gyneco no manao ...
29/05/2026

Hallo zusammen 🤗 fanontanina mipetraka foana hoe fa Rasazy ko ve izany mandidy OC?

Ny valiny dia tsia,ny gyneco no manao ny OC fa ny Rasazy no mandray ny zazakely rehefa mivoaka iny 👩‍⚕️

1️⃣Inona avy ary ny asan‘ny Rasazy mandritran‘ny OC?

✅ Manomana ny taratasin‘ilay mpiteraka rehetra.
✅ Manomana an‘ilay mpiteraka amin‘ilay fandidina (mapiankanjo,mametaka veine,maka rà,mametaka fanafody na serum raha hilaina,manao CTG,mampilaza ny Team…).
✅ Ao amin‘ny salle OP dia mametaka ny «Sonde urinaire».
✅ Manoratra CTG na Dopton mandrampandidy.
✅ Miantso ny Neonatologue raha hilaina izy ireo.
✅ Maka ny zazakely rehefa mivoaka ka manolotra azy ny reniny sy ny rainy atao «Bonding» na manolotra azy ny Neonatologue raha hilaina.
✅ Manao ny U1 raha OC programmé, raha OCU dia ny Neonatologue no manao ny U1 na ny «Premiers soins du bébé».
✅ Manao ny surveillance Post-partum sy ny Post-OP.

Manaova mora oh ❤️

🇲🇬 🇩🇪

27/05/2026

Hallo zusammen 🤗 Raha mbola makafokany Pentekoty dia afaka atao tsara ito 🙈 Noana foana vao mahita vary 😁 Akoho ronyyy ohhh!!! Mamay be aty fa matsiro foana io 🤤

🇲🇬 🇩🇪

Noho ny antony ara-pahasalamana dia tsy afaka namonjy ilay conférence ny tenako ny 23.05 lasa teo ka mialatsiny ary misa...
26/05/2026

Noho ny antony ara-pahasalamana dia tsy afaka namonjy ilay conférence ny tenako ny 23.05 lasa teo ka mialatsiny ary misaotra ny solontena dia manantena fa mbola hiona any aoriana any ❤️

Ny DMAD e.V. dia maneho fankasitrahana ho an’ny Spass Gasy tamin’ny fanasana sy ny fiaraha-miasa nandritra ny hetsika ara-kolontsaina natao teto Bonn ary manantena fiaraha-miasa maro amin'ny ho avy.
Misaotra manokana an'i Heritiana Andriatsilavina ihany koa (responsable des nouveaux membres an'ny DMAD e.V.) izay nandray anjara sy nisolo tena ny fikambanana nandritra io hetsika io.
Mankasitraka amin'ny fandraisana andraikitra sy ny fahavononana asehonao ato amin'ny fikambanana ny ekipa manontolo 🙌

Ho an‘ireo mitady cadeaux ho an‘i Neny dia feno ao aminay ao 😍 Araho ny pejy fa sady mora entana,afaka maka en gros ihan...
25/05/2026

Ho an‘ireo mitady cadeaux ho an‘i Neny dia feno ao aminay ao 😍 Araho ny pejy fa sady mora entana,afaka maka en gros ihany koa ho an‘ireo mbola hivarotra,zandriko ihany no tompony ka aza misalasala miditra Mp,misy Boutique ihany koa eny Behoririka VENIC 🛍️ Mirary soa ohh!!

Hallo zusammen 🤗 Tratran‘ny Pentecôte avokoa ohhhh!!! Ho an’ireo eto Berlin dia misy «Le Carnaval des Cultures» eto Berl...
24/05/2026

Hallo zusammen 🤗 Tratran‘ny Pentecôte avokoa ohhhh!!! Ho an’ireo eto Berlin dia misy «Le Carnaval des Cultures» eto Berlin anio atoandro, eo Frankfurter Allee no manomboka,efa mamay be izao fa aza adino ny rano 🥳

Joyeuse Pentecôte 🥳
Schönes Pfingsten 🥳

🇲🇬 🇩🇪

23/05/2026

Hallo zusammen 🤗 Tokony ho tezitra sa alahelo 🙈 Raha sokajin’asa hafa dia mba ekeko ihany Radoko ah 😆

🇲🇬 🇩🇪

21/05/2026

Hallo zusammen 🤗 Efa boity ray sisa ny sakafo gasy ato, ravimboamanga no ambiny ato fa hanafatra kely ndray angamba na mody kely mihintsy 😋

Matsiro be foana ireny rehefa aty 🍲

🇲🇬 🇩🇪

Adresse

Berlin
101

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von Rasazy Fy - Hebamme erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Die Praxis Kontaktieren

Nachricht an Rasazy Fy - Hebamme senden:

Teilen