21/04/2026
โ๐ก๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐โฆ"
Resaka tena nisy, nifanaovako taminโny marary iray, 82 taona.
๐จโโ๏ธ Izaho : Bonjour M., tout va bien ?
๐ด M. : Bonjour Dr, oui รงa va.
๐จโโ๏ธ Izaho : Inona hoa ny antony tena nampianjera anao ?
๐ด M. : Tsy azoko tsaraโฆ toa very รฉquilibre fotsiny aho dia nianjera.
๐จโโ๏ธ Izaho : Ary ianao izany tsy mampiasa canne na dรฉambulateur ?
๐ด M. : โNatao ho anโny antitra ireny Dr a !โ
(๐บ๐๐
๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐โ๐๐).
๐ค ๐๐ถ๐ฎ ๐ต๐ผ๐ ๐ฎ๐ต๐ผ ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐ป-๐๐๐ฎ๐ถ๐ธ๐ผ :
โก๏ธ Tena maro amintsika no mbola mihevitra fa โfahalemenโny antitraโ ny fitaovana toy ny canne na dรฉambulateurโฆ
โ ๐๐ฎ๐ป๐ฒ๐ณ๐ฎโฆ
๐๐ป Tsy mariky ny fahalemena izany
๐๐ป Fa fitaovana hiarovana ny tena
๐๐ป Indraindray aza, izy no misoroka ny fianjerana manaraka
โ ๏ธ Ny fianjerana aminโny zokiolona dia mety hitarika : fracture, perte dโautonomie, hospitalisationโฆ
๐๐ป ๐๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ธ๐ผ๐ธ๐ผ๐ฎโฆ
Mampiasa canne ?
Sa miatrika ny vokadratsinโny fianjerana ?
๐๐ฟ๐ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ผ ?
๐๐ป Efa nandre ve ianareo hoe : โtsy mbola antitra aho ka hampiasa canneโ ?
๐๐ป Sa ianareo mihitsy no mbola misalasala ?
๐๐ป Manomboka firy taona no atao hoe antitra ?
.