Infirmier Rh

Infirmier Rh appelez 0348366901/0325292205 toute acte infirmier

Zandriny indrindra t@ ty promotion ty , 👑7 mois izy fa tena hendry sy mora napanginina ,niraka natao t@ zokiny fa le zok...
12/08/2025

Zandriny indrindra t@ ty promotion ty , 👑7 mois izy fa tena hendry sy mora napanginina ,niraka natao t@ zokiny fa le zokin ndray sarotr napanginin😆arahaba ririnina eeh,🫱🏻‍🫲🏽mbola mety fona na izao ary vo haka rendez-vous ✅

31/07/2025

Raha zah no anotaninareo de tsy misy fomba nenah fanaovan circoncision fa ze fombanareo no arahana

🙏🏻misaotra foana nametraka ny fitokisana 🙏🏻
28/07/2025

🙏🏻misaotra foana nametraka ny fitokisana 🙏🏻

🎊Niavaka kely t@ ty fa nisy anizy roa kely mpanolotra kilalao toy ny anniversaire reny👑🎊Arahaba ririnina eeh ,mbola mand...
24/07/2025

🎊Niavaka kely t@ ty fa nisy anizy roa kely mpanolotra kilalao toy ny anniversaire reny👑🎊
Arahaba ririnina eeh ,mbola mandray rendez-vous fona🙏🏻

Enyh ee ,😁isaorana koa nareo nahatoky🤝🏻🙏🏻
20/07/2025

Enyh ee ,😁isaorana koa nareo nahatoky🤝🏻🙏🏻

17/07/2025

Filazana manaraka ,refa annulena lay rendez-vous de mba milaza mialoha tompoko

17/07/2025

Mba ataovy akaik sy mis réseau ny telephone refa akaik lay ora fa manjary lany @ lay telephone tsisy mandray ny oratsika 🥰merci

Misaotra anareo nahatoky hatrany😁🥰🙏🏻
14/07/2025

Misaotra anareo nahatoky hatrany😁🥰🙏🏻

Mankasitraka ee🙏🏻
12/07/2025

Mankasitraka ee🙏🏻

12/07/2025

Tsy nahazo sary aloha androany fa tena enjana be ny course
aleo mba nareo ndray mandefa sary
Ao @ commentaire

Mankasitraka fona ee
08/07/2025

Mankasitraka fona ee

To adino lay narary refa nahazo kilalao 😄😅tsy mapijaly ah fa manasoa e🙏🏻
06/07/2025

To adino lay narary refa nahazo kilalao 😄😅tsy mapijaly ah fa manasoa e🙏🏻

Address

Ambatomaro

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Infirmier Rh posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram