27/09/2025
โ Ireo tokony atao raha tratran'ny bombe lacrimogรจne:
๐ Miala eo amin'ilay toerana hiparitahan'ny bombe
Antony: mampihena avy hatrany ny entona ao amin'ny taovam_pisefoana
๐ Sarony amin'ny maska na la mba mando ny vava sy ny orona
Antony: manakana ny ampahan'entona tsy hiditra ao anaty taovam_pisefoana
๐ Esory ny fitafiana ivelany
Antony: ny akanjo dia mety afaka mitazona simika ka mety hampitombo ny fiparitahana
๐Sasao amin'ny rano madio ny maso sy ny hoditra mandritran'ny 10-20minitra
Antony: ny rano no azo antoka indrindra amin'ny fanalana ny poti_tsimika
๐ Misotro rano ary maka aina
Antony : manampy mba hamerina ny fiasan'ny taovam_pisefoana sy hampitony ny vatana
โ Ireo tsy tokony atao:
๐ Aza mampiasa vinaigre
Antony : ny CS gas (chlorobenzalmalono nitrile) no entona ampiasaina amin'ny bombe lacrimogรจne, ny vinaigre kosa dia acide acetic ๐ญ๐ญ๐ญ
โ Rehefa atambatra noho izany ny CS gas sy ny acide dia mety hisy fihetsika simika mampitombo ny fahasosorana sy ny May eo amin'ny maso sy ny hoditra
๐ Aza malaky mikosoka maso
Antony: manaparitaka simika
๐ Aza mijanona eo amin'ny toerana misy ny entona
ZARAO FA MAHASOA NY HAFA ๐
Pejy : Belle Pour Tous ๐ eo akaikinao hatrany โฃ๏ธ araho ny pejy๐ค