Dr Abel Ranaivoson / Chirurgien

Dr Abel Ranaivoson / Chirurgien Médecin Chirurgien / Gynécologie - Obstétrique 🇲🇬

📞 : +261 34 17 218 08

⚖️ Ny Fahasalamana, Zo Fototra ho an'ny rehetra ! 🩺Ny fanolorantenan'ny mpiasan'ny fahasalamana dia mihoatra lavitra ny ...
13/11/2025

⚖️ Ny Fahasalamana, Zo Fototra ho an'ny rehetra ! 🩺

Ny fanolorantenan'ny mpiasan'ny fahasalamana dia mihoatra lavitra ny fitsaboana tsotra : izany dia mikendry ny hahazoana antoka fa voahaja ny zo fototra amin'ny fahasalamana ho an'ny olom-pirenena rehetra, na aiza na aiza misy azy eto Madagasikara.

Ny fahasalamana dia tsy tokony ho tombontsoa manokana na oviana na oviana, fa zo fototry ny maha-olombelona.

📞 +261 34 17 218 08


Nanatontosa ny adidy maha-olom-pirenena azy ny Dokotera Abel Ranaivoson, ny maraina teo 🇲🇬 Ary manentana antsika mbola t...
11/12/2024

Nanatontosa ny adidy maha-olom-pirenena azy ny Dokotera Abel Ranaivoson, ny maraina teo 🇲🇬
Ary manentana antsika mbola tavela any an-trano hamita izany adidy masina izany ihany koa.

✅Dr Abel RANAIVOSON : nianatra sy nandalina manokana momba ny Fitantanan-draharaham-panjakana tao amin'ny ENAM.
29/11/2024

✅Dr Abel RANAIVOSON : nianatra sy nandalina manokana momba ny Fitantanan-draharaham-panjakana tao amin'ny ENAM.

Iza moa Dokotera ABEL ?" Dokotera mpandidy izy ary momban'ny fahasalaman'ny vehivavy sy ny fitondrana vohoka no tena noh...
13/11/2024

Iza moa Dokotera ABEL ?

" Dokotera mpandidy izy ary momban'ny fahasalaman'ny vehivavy sy ny fitondrana vohoka no tena nohalalininy fatratra.

Nanaraka fiofanana momban'ny fitantanana raharaham-pahasalamana izy ary nianatra fitantanan-draharaham-panjakana teny amin'ny sekoly ambony misahana izany tao Antananarivo na ny ENAM."

Hoy hatrany ny gazety kaominaly "Akon'ny TAFOHASINA" ety Ambohitrimanjaka.

EKAR MD Louis Amboaloboka Fiakarana no tokontany filalaovanay  fony mbola kely.Ao anatin'izany ny : ✅Foot✅Basket✅Ny fano...
30/10/2024

EKAR MD Louis Amboaloboka Fiakarana no tokontany filalaovanay fony mbola kely.

Ao anatin'izany ny :
✅Foot
✅Basket
✅Ny fanorona
✅Ny sabaka
✅Ny kasokaso-kapoaka

Ary ny maro samihafaha izay tsy voatanisa

Rakitra an-tsary : Mamy Andria | Hasina Ranaivoson

22/10/2024
Nibe sy nanabe tao anatin'ny skotisma i Dr Abel RANAIVOSON , tao amin'ny Ekar Md Louis Fiakarana. Mpiandraikitra, Tonia,...
02/10/2024

Nibe sy nanabe tao anatin'ny skotisma i Dr Abel RANAIVOSON , tao amin'ny Ekar Md Louis Fiakarana.
Mpiandraikitra, Tonia, avy eo ekipan'ny faritra Andrefan'Iarivo ary nanangana ny Faritra Ambohitrimanjaka.
Ary nahavita ny fiofanana ''Tapa-porohana 3".

Antilin'i Madagasikara, vonona mandrakariva !

Address

Ambohitrimanjaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dr Abel Ranaivoson / Chirurgien posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Category