Madagascar Bio Santé

Madagascar Bio Santé Madagascar Bio Santé – Votre allié naturel pour une vie saine et équilibrée. 100% bio, 100% Madagascar.

✅ À propos

Retrouvez naturellement votre énergie avec le Bio Label "Madagascar Bio santé" ! Baobab Power est une gamme de compléments alimentaires 100% naturels à base de plantes malgaches comme le baobab, le moringa, ravintsara, le gingembre, et bien d’autres. Notre mission : vous offrir vitalité, équilibre et bien-être au quotidien grâce à la force de la nature.

🌿 Nos produits sont :
✔ 100% naturels
✔ Sans colorant ni conservateur
✔ Inspirés de la pharmacopée traditionnelle Malgache

📦 Disponible en gélules et en poudre
Pour booster votre énergie, renforcer vos défenses et améliorer votre récupération.

🌿ASTUCE DU JOUR: TOMBOTSOA AZO AVY AMIN'NY ROMARIN 🌱😊 PARTIE INdao ho resahana ny tombotsoa azo avy amin'ity zava maniry...
02/03/2026

🌿ASTUCE DU JOUR: TOMBOTSOA AZO AVY AMIN'NY ROMARIN 🌱

😊 PARTIE I
Ndao ho resahana ny tombotsoa azo avy amin'ity zava maniry romarin ity androany.
Nozaraina mpartie maromaro satria tsy indray ho voatanisa daholo.

✅ 1. Mampisy mémoire sy concentration Ny romarin dia efa atramin'ny ela no fantatrao sy ampiasaina MBA hitazomana mémoire sy fifantohana indrindra hoan'ny Zaza mianatra na koa olon-dehibe izay misehatra amin'ny asa mila fifantohana. Raha manana huile de romarin ianao dia iray goutte fotsiny dia ampy atao anaty dité. Raha tsy mañana dia maka kely singany roa amin'ny romarin dia atao ao anaty rano efa avy nampangitrahina, avela hilona Kely 5minutes dia sotroina.

✅ 2. Mampaniry sy manalava volo 💆‍♀️✨
Ny menaka vita amin'ny romarin dia mazàna ampiasaina amin'ny fitsaboana ny fihintsam-bolo. Raha mañana menaka vita amin'ny romarin ianao dia osorana amin'ny odi-bolo dia massena moramora mba ampikorina tsara ny circulation sanguine ao amin'ny loha Ary manamafy ny volo ka mampaniry azy. Raha tsy manana Ilay huile de romarin ianao dia aza mataotra fa afaka maka romarin fehiny roa, ampanarahina amin'ny rany 1L dia rehefa mangatsiaka iny dia anasana volo, tsara raha volo efa madio dia kobanina amin'ny ranona romarin dia massena hatrany 💆

✅ Raha te ahazo ny partie II dia araho tsy tapaka ny pejy. zarao amin'ny namanao izay mety mila azy ity astuce androany ity.

MIRARY TONTOLO NY ANDRO MAHAFINARITRA HO ANTSIKA REHETRA 😊😊😊

FANTATRAO VE FA?Ny 𝗣𝗼𝘂𝗱𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗠𝗼𝗿𝗶𝗻𝗴𝗮(𝚗𝚊 𝚔𝚘𝚊 𝚑𝚘𝚎 𝚅𝚘𝚟𝚘𝚔𝚊 𝚊𝚗𝚊𝚗𝚊𝚖𝚋𝚘)Raha te ho salama lalandava dia vakio ihany ity fa mahas...
01/03/2026

FANTATRAO VE FA?
Ny 𝗣𝗼𝘂𝗱𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗠𝗼𝗿𝗶𝗻𝗴𝗮
(𝚗𝚊 𝚔𝚘𝚊 𝚑𝚘𝚎 𝚅𝚘𝚟𝚘𝚔𝚊 𝚊𝚗𝚊𝚗𝚊𝚖𝚋𝚘)

Raha te ho salama lalandava dia vakio ihany ity fa mahasoa anao.
---------------------------------------------------------
𝐼𝑛𝑜𝑛𝑎 𝑎𝑣𝑦 𝑛𝑦 𝑎𝑟𝑒𝑡𝑖𝑛𝑎 𝑠𝑖𝑡𝑟𝑎𝑛𝑦?
🌿Mitsabo Diabeta izy, mapidina ny taux glycémie raha niakatra izany.
🌿Miaro ny fo, lalan-drà tsy ho tsentsina, sy ho salama tsara foana
🌿Mitsabo ny olan'ny tosidrà (tension) miakatra, na tsy stable
🌿Mapatanjaka ny ozatra, ny nofo, ny vanintaolana. Fanampin-tsakafo tsara ho an'ny mpanao sports.
🌿Mampiakatra ny hery fiarovana ho an'ny rehetra
Detox tsara be ho an'ny tsy salama
Mitsabo vavony, aty, tsinay (ny taova fandevonan-kanina sy ny lalan-kanina ao anaty)

𝐴ℎ𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑜𝑚𝑏𝑎 𝑓𝑖ℎ𝑖𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑧𝑦?
🍵Mahazaka hafanana izy, azo atao dité avy hatrany
🍹Mahazaka hatsiaka koa izy afangaro Jus de fruits izay tianao, na ampiarahina anaty yaourts, mety daholo

✨ Raha hanao traitement @ alalany dia 5g a 15g par jours no fatrany isan'andro isan'olona (sahabo 1 sotro fihinanam bary).

𝐼𝑛𝑜𝑛𝑎 𝑎𝑣𝑦 𝑛𝑦 𝑚𝑎ℎ𝑎????𝑎𝑟𝑎 ??𝑧???
Riche en: Fer, Zinc, Cuivre
Feno vitamines A, B, C, E
Riche en protéines sy calcium




🌍 Andro iraisam-pirenena ho an’ny aretina tsy fahita matetika – 28 FebroaryAndroany, asongadintsika ny aretina tsy fahit...
28/02/2026

🌍 Andro iraisam-pirenena ho an’ny aretina tsy fahita matetika – 28 Febroary
Androany, asongadintsika ny aretina tsy fahita matetika, izay misy olona an-tapitrisany voakasika maneran-tany, nefa mbola tsy fantatra loatra.

💉 Fantatrao ve fa ny drépanocytose no aretina tsy fahita matetika be indrindra eto Madagasikara ? Manodidina ny 1 % amin’ny mponina no voan’izany, ka mety hiteraka fanaintainana, tsy fahampian-dra, ary olana ara-pahasalamana raha tsy voakarakara tsara.

❤️ Ity andro ity dia fotoana ho antsika rehetra mba :
-Hampahafantatra ny olona 🌟
-Hanentanana ny fanaovana fitiliana sy ny fidirana amin’ny fitsaboana 🏥
-Hanohana ireo marary sy ny fianakaviany 🤝

✨ Andeha isika hiara-hiasa mba hahafahan’ny feon’ireo olona voan’ny aretina tsy fahita matetika henoina.

Raha sitrakao dia partageo ity mba ho hitan'ny hafa, Ary ho tsapan'ireo izay miaina ao anatin'izany fa tsy irery izy 🥺

⚠️ RENY VE IANAO ? Vakio ity…👩‍💼 Nantenaina dia renimpianakaviana miasa mafy. Asa, tokantrano, ankizy… tsy misy fitsahar...
28/02/2026

⚠️ RENY VE IANAO ? Vakio ity…

👩‍💼 Nantenaina dia renimpianakaviana miasa mafy. Asa, tokantrano, ankizy… tsy misy fitsaharana.

😩 Tonga tamin’ny fotoana iray izy:
-Marary an-doha lava
-Tsy ampy hery
-Mora kivy
-Niakatra tosi-drà noho ny stress

Indraindray ny reny no manadino ny tenany satria mikarakara ny rehetra… 💔

💡 Saingy nisy fiovana rehefa nanomboka nampiasa Baobab Power 💚 izy.

Tao anatin’ny herinandro vitsivitsy dia:
✨ Nahazo hery indray
✨ Nihena ny harerahana
✨ Niverina ny fahazotoana
✨ Tsapany fa afaka mitsiky sy mankafy fotoana miaraka amin’ny fianakaviany indray.

Ary Ankehitriny manao ahoana i madame Nantenaina? 👨‍👩‍👧‍👦
Fianakaviana iray manontolo no miara mampiasa baobab power amin'izao.

Ianao koa mampiasà Baobab Power

🚨 ⚠️ Stock limités izy amin'izao ka araraoty f'aza miandry ela intsony

👉 Aza miandry ho reraka tanteraka vao hikarakara ny tenanao.

💚 Baobab Power – Hery ho an’ny reny, hery ho an’ny fianakaviana iray manontolo.



27/02/2026

Complément alimentaire
Baobab power 💪

D'accord amin'izany ve ianao? 😅 💨Tague Ilay namanao Salama be iny💨 🤣🤣🤣
27/02/2026

D'accord amin'izany ve ianao? 😅 💨
Tague Ilay namanao Salama be iny💨
🤣🤣🤣

Fantarao ve fa ny GN+ dia efa misy spiruline ao anatiny? 💚Midika izany fa raha mampiasa Ilay GN+ ianao, tsy nofosana fot...
26/02/2026

Fantarao ve fa ny GN+ dia efa misy spiruline ao anatiny? 💚

Midika izany fa raha mampiasa Ilay GN+ ianao, tsy nofosana fotsiny fa mahazo :
✔ Hery sy énergie
✔ Bonne graisse naturelle
✔ Nutriments ilain’ny vatana

Produit iray, tombony maromaro ✨
Safidio :
💊 25.000Ar (40 gélules) – Ho an’izay te hanandrana
🥄 60.000Ar (poudre) – Format économique maharitra kokoa

🌿 ASTUCE DU JOUR: ODY KANKANA NATUREL – Tongolo Gasy 🧄Zavatra ilaina :Tongolo gasy voniny 2 na 3Fomba fampiasana azy :1️...
26/02/2026

🌿 ASTUCE DU JOUR: ODY KANKANA NATUREL – Tongolo Gasy 🧄

Zavatra ilaina :
Tongolo gasy voniny 2 na 3

Fomba fampiasana azy :
1️⃣ Afaka tonga dia atelina miaraka amin'ny rano iray vera alohany isakafo maraina
2️⃣ Totoana dia asina rano Kely dia stroina maraina alohany isakafo

Durée :
3 andro misesy no inanana azy
Raha tsapanao fa tena bé kankana loatra ianao dia → afaka averina indray aorian’ny 2 andro.

💧 Soso-kevitra fanampiny :
-Misotroa rano betsaka mandritra izany
-Mihinana sakafo misy (katsaka, karaoty, voankazo) ho fanampiana fanadiovana ny any anaty rehetra any.



⚠️TSY FAHAMPIANA TORIMASO SY NY VOKADRATSINYNy tsy fahampiana torimaso dia tena misy voka-dratsy amin'ny vatana sy ny fa...
25/02/2026

⚠️TSY FAHAMPIANA TORIMASO SY NY VOKADRATSINY

Ny tsy fahampiana torimaso dia tena misy voka-dratsy amin'ny vatana sy ny fahasalamana.

☝️Ireto avy ny vokadratsiny :

✨Mitarika stress
✨Fihintsam-bolo
✨Fahakizintinana
✨Mahatonga tasy amin'ny hoditra, mony betsaka
✨Maha mora antitra sy mampisy fiantraikany amin'ny hamanjana
✨Mahatonga fiakarana tosi-dra
✨Matonga aretim-bavony
✨Mety hampatavy nefa mety hampahia loatra ihany koa.
✨ Mahatonga areti-nify.
✨Mampisy aphte (fery amin'ny Vava)
✨Mampihetsika crise ho an'ireo olona SPASMOPHILE...

💡Tsara manamarika fa adiny 8 no tokony hatory ny olona iray, ka raha latsak'izany ny torimasonao isan'andro dia miezaha:
👉Mihinana magnésium fa manampy anao ahita tory izany

😊Ny fahasalamana no voalohan-karena.

🌿 Fantatrao ve fa?Ny fruits de baobab dia manankarena tombontsoa ara-pahasalamana maro ho an’ny vatana 💚Inona avy ny tom...
24/02/2026

🌿 Fantatrao ve fa?
Ny fruits de baobab dia manankarena tombontsoa ara-pahasalamana maro ho an’ny vatana 💚

Inona avy ny tombontsoa azo avy aminy?
🍊 Manankarena vitamine sy minérale
🍋 Be vitamine C (mihoatra noho ny voasary makirana)
🦴 Ahitana calcium, potassium, magnésium, fibre ary antioxidant
🛡️ Manamafy ny hery fiarovana
💪 Manampy miaro amin’ny karazana aretina maro
🌸 Manatsara ny fandevonan-kanina
❤️ Manatsara ny fivezivezen’ny rà (circulation sanguine)
📉 Mampihena ny tosidra sy ny cholestérol
⚡ Manala havizanana sy manome hery ny vatana
🩺 Manampy miaro amin’ny diabète
✨ Manatsara sy manalefaka ny hoditra
🌼 Manampy hitazona endrika tanora
👩‍👧 Tsara ho an’ny reny sy ny zaza
🤱 Mety ho an’ny vehivavy mampinono

Manao ahoana ny fomba fihinanana azy?
🥤 Azo anamboarana jus ny fruits de baobab (jus de baobab) sotroina vera iray isan’andro
💧 Azo afangaro amin’ny rano fisotro ny poudre de baobab, sotroina alohan’ny sakafo
🥣 Azo afangaro amin’ny yaourt na ranom-boankazo ihany koa ny poudre de baobab

☝️ Ny vidiny mirary de mirary nefa dia iray kilao fotsiny dia efa ampy hoan'ny mpianakavy mandritra ny iray volana ☺️



🌿💚

🟢 BONNE GRAISSE vs MAUVAISE GRAISSE 🔴Fantatrao ve fa tsy ny “gras” rehetra no mampatavy ratsy?🌿 GRAISSE TSARA (Bonne gra...
24/02/2026

🟢 BONNE GRAISSE vs MAUVAISE GRAISSE 🔴

Fantatrao ve fa tsy ny “gras” rehetra no mampatavy ratsy?

🌿 GRAISSE TSARA (Bonne graisse)
Ireo no ilain’ny vatana :
✔ Manampy amin’ny fitomboan-danja ara-pahasalamana
✔ Manome hery sy énergie
✔ Manampy ny fo sy atidoha hiasa tsara

Ohatra :
🥑 Avocat
🥜 Voanjo sy amande
🌻 Huile d'olive
🐟 Trondro (sardine, thon)
👉 Rehefa misafidy graisse voajanahary ianao dia tsy manimba vatana fa manampy azy.

⚠ GRAISSE RATSY (Mauvaise graisse)
✖ Fast food
✖ Sakafo nendasina matetika
✖ Biscuit sy m**o be menaka industriel
Ireo no mitarika tavy ratsy sy olana ara-pahasalamana.

💡Tsara manamarika fa ny 💪 GN+ dia manankarena bonne graisse sy protéine voajanahary izay:
✔ Mampangeza haingana
✔ Manampy amin'ny musculation Ary tsy mila mikotrana vao nofosana
✔ Manome hery bebe kokoa isan’andro

👉 Raha te hampitombo lanja ianao nefa tsy te hihinana fast food na sakafo tsy mahasalama dia misafidiana Gn+ 😉



🌿 Fomba fitsaboana PROSTATE 🌿Ny graine de courge (voan’ny voatavo) dia fantatra fa ankoatran'ireo tombotsoa marobe izay ...
23/02/2026

🌿 Fomba fitsaboana PROSTATE 🌿

Ny graine de courge (voan’ny voatavo) dia fantatra fa ankoatran'ireo tombotsoa marobe izay azo avy aminy dia manampy amin’ny fitsaboana ny prostate ho an’ny lehilahy.

Manankarena zinc sy otrikaina manohana ny fiasan’ny vatana izy, ka mety:

✅ Hanampy amin’ny fanasitranana ny prostate
✅ Hanatsara ny circulation urinaire
✅ Mampihena ny fivontosana

🥄 Aona ny fomba fampiasana azy ity?
👉Maka 1 sotro fihinanana isan’andro, azo hanina manta na atono kely.
👉Azo afangaro amin’ny sakafo isan’andro koa.

🌱 Ny graine de courge dia zavatra naturel sy tsotra nefa efficace amin'ny fiakarakarana ny fahasalaman’ny lehilahy.
🌱 Satria ny fihinana graine de courge mandritra ny roa erinandro monja d'efa mampihena ny fivontosana sy manasitrana ny any anaty rehetra any...

🙏Raha manana olana amin'ny prostate ianao na mahalala olona voan'izany dia aza misalasala manoratra hafatra miafina fa vonona anampy anao izahay.

🌿Araho tsy tapaka eto amin'ny pejy ny torohevitra mahasoa zarainay isan'andro 😊
Mirary soa 💚

de courge

Address

Analamahitsy
Analamahitsy
101

Telephone

+261322592691

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagascar Bio Santé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram