08/05/2026
๐คฐ๐ Lanjanโny zaza ao an-kibo isan-kerinandro : tokony ho firy marina ?
๐ข Maro ny reny manahy sy manontany : ๐ โAra-dalร na ve ny lanjanโny zanako ao an-kibo ?โ
๐ฉบ Ny marina dia tsotra :
๐ mitombo tsikelikely isan-kerinandro ny zaza mandritra ny vohoka ๐ถ
๐ Eo ho eo aminโny fitomboany :
๐๏ธ 3 volana โ โ๏ธ ~20โ30 g
๐๏ธ 5 volana โ โ๏ธ ~300โ500 g
๐๏ธ 7 volana โ โ๏ธ ~1โ1,5 kg
๐๏ธ 9 volana โ โ๏ธ ~2,5โ4 kg
โ ๏ธ Zava-dehibe: tsy mitovy ny zaza rehetra
๐ Misy kely nefa salama tsara
๐ Misy lehibe kokoa nefa ara-dalร na ihany koa
๐ฉบ Ny tena zava-dehibe ho anโny dokotera dia :
โ๏ธ ny fitomboanโny zaza aminโny ankapobeny
โ๏ธ ny fivezivezeny sy ny fivelarany ao ankibo
โ๏ธ ny ranon- doha (liquide amniotique)
โ๏ธ ny asanโny placenta
๐ Ny fanalahidy :
๐ sakafo voalanjalanja
๐ fanaraha-maso vohoka tsy tapaka
๐ Izany no manampy ny zaza hitombo tsara sy salama ๐ถโจ
๐ฌ Efa naheno anโio ve ianao taloha ?
๐ Zarao aminโny reny hafa mety mila azy โค๏ธ