Centre Médical Andapa-Sud / CMAS

Centre Médical Andapa-Sud / CMAS un lieu pour diagnostiquer et traiter les maladies et éduquer sur les prévention des maladies

Ilay sérum kosa aloha matetika tsy mandeha zay fona refa alina eh 🤣🤣
10/10/2025

Ilay sérum kosa aloha matetika tsy mandeha zay fona refa alina eh 🤣🤣

08/10/2025

Misy olo kony ai , isaka izy marary heveriny nahazo poison t@ mpamosavy fao
Sakafo aby ratsy fitehirizana reo kony misy poison ai
👉Mba mailo ny @ zavatra ampidirina ambava

02/10/2025
✅Azo atao ve ho madio na de mijaly aza?✅Azo atao ve ny hanana vatana Salama na de miaina ao anaty tontolo voretra sy fen...
24/09/2025

✅Azo atao ve ho madio na de mijaly aza?

✅Azo atao ve ny hanana vatana Salama na de miaina ao anaty tontolo voretra sy feno loto aza ?

Mila valiny avy any aminareo

Ry zareo vao hanomboka hanambola aty Afrique 😂Mba manaova fampiasam-batana ihany na de izany azy eh In - 3 isankerin'and...
22/09/2025

Ry zareo vao hanomboka hanambola aty Afrique 😂
Mba manaova fampiasam-batana ihany na de izany azy eh
In - 3 isankerin'andro farafahakeliny

21/09/2025

Merci fa nahafinaritra iny tontolo andro eny
Misy viavy bévoka marobe afaka nisitraka ny fanaovana échographie androany
@ manaraka ndray ary oh

21/09/2025

🌸Hoiz princesse kely ty hoe, aleo 2h du matin mitsy zah vao mivoaka avy tato 👶

Ary matetika @ alina zay fao no maro miteraka
Soa ihany ny Centre Médical Andapa-Sud / CMAS fa miasa 24h/24 7j/7,
💫 na @ firy na @ firy, ny CMAS dia vonona mandrakariva hanome ny fikarakarana tsara indrindra azony omena anao

Félicitations princesse ❤️ 🥰
Mirary soa ny viavy bévoka efa miandriandry any


20/09/2025

🌸 Chez vous, il y a l’amour et la joie…
🌿 Chez nous, il y a la vie et la santé !

Au Centre Médical Andapa Sud (CMAS), nous sommes là 24h/24 et 7j/7 pour prendre soin de vous et de vos proches.
💚 Des soins de qualité
💚 Un accueil chaleureux
💚 Des services complets pour toute la famille

📍 Andapa-Sud
📞 032 09 380 16
📘 Centre Médical Andapa Sud / CMAS

✨ Vatana arovana anio, fahasalamana ho an'ny ampitso 💫

Tsy planinan'Atra ny ahita anao mijalyIzy ary nanome ny zavatra rehetra ho an'olombelona t@ voalohany t@ famoronanaAnkin...
19/09/2025

Tsy planinan'Atra ny ahita anao mijaly
Izy ary nanome ny zavatra rehetra ho an'olombelona t@ voalohany t@ famoronana
Ankino aminy ny momba ny fiainanao, ny asa fivelomana, fa mahay manao zava-mahagaga ho anao Atra. Matokia azy
Eto foana ny Centre Médical Andapa-Sud / CMAS , vonona hanampy anao @ fikarakarana fahasalamana, aza misalasala miantso na mandefa mp

14/09/2025

Nozarana cadeaux surprise ireo Reny 2 vavy teraka tato @ CMAS
Ho tombo tezaina anie ny zaza
Mirary soa ny Reny bévoka jiaby mba ahavita mora

Centre Médical Andapa-Sud / CMAS , eo fona mikarakara anao
Miasa 24h/24 7j/7

Ny mety ho endriky ny bureau fikirakirana administration sy service philanthropique CMASCentre Médical Andapa-Sud / CMAS...
13/09/2025

Ny mety ho endriky ny bureau fikirakirana administration sy service philanthropique CMAS

Centre Médical Andapa-Sud / CMAS miezaka mandrakariva manatsara ny tolotra omena anao

💫VATANA AROVANA ANIO, FAHASALAMANA HO AN'NY AMPITSO 💫

Address

Atsimon'ny Bazary Kely Andapa-Sud
Andapa
205

Telephone

+261320938016

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Médical Andapa-Sud / CMAS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Category