Bio naturel medicaments

Bio naturel medicaments Sante medecine tradutionnelle

🌿 FARMA SANTÉ MALAGASY 🌿Fikarakarana sy fitsaboana amin’ny alalan’ny vokatra natoraly sy ny otra 🌱🤲✨ NOS SERVICES ✨💆‍♀️ ...
22/12/2025

🌿 FARMA SANTÉ MALAGASY 🌿
Fikarakarana sy fitsaboana amin’ny alalan’ny vokatra natoraly sy ny otra 🌱🤲

✨ NOS SERVICES ✨
💆‍♀️ Massage Général
😌 Massage Relaxant
😊 Massage Faciale
🦶 Massage Réflexologie
🧘‍♂️ Massage Spécial Dorsale
🔥 Massage Amincissant
🤕 Massage Foulure
🌾 Massage Spécial Betsileo

📌 TOERANA
Ho antsika eto Toamasina (Tamatave),
📍 TANAMBAO VERRERIE, akaiky pilone VIMA na SIMPA

💆‍♂️ MASSOTHÉRAPEUTE : Mr NJARA
👨‍⚕️ Manampahaizana manokana amin’ny massage fitsaboana sy fampitony vatana
🏠 Mandray à domicile (eny an-trano na anaty Hôtel)

📞 FIFANDRAISANA
☎️ 034 10 672 71
☎️ 033 57 271 78
📲 Misy WhatsApp avokoa ireo laharana ireo

*ANTANANARIVO : Ety 67Ha nord Oeust akaikin'ny Fiangonana FJKM salema vaovao* Andamosin'ny Bulding HAVANA : 0341240080 / 0323895426

*MAHAJANGA : Amborovy
0346801354 / 0327196793

✨ Tsy miantoka fahagagana izahay,
fa miezaka manampy am-pahatsorana, amin’ny alalan’ny
🌿 vahaolana natoraly sy
🤍 fikarakarana akaiky ary matihanina.
🙏 FARMA SANTÉ MALAGASY
💚 Satria sarobidy ny fahasalamanao 💚

🌿 FARMA SANTÉ MALAGASY 🌿Mitsabo amin’ny alalan’ny vokatra natoraly sy ny otraRaha mitady fitsaboana voajanahary, mora ia...
19/12/2025

🌿 FARMA SANTÉ MALAGASY 🌿
Mitsabo amin’ny alalan’ny vokatra natoraly sy ny otra

Raha mitady fitsaboana voajanahary, mora ianteherana, ary manaja ny vatana sy ny aina ianao, dia faly izahay manasa anao hanatona ny FARMA SANTÉ MALAGASY.

👉 Mampiasa vokatra natoraly sy otra izahay, ho fanohanana ny fahasalamana sy ny fahatsaran’ny vatana, araka ny fahendrena sy ny traikefa.

📍 Toerana :
Ho antsika eto Toamasina (Tamatave), dia hita ao TANAMBAO VERRERIE, akaiky pilone VIMA na SIMPA.

💆‍♂️ Misy ihany koa ny MASSOTHERAPEUTE Mr NJARA
– Manampahaizana amin’ny massage fitsaboana sy fampitony vatana
– Massage à domicile na ao anaty Hôtel, araka izay mety aminao

📞 Fifandraisana :
034 10 672 71
033 57 271 78
📲 Misy WhatsApp avokoa ireo laharana ireo

✨ Tsy miantoka fahagagana izahay, fa miezaka manampy am-pahatsorana, amin’ny alalan’ny vahaolana natoraly sy fikarakarana akaiky.

🙏 FARMA SANTÉ MALAGASY
Satria sarobidy ny fahasalamanao

🏡 VOUS CHERCHEZ UNE MAISON ET UN TERRAIN neufs, sûrs et prêts à habiter ?🌊 À seulement -10km de la plage ?✨ Nouvelles ar...
04/12/2025

🏡 VOUS CHERCHEZ UNE MAISON ET UN TERRAIN neufs, sûrs et prêts à habiter ?
🌊 À seulement -10km de la plage ?

✨ Nouvelles arrivages toutes fraîches :

💝 MAISON CLÔTURÉE – À VENDRE 🔥
💰 Prix exceptionnel ! 😍
📍 Tamatave – Verrerie Andrefana, ZES Tanambao

✅ 📜 Titrée & bornée
✅ 🏠 Deux maisons (andakoro)
✅ 📏 Surface maison : 9 × 12 m
✅ 🧱 Étage : 5 × 7 m
✅ 🌿 Cour : 24 × 26 m
✅ 📌 2ᵉ position
✅ 🚗 Accès voiture excellent
✅ 👮‍♂️ Proche de l’Hôtel de Police 😎
⚡ « Prête à être habitée immédiatement ! » ⚡

💵 Frais de visite : 25 000 Fmg / 5 000 Ar

📩 Pour plus d’informations, envoyez un message privé.
📞 Contacts (WhatsApp disponible) :
➡️ 📱 034 10 672 71
➡️ 📱 033 57 27 178
➡️ 📱 037 62 843 71
👤 Mr Njara

Prix : 1 milliard 200 Fmg (débattre)
🚫 Pas besoin d’intermédiaire !!

Tonga indray ny PACK AD'CLE 💥💥 ho an'izay tara ka tsy nahazo teo aloha : 🔴Ho antsika lehilahy izay manana olana:- Filahi...
01/12/2025

Tonga indray ny PACK AD'CLE 💥💥 ho an'izay tara ka tsy nahazo teo aloha :

🔴Ho antsika lehilahy izay manana olana:
- Filahiana malemy
- Vetivety dia tonga
- Maty ho azy eo ampanaovana

🔴Inty ny vahaolana ho anao
-PACK AD'CLE,vokatra natoraly vita @ zava-maniry 100%
- mampatanjaka
- mampaharitra
- mampienjana
- mampiridiridy

==>Tsy misy effets secondaires

🔴Ireo antony mahatonga ny filahiana malemy:
-Diabeta tsy voatsabo tsara
-tosidrà avo
-tavy manentsina ny làlandra
-Ny aretin'ny voa
-Ny aretin'ny prostate
-Ny aretin-damosina
-Ny rarin-tsaina

-raha mila fanazavana fanampiny ianao dia mandefasa hafatra eto amin'ny pejy fa ho valianay ankafaliana.

E-mail : andriamampiadanan@gmail.com
Tamatave tanambao vereri akaiky pilone vima parany goudron
0376284371
0341067271
0335727178
Farma santé Malagasy

🌴 VILLAGE À VENDRE – MAHAVANONA (44,6 Ha)📍 À 43 km de Tamatave, RN5 vers Foulpointe – 800 m de la route, côté mer.🌊 Terr...
26/11/2025

🌴 VILLAGE À VENDRE – MAHAVANONA (44,6 Ha)
📍 À 43 km de Tamatave, RN5 vers Foulpointe – 800 m de la route, côté mer.

🌊 Terrain exceptionnel, entouré par les rivières Namandrahana et Sahakondro, avec embouchure protégée et plage sécurisée.

📑 Titres complets, 6 titres au total.
💯 Vente fiable, supervisée par notaire.
📄 3 titres remis dès l’avance.

🏡 Atouts :
✔️ Accès unique
✔️ Bâtiments habitables
✔️ Vedette rapide + pirogue
✔️ Accessible en voiture
✔️ Terrain prêt pour projet

💸 Prix : 10 milliards FMG (négociable)
Ou 2 000 000 000ar
📱 WhatsApp : +261 34 10 672 71
📞 033 57 271 78
📘 Facebook : Ranjan Andriamampiadana

🚨 Pas d’intermédiaire.

Il existe également d’autres terrains et maisons magnifiques à vendre dans les commentaires : à un prix vraiment abordable, de bonne qualité et pas loin de la plage.

🏡 VOUS CHERCHEZ UNE MAISON ET UN TERRAIN neufs, sûrs et prêts à habiter ?🌊 À seulement -10km de la plage ?✨ Nouvelles ar...
14/11/2025

🏡 VOUS CHERCHEZ UNE MAISON ET UN TERRAIN neufs, sûrs et prêts à habiter ?
🌊 À seulement -10km de la plage ?

✨ Nouvelles arrivages toutes fraîches :

💝 MAISON CLÔTURÉE – À VENDRE 🔥
💰 Prix exceptionnel ! 😍
📍 Tamatave – Verrerie Andrefana, ZES Tanambao

✅ 📜 Titrée & bornée
✅ 🏠 Deux maisons (andakoro)
✅ 📏 Surface maison : 9 × 12 m
✅ 🧱 Étage : 5 × 7 m
✅ 🌿 Cour : 24 × 26 m
✅ 📌 2ᵉ position
✅ 🚗 Accès voiture excellent
✅ 👮‍♂️ Proche de l’Hôtel de Police 😎
⚡ « Prête à être habitée immédiatement ! » ⚡

💵 Frais de visite : 25 000 Fmg / 5 000 Ar

📩 Pour plus d’informations, envoyez un message privé.
📞 Contacts (WhatsApp disponible) :
➡️ 📱 034 10 672 71
➡️ 📱 033 57 27 178
➡️ 📱 037 62 843 71
👤 Mr Njara

Prix : 1 milliard 200 Fmg (débattre)
🚫 Pas besoin d’intermédiaire !!

✨ ANDAO HAKA AINA KELY! ✨🌿 Manomboha fiainana vaovao sy hery vaovao hiatrehana ny asa aman-draharaha isan’andro 💪💆 Servi...
20/10/2025

✨ ANDAO HAKA AINA KELY! ✨
🌿 Manomboha fiainana vaovao sy hery vaovao hiatrehana ny asa aman-draharaha isan’andro 💪

💆 Services proposés :
🌸 Massage Général — 1h à 1h30
🌙 Massage Relaxant — 45mn à 1h
🌐 Massage Spécial Dorsale — 20mn
🌱 Réflexothérapie — 20 à 30mn
🌼 Massage Facial — 15 à 30mn

💰 Tarifs : à partir de 15 000 Ar jusqu’à 35 000 Ar
(ou 75 000 fmg à 175 000 fmg + selon prestation)

📍 Lieu : Tamatave
🏠 Massage à domicile possible — profitez du bien-être chez vous !

📞 Contacts :
📱 033 57 271 78
📱 034 10 672 71

💖 Ataovy safidy ny fahasalamana sy fialan-tsasatrao.
🌟 Avelao izahay hanampy anao hahatsapa fahatoniana, fanavaozana ary fitoniana tanteraka. 🌸

👉👉Veloma ny aretim-bavony👈👈🔴Gastrite (inflammation ao amin’ny vavony) Mety hiseho noho ny fitombon’ny asidra gastrika. M...
16/09/2025

👉👉Veloma ny aretim-bavony👈👈

🔴Gastrite (inflammation ao amin’ny vavony)

Mety hiseho noho ny fitombon’ny asidra gastrika.

Mety ho vokatry ny fisotroana toaka be loatra,ny fihinana fanafody matetika indrindra ny fanafody fanaintainana(anti-inflammatoire), ny rarin-tsaina(stress) sy avy amin'ny bakteria antsoina hoe"helicobacter pylorie"vokatriny ny fihinanana sakafo maloto.

👉Fomba fisehony:misalebolebo, mandoha, manindrona ny ambava-fo,mivozizitra misy rivotra lava ny vavony,ary malain-komana.

🔴Ulcère gastrique na ulcère gastro-duodénal:

maratra na misy fery ny ati-vavony ka mety mihitatra hatrany amin'ny loha-tsinay kely.marihana fa ny ulcère gastrique dia vokatry ny Gastrite tsy voatsabo ara-potoana ka lasa mitarazoka ela loatra(gastrique chronique).ka manomboka eo dia mety andoha rà ilay olona na rehefa mivoaka dia misy rà.

🔴Reflux gastro-œsophagien (RGO)
*Rehefa miverina any amin'ny an-tenda ny asidra gastrika

Soritr’aretina: Fahatsapana mavaivay eo amin’ny tratra, asidra miakatra amin’ny vava, kohaka maina amin’ny alina.

🔴Syndrome de l’intestin irritable (SII / colopathie fonctionnelle)

Tsy aretina misy ratra fa “trouble fonctionnel” vokatry ny stress sy adin-tsaina.

Soritr’aretina: mivalana na mitohana matetika, fanaintainana eo amin'ny Kibo, Fitombon'ny kibo.

👉Ny antony mahatonga izany :

Ny stress dia mampiakatra ny cortisol sy adrénaline, ka manakorontana ny fiasan’ny tsinay sy ny famokarana asidra gastrika,

Izay mety hitarika fihinanana haingana loatra,

👉Ny sigara, kafe na toaka be loatra ihany koa dia anisan'ny mampiombo ny aretina.

🔴 Ity ary ny vahaolana ho anao

✨Sirop MANDAITRA VAVONY 🌿

Vokatra natoraly vita avy amin'ny zava-maniry "Raketakendretevo sy vahona"

✨Tsy Calment fotsiny fa tena manasitrana tanteraka ny aretim-bavony.

Raha liana ianao dia aza misalasala manantona ny Toerana misy anay :

👉67Ha nord Oeust akaikin'ny Fiangonana FJKM salema vaovao Ilay andamosin'ny bulding Havana.

Contact : 0341067271

✨ Viens, je vais t’accueillir avec un massage de détente 💆‍♂️💆‍♀️Je te ferai ressentir une nouvelle énergie pour affront...
14/09/2025

✨ Viens, je vais t’accueillir avec un massage de détente 💆‍♂️💆‍♀️
Je te ferai ressentir une nouvelle énergie pour affronter ta journée 📅.

💖 N’hésite pas, car le massage que tu recevras sera à la fois doux et très satisfaisant !

📱 WhatsApp : +261341067271

Ireto misy tombontsoa lehibe azo amin’ny otra nentim-paharazana na koa otra moderne 👐💆‍♂️💆‍♀️ :✨ Ho an’ny vatana :Manala...
11/09/2025

Ireto misy tombontsoa lehibe azo amin’ny otra nentim-paharazana na koa otra moderne 👐💆‍♂️💆‍♀️ :

✨ Ho an’ny vatana :

Manala havizanana sy fanina 💤

Mampihena fanaintainana (rhumatisme, hozatra, lamosina) 💪

Manatsara ny fivezivezen-dra ❤️

Manampy amin’ny fitoniana sy ny torimaso tsara 😴

✨ Ho an’ny saina sy ny fahasalamana :

Manala adin-tsaina sy tebiteby 😌🌿

Manatsara fifantohana sy fahatsiarovana 🧠

Mamerina ny fifandanjan’ny hery fiarovan’ny vatana 🛡️

---

📍 Raha mitady mpanotra matihanina sy mahay ianao eto Tamatave, dia Andriamampiadana no iray amin’ireo tsara indrindra 🌟.

➡️ Afaka mandray anao ao Tanambao Verrerie "Simpas" akaikin’ny Pilone Vima.
🕖 Ora fandraisana : 7h - 20h (tsy mandray olona Sabotsy).
📞 Fifandraisana : 034 106 72 71 📲

💫 Tongava hahatsapa fampiononana, fahasambarana ary hery vaovao avy amin’ny otra matihanina.

11/09/2025

Address

Tamatave
Ankadifotsy
501

Telephone

+261341067271

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bio naturel medicaments posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram