16/02/2026
Vaovao Damyan 🙏🙏🙏
Date 16/02/ 2026 ❤️ 🆘 DAMYAN 🆘
Ho anareo izay manontany ny firosoan’ny dossier Damyan ho amin’ny évacuation-ny, dia efa nipetraka avokoa ny taratasy fangatahana alalana amin’ny isan’ambaratonga isan-tsokajy amin’ny fangatahana VISA. Fa miankina amin’ny fahavononan’ny vola no sisa. Koa mangataka vavaka ho azy mba ahita ny ho enti-manana rehetra ny ho amin’ny fitsaboana azy 🙏🙏🙏
Misaotra ireo nanolotra e-money maro be tsy voatanisa mitentina 2.345.000 ar. Dia niampy tamin’ny vola azon’izy ireo hatrizay dia toy izao ny vola am-pelantanan’izy ireo izao dia. 27.372.895,15 ar. Mitentina 52.627.104.85 ar sisa ny vola tsy mbola ampy amin’ny fitsaboana any Inde sy ny saran’ny fiaramanidina satria izy tsy maintsy mila oxygène raha mandeha fiara manidina. 🙏🙏🙏
Manao antso avo ireo malala-tanana rehetra hatrany izy ireo tompoko 🙏🙏🙏 Dia mitalaho amin’ny Iaro Ramamonjisoa koa fa tena mila vonjy na ireo rehetra izay afaka manampy tompoko fans STAR Madagascar Mickaëlla Sougun Pitsana Vente Pantalon de Grossesse Mode In Tanà Antso Vonjy ho an'ny Hafa …………………………. ireo rehetra tsy voatanisa etoana tompoko
Mbola mitohy foana koa ny kinesitherapie medicale, ny fanafody, ny oxygène. Misy fotoana izy moa mila miditra Hopitaly fa dia manao ny fitsaboana izay tokony natao ho azy foana ireo ray aman-dreniny.
Koa misaotra eram-po an’Andriamanitra lehibe noho ny fisiantsika tsirairay avy ho fitaovana mbola nahavelon’aina an’i Damyan kely hatramin'izao. Misaotra indrindra hatrany tompoko, ary misaotra ny fitiavana nasehonareo an’i Damyan kely hatramin’izay ka hatramin’izao. ❤️ Afaka mitsidika mivantana mijery izay mahaeo azy izao tompoko 🙏🙏🙏
Mitalaho vonjy amintsika izy mianakavy kely tompoko hoe inona no mba azo atao mba hitsaboana an’i Damyan kely any ivelany tompoko 😭😥😥
📞 Ireto ny numéro Ray aman-drenin'i Damyan mivantana koa tompoko raha misy afaka atolotrareo :
💚 034 09 007 90 (Mvola)
❤️ 033 20 428 28 (Airtel Money)
🧡 032 24 625 70 (Orange money)
Misoratra amin’ny : RANDRIAMANANTENA NASOLONDRABE / Rain’i Damyan kely 🇲🇬 Western union :RANDRIAMANANTENA NASOLONDRABE - CIN:101 231 133 919🌐 KAONTY FACEBOOK DADAN'I DAMYAN :RANDRIAMANANTENA NASOLONDRABE
❤️ Am-pitiavana feno ❤️
Mamerina ny fisaorana ry havana 🙏, Ilay Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly ny fitiavana nasetrintsika. 𝐃𝐢𝐚 𝐚𝐧𝐤𝐚𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐈𝐓𝐑𝐎𝐓𝐑𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐌-𝐁𝐀𝐕𝐀𝐊𝐀 an'i Damyan kely 🙏🙏🙏