11/07/2024
Promotions bé ao @ Liantsoa boutique Moramanga Ambony akaiky misakafo apitan n'y Itel @ ity semaine ity ooo!!!!
Manasa loha mifanaraka @ volonao n'y produits ampiasaina+broshing+ finition kératin+ fandraisana mahafapo miaraka @ sérum tsy hadino🥰
8000ar ftsn Na lava Na fohy
Tongava maro de MBA mandray anjara gôna aaa!!!!