Revendeur RIRA 67Ha

Revendeur RIRA 67Ha Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Revendeur RIRA 67Ha, Medical and health, TANANARIVO 67HA Ampitan'ny Assurance Ny havana, Antananarivo.

01/12/2025
๐ŸŒฟ๐ŸŒฟ๐ŸŒฟPOUDRE BIO ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ฉ๐—˜๐—Ÿ๐—ข๐—š๐—ก๐—ข๐ŸŒฟ๐ŸŒฟ๐ŸŒฟ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌSangany amin'ireo raokandro vokarin'ny ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒฬ ๐— ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜† ny poudre bio Mahavelogno๐ŸŒพ๐ŸŒพ ๐Ÿ‡จ...
10/11/2022

๐ŸŒฟ๐ŸŒฟ๐ŸŒฟPOUDRE BIO ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ฉ๐—˜๐—Ÿ๐—ข๐—š๐—ก๐—ข๐ŸŒฟ๐ŸŒฟ๐ŸŒฟ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌSangany amin'ireo raokandro vokarin'ny ๐—™๐—ฎ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒฬ ๐— ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜† ny poudre bio Mahavelogno๐ŸŒพ๐ŸŒพ
๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ญVita fanandramana tanteraka ary ahitam-bokatra tsara sy mampitolagaga.

๐Ÿ’กAzo atao tsara ihany koa ny mampiasa azy ity ho fisorohana sy fitaizam-batana.

โ™ˆIREO ARETINA NAMPIASANA AZY DIA SITRANY :

1 - Mikarakara ny Loha (aretin-doha isan-karazany, cataracte, sery, tevidoha, tenda, tsy fahampian-torimaso.
2 - Aretim-po
3 - Allergie isan-karazany
4 - Aretin'Aty
5 - Aretin'ny tsinay, manotika, mivalana,
Rivotra an-tsinay, kambon-tsinay, hemoroide, mitohana.
6- Ra, cholesterol, loto isan-karazany
7 - Aretin'ny voa sy ny taovam-pananahana rehetra.
8 - Mangotsoka an-taolana : Goutte, rhumatisme, arthrite
9 - Aretin-kozatra rehetra
10 - Tazo, tazo vony, grippe
11 - Homamiadana (Cancer) dridra (gangrene)
12 - Hidihidy, farasisa, maimbo hoditra
13 - Fivontosana anatiny sy ivelany
14 - Hamamoana
15 - Misoroka amin'ny fahatapan'ny lalan-dra ao amin'ny atidoha (AVC)
16 - Fisoroana sy fitsaboana ny VIH Sida
17 - Fivalanan-dra, tefoedra
18 - Aretina vokatry ny otrikaretina (Bonibony, nendram-boalavo
Mandefa amin'ny faritra rehetra manerana ny Nosy

๐Ÿ”ฐToerana

TANANARIVO
- 67ha Andamosin'ny Assurance NY HAVANA

Farma santรฉ Malagasy
034 10 672 71

๐ŸŒฟTongava fa ho raisina tsara hianao Tompoko ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ”ฐMANDEFA AM FARITRA MANERANA NY NOSY ๐Ÿ“ฉ

Address

TANANARIVO 67HA Ampitan'ny Assurance Ny Havana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Revendeur RIRA 67Ha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram