18/02/2026
Mamely Zao ny "BRONCHIOLITE" ,ito torohevitra afaka atao ao antrano
❌❌EVOKA RANON-TSIRA,ANALANA ILAY REHOKA SY LELO MANETSINA NY ZAZAKELY ❌❌
Mamely zao grippe fa na tsika lehibe koa afaka manao an'ito
FOMBA FANAOVAN'AZY :
👉Maka vilany iray ianao , misy rano nampangotrahana 🤗
👉Avieo ,asina sira arakaran'ny hahabetsak'ilay rano (1sotro bé na mihotra )
👉Atao amin'tany otran'ilay manao evoka reny avieo ny vilany
👉 Atongilana mora2 ny sarombilany ary ,raha mbola kely ny zaza dia alainao izy ary atao mipaka amin'lantotsandry ny kibony ,ary ahondrika mora2 anakaiky ilay vilany mamoka entona🤗🤗
👉Tandremana tsara tsy ho may ny tarehany an,tsapanao amin'alalan'ilay tanana mitazona azy ny hafanana .
👉Atao isan'andro maraina sy ariva,atao mandrapa lefy ny herin'ilay evoka ,eo amin'3 minitra eo 🤗
👉Rehefa mahavita an'io isan'andro ianao dia ho hitanao fa ho afaka ny rehoka ary andeha any amin'malotony,satria izy mbola tsy mahay mandrehoka🤗
👉Afaka manao "Aérosol" ihany koa raha tsy mahavatra azy .
👉Aza adino manadio ny oron'zazakely amin'"SSI" isan'andro
👉Halaviro ny zazakely n'y setroka(sigara,kitay ,charbon ,sns)
AZA ADINO NY PARTAGE AN😍🙏
✍️Rasazy Fitahiana