Dragons' Den

Dragons' Den Golden football

  ⚽Afaka miomana dien'izao ianareo club maro isan-karazany e 🤙🏻🏟Ekipa mifampizara traikefa ⚽
24/01/2024


Afaka miomana dien'izao ianareo club maro isan-karazany e 🤙🏻🏟
Ekipa mifampizara traikefa ⚽

  🏟️⚽Efa fantatra ny daty fa hivoka tsy ho ela eto, Zao dia miomana daholo e!!!Averina ihany fa tsisy mpilalao avy ao @ ...
23/01/2024

🏟️⚽
Efa fantatra ny daty fa hivoka tsy ho ela eto, Zao dia miomana daholo e!!!
Averina ihany fa tsisy mpilalao avy ao @ PPFL fa ho an'ireo mpilalao réserve na vao misondrotra ⚽
Entanina daholo izay vonona 💪🤙
Araho tsy tapaka ny pejy ⚽

Golden Football National Senior
14/01/2024

Golden Football National Senior

  💙🧡⚽Betsaka ianareo no manontany any @ hafatra miafina hoe rovina dia aiza ny toerana hanatanterahana azy?➡️ Ho lazaina...
07/01/2024

💙🧡⚽
Betsaka ianareo no manontany any @ hafatra miafina hoe rovina dia aiza ny toerana hanatanterahana azy?
➡️ Ho lazainay tsy ho ela eto ny daty sy ny toerana hanatanterahana azy 😊⚽
NB : Tsara anefa ny mampafantatra dien'izao fa any @ faritra no hanatanterahana ny fifaninanana.Ary mbola malalaka tsara ny fotoana hanomanana.

Contact : 032 89 555 79

  ⚽Amin'ity dia omentsika sehatra ny zandry kely misondrotra e!!!Ny ho avin'ireo ekipa goavana,SANS PRO LEAGUES
06/01/2024


Amin'ity dia omentsika sehatra ny zandry kely misondrotra e!!!
Ny ho avin'ireo ekipa goavana,SANS PRO LEAGUES

  ⚽Ho an'izay ekipa D1 na D2 vonona hiala ny faritra misy azy ka hanome tsirony ny mpankafy sy ny mpijery 😍⚽🏟️Bientôt......
05/01/2024


Ho an'izay ekipa D1 na D2 vonona hiala ny faritra misy azy ka hanome tsirony ny mpankafy sy ny mpijery 😍⚽🏟️
Bientôt...

NB : Ny ekipa senior vehivavy ihany koa miomana daholo e 😊😍⚽
Marihina fa any @ faritra no hanatanterahana ny fifaninanana ary mbola afaka miomana tsara ny rehetra satria mbola malalaka ny fotoana.

⚽🥇🥈🥉🏆⚽

Raha asiantsika   ho an'ny senior dia iza daholo ny club vonona???Mi-deplace Kely an ⚽Vonona ve nareo???Omen-tsika spect...
04/01/2024

Raha asiantsika ho an'ny senior dia iza daholo ny club vonona???
Mi-deplace Kely an ⚽
Vonona ve nareo???
Omen-tsika spectacle ⚽ sy ambiance Kely ny mpijery sy ny mpankafy🤙👊

Ny vondron'ny fikambanana Golden Youth School izay mpikarakara tournoi de foot ho an'ny tanora dia faly miarahaba antsik...
03/01/2024

Ny vondron'ny fikambanana Golden Youth School izay mpikarakara tournoi de foot ho an'ny tanora dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao.
Ho taona hatratrarana ny tanjona ho an'ny tsirairay avy anie.
Ho avy tsy ho ela ny fifaninanana fa samia miomana.
Mirary soa ho antsika rehetra e ⚽💙🧡

Miarahaba antsika rehetra 😉🙂Te hanisy fanazavana kely fa maro ianareo no manontany ao anaty mp ny momba an'ny Golden You...
23/11/2023

Miarahaba antsika rehetra 😉🙂
Te hanisy fanazavana kely fa maro ianareo no manontany ao anaty mp ny momba an'ny Golden Youth School hoe club ve?
👉 Tsy CLUB ny Golden Yoth School fa mpikarakara fifaninanana (tournoi) ho an'ny ankizy sy ny tanora eny anivon'ireny sekolin'ny baolina kitra maro isan-karazany misy eto an tanana ireny.
👉 Fifaninanana PRIVEE fa miara miasa kosa amin'ireo rafitra misy eo anivon'ny baolina kitra eto amintsika.
👉 Ao anatin'ny taona iray dia fifaninanana.(tournoi) telo (3) no tanterahana.
👉 Efa mivelatra ny fifaninanana ary maniry hitety faritra maro eto madagasikara 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Mankasitraka antsika rehetra namaky hatramin'ny farany 🙏🙏🙏
Ho lasa lavitra anie ny baolina kitra malagasy ⚽⚽⚽
Golden Youth School 💙🧡

Mirary herin'andro feno fandresena ho anao 💙🧡
20/11/2023

Mirary herin'andro feno fandresena ho anao
💙🧡

Tsy mifidy taona ny fitiavana kitra,na lahy na vavy fa manohana⚽Golden Yoth School 💙🧡
12/09/2023

Tsy mifidy taona ny fitiavana kitra,na lahy na vavy fa manohana⚽

Golden Yoth School 💙🧡

💙🧡Joeuse ⚽️
11/09/2023

💙🧡
Joeuse ⚽️

Address

K4 100Ter Ivato
Antananarivo
105

Telephone

+261328955579

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dragons' Den posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Dragons' Den:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram