E+zaho, ny fahasalamako

E+zaho, ny fahasalamako Plateforme digitale sur la santé

14/04/2026

💡 Rapport sexuel voaaro dia mampilamin-tsaina, milay kokoa 😋

🧷🛡️🧷

07/04/2026

04/04/2026

👉 Manaovà, manaova fety 🎉🎊sambatra❗️

09/03/2026

👋 Mba ho samy salama ny reny sy ny zaza dia ataovy laharam-pahamehana (priorité) ny 𝗳𝗶𝘀𝗮𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮 eny amin'ny Tobimpahasalamana rehefa mitondra vohoka ✅

👉 Raha mila fanoroana sy fanampim-panazavana, midira MP 💬 na miantso 📞 ny laharana maitso 🆓

11/02/2026

ℹ️ Tandrovana ny fahasalamana dia milay ny fiainana 💪

👉 Araho tsara amin'ny an-tsakany sy an-davany ireo torohevitra omen’ny dokotera ✅

🟩 Ianao sérieux, mahomby ny fitsaboana! 🟩

05/02/2026

ℹ️ Fotoana sarobidy sy saropady ny fitondrana vohoka, koa arovy ny tenanao sy ny harena ao ankibonao, hajao ireo fepetra sakana rehetra sy ny torimarika omen'ny mpiasan'ny fahasalamana ✅

👉 Misy tranga mampanahy, midira MP 💬 miresaka aminay. Azo antsoina koa ny laharana maitso ☎️🆓

14/01/2026

👋 Fahazarana efa natao, tsy mety lao, fiarovana 🛡️ rehefa misy aretina toy izao ny fanaovana ny arovava-orona ✅

06/01/2026

⌛ Ny taona no niova fa ny tsy niova dia ny kapôty ary koa ny aretina mahamay azo amin'ny firaisana ara-nofo raha tsy manao fiarovana milay ✅
ℹ️ Ilay izy moa zaraina maimaimpoana ary efa voatokana fa tsy hoan'ny rehetra.

🟩 Mahazo atao foana anefa ny manoratra 💬 na ny miantso ☎️ anay raha sendra nifanena amin'ny aretina mahamay ⚠️
👉 Maimaimpoana daholo izany 🆓 👊

Rehefa manao, manaova condom.
01/12/2025

Rehefa manao, manaova condom.

👋 Zay mampiasa kapôty e❗ Ndao samy hampiasa isika ✅
👉1 firaisana ara-nofo = 1 kapôty 👈 👊

14/10/2025

ℹ️ Ny fisafoana dia antoka iray ahazona zaza salama lavitry ny VIH ary miantoka tsara ny fizotra ny fitondrana vohoka ✅

👉 Manatona tobimpahasalama vao be vohoka e❗

Misy ny kapoty AMIDY ary misy ny TSY AZO AMIDY.
19/09/2025

Misy ny kapoty AMIDY ary misy ny TSY AZO AMIDY.

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E+zaho, ny fahasalamako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share