30/06/2025
🇲🇬🙏ALEO HAZAVA
Ny olona maka tombony anaty asa fitadiavambolany dia tsy misoloky na manararaotra fa izay no fivelomany. Anao ny safidy na hanjifa na tsia, zakanao ilay vidiny sa tsia. Tsy hitovy velively ny akondro amidy eny amorondalana sy amidy anaty magazay tsara. Tsy hitovy ny masonkarena, ny karaman ny mpiasa, ny vola nolaniana. Ka tsy hoe maninona etsy amorondalana 500ar dia ao aminazy 1000ar.
Malagasy ve ianao