
17/05/2025
🍼🍽 Ary raha ampiarintsika moa fa tena manampy amin’ny fitomboana ny fihinanana sakafo ara-pahasalamana?
Ato amin’ity fizarana ity, izay tarihin’i Mirado, miaraka amin’i Dr Tahiana avy ao amin’ny SNUT sy i Jaona avy ao amin’ny Tily Madagasikara, hiresaka momba ny fanjarian-tsakafo, sakafon’ny zaza madinika isika toy ny :
✨ Ny maha-zava-dehibe ny fampinonoana fotsiny mandritra ny enim-volana voalohany
🥦 Sakafo isan-karazany sy mifanaraka amin’ny filàn’ny zaza rehefa manomboka ny fampidirana sakafo
👨👩👧 Ny hery sy fifamatorana amin’ny fiaraha-misakafo ao anaty fianakaviana
🍲 Ary nahoana ny sakafo ara-pahasalamana no ilaina amin’ny fivelaran’ny zaza ?
…
🎧 Henoy ity podcast ity mba hahafantaranao bebe kokoa ny fomba hanomezana sakafo mahasalama ho an’ny zanakao, indro ny rohy : https://open.spotify.com/episode/2ImlscEpn0FgYowhuteDqa
–––––––––––
🍼🍽 Et si bien manger, c’était aussi mieux grandir ?
Dans cet épisode, Mirado, Dr Tahiana du SNUT et Jaona de Tily Madagasikara, parlerons de nutrition des tout-petits :
✨ L’importance de l’allaitement exclusif les 6 premiers mois
🥦 Une alimentation variée et adaptée dès la diversification
👨👩👧 Le pouvoir de manger ensemble en famille
🍲 Et pourquoi une bonne alimentation est essentielle pour le développement des enfants?
….
🎧 À écouter ici : https://open.spotify.com/episode/2ImlscEpn0FgYowhuteDqa?si=qHqTlOh6T4eBAzlyn3GYVg&context=spotify%3Ashow%3A02UcbVPT2GQJwldIaY6oox pour mieux nourrir, mieux comprendre, mieux grandir
Tily eto Madagasikara
Mpanazava sy Tily Eto Madagasikara (MTEM)