Veg'Oil Madagascar

Veg'Oil Madagascar Pejy izarana mahakasika ny tontolon'ny Menaka Natoraly!

"Natural oils"

Ahitanao tantara, ny toetra mampiavaka ary ny tombotsoa ny menaka tsirairay ara fanjarian-tsakafo (Nutrition) , fitsaboana (Aromatherapy), Kosmetika voajanahary (Natural cosmetics).

Menaka VEGETALY, MINERALY sa ANIMALY !!!!??? Ny antsoina hoe menaka moa dia ireo ranoka matavy manana endrika mitsiranok...
13/06/2022

Menaka VEGETALY, MINERALY sa ANIMALY !!!!???

Ny antsoina hoe menaka moa dia ireo ranoka matavy manana endrika mitsiranoka eo amin ny maripana antonony iainantsika andavanandro (~25 degree). Samihafa amin’ny tavy (graisse) ny menaka satria ny tavy dia mivaingana toy ny dobera rehefa apetraka amin ny maripana antonony.

Telo lehibe no karazana loharanom-pamokarana menaka dia ny avy amin ny Vegetaly, ny Mineraly ary ny Biby.
Ny menaka Vegetaly dia ireo azo avy amin’ny zava maniry (Voa, Voankazo, Voniny…).
Ny menaka Mineraly kosa na fantatra amin ny anarana hoe syntetika dia ireo azo avy amin ny fanodidinana solika fosily (Schiste, Arintany, Solika…). Araka ny anarany kosa, ny karazany fahatelo antsoina hoe menaka Animaly dia nalaina avy amn’ny biby (Trondro, Omby, Voay…).

Tara ary ny mampahatsiahy fa ny karaza-menaka tsisrairay dia sady misy fomba fampiasa azy no mananana anjara toreana manandanja amin’ny fahasalamantsika!

NY Veg’Oil dia hamphafantatra anao miandalana izany!!!

Mahaliana anao ny mahakasika ny MENAKA? Mampatavy eh, mahasalama eh, mamofona eh, manitra eh, .....  INONA IHANY ARY IZA...
16/05/2022

Mahaliana anao ny mahakasika ny MENAKA?

Mampatavy eh, mahasalama eh, mamofona eh, manitra eh, ..... INONA IHANY ARY IZANY?...

Indro ary ny Veg'Oil Madagascar, ny pejy izarana mahakasika ny tontolon'ny Menaka Natoraly! "Natural oils"
Ahitanao tantara, ny toetra mampiavaka ary ny tombotsoa ny menaka tsirairay ara fanjarian-tsakafo (Nutrition) , fitsaboana (Aromatherapy), Kosmetika voajanahary (Natural cosmetics). . . sy ny maro hafa

Manasa anao ary hanaraka tsy tapaka !!!

🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Do you have interest in OILS??

They are known as fatty food, healthy sources, bad smell, for perfumes... CONFUSING !!!!

Here is the right page dedicated for NATURAL OILS sharing!
We discuss oils History, properties and benefits in Nutrition, Aromatherapy, natural cosmetics.... and so on.

Stay tuned on the page !!!

🇬🇧🇺🇸🇪🇺

Address

Antananarivo Univesity
Antananarivo
101

Telephone

+261347025556

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Veg'Oil Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram