27/04/2026
FA MANINONA NY KEFIR DE LAIT NATUROPHARMA NO MARIKIVY?
Satria TSARA 🤪🤭
Eny e! Mahafehy azy io valin-teny io saingy lasa ataon'ny sasany ho vali-boraingina. Ka 'ndao asiana fanazavana fanampiny.
Raha efa nanandrana kéfir tany an-kafa ianao dia mahatsikaritra fa marikivy kokoa ilay an'ny Naturopharma, ny antony?
Satria :
💚 Kéfir de lait tsy misy fangarony ilay izy,
💚 Mba hahazoana ireo zava-tsoa entin'ny kéfir dia natao kely kokoa ny fatran'ny ronono,
💚 Tsy nasiana zava-mamy koa anefa izy fa tena hoe nature.
Tena tsara ny kéfir de lait na ho an'ny zaza na ho an'olon-dehibe.
👉 Asio siramamy kely raha tsy telina.
💸Kéfir 2500ar/250ml (fahefany)
📌 Boutique Naturopharma Ambodinisotry IHANY no ahitana kéfir de lait by Naturopharma - raha mila livraison dia afaka ampiarahinao amin'ny vokatra hafa dia aterinay -poana hatrany.
📌 Service livraison - Du lundi au vendredi 🛵🛵
Info : 037 86 745 50