Fitsaboana Aro aina

Fitsaboana Aro aina Fitsaboana azo antoka, Aina salama

Mampalaky ny fitombon'ny Prostate (Hyperplasie)ny fipetrahana ela / toy zany koa ny firaisana be loatra , sy manenjika t...
30/10/2025

Mampalaky ny fitombon'ny Prostate (Hyperplasie)ny fipetrahana ela / toy zany koa ny firaisana be loatra , sy manenjika tour lava😁

‼️❤️ TOROHEVITRA 50 AVY AMIN'NY ’NY CARDIOLOGUE MAHASALAMA TSARA NY FO 💓 Tsy mitsahatra miasa ny fonao, na iray segondra...
14/10/2025

‼️❤️ TOROHEVITRA 50 AVY AMIN'NY ’NY CARDIOLOGUE MAHASALAMA TSARA NY FO

💓 Tsy mitsahatra miasa ny fonao, na iray segondra aza. Tianao izy, satria izy tsy mba mangataka fialan-tsasatra mihitsy.

🚶 Ny mandeha tongotra isan’andro dia isan’ny fanafody tsara sy mahery indrindra.

🍎 Voankazo tsirairay hoaninao dia toy ny fampiasam-bola ho an’ny lalan-drà.

🩸 Tsy mamparary ny cholestérol avo, fa mamono mangina.

🧂 Ny sira be loatra dia mampantitra haingana ny lalan-drà mihoatra noho ny taona.

🍺 Ny toaka mety hampiala voly vetivety, fa mandoro tsikelikely ny ao anaty mandritra ny taona maro.

🧘 Ny fifehezana adin-tsaina (stress) dia zava-dehibe kokoa noho ny fanafody rehetra.

💧 Ny fisotroana rano ampy dia manampy hitazomana ny ra ho malefaka sy ny tosi-drà ho voalanjalanja.

🩺 Fanarahana tosidrà isan-taona dia mety hamonjy ny ainao mihitsy aza.

🧠 Ny fo salama dia miankina amin’ny saina tony.

💊 Aza hadino ny fanafody, fa hadinoy ny fialantsiny.

🍽️ Mihinana sakafo kely dia tsara kokoa noho ny mihinana be.

🥗 Ataovy feno loko ny sakafo, fa tsy kaloria.

🐟 Ny trondro manga no menaka tsara indrindra ho an’ny lalan-drà.

🥑 Ny avoka dia “volamena maitso” ho an’ny fo.

🚭 Ny fijanona amin’ny sigara no mariky ny fitiavana lehibe indrindra azonao atao ho anao.

🏋️ Ny hozatra lehibe indrindra tokony hoezahinao hatanjaka dia ny fo, fa tsy ny sandry.

🛌 Ny torimaso tsara dia manitsy ny tosidrà, ny hormonina, ary ny filaminana.

🕊️ Ny hatezerana mitohy dia mampiakatra tosidrà toy ny baomba mangina.

🩸 Ny sela tsirairay ao amin’ny vatana dia miankina amin’ny oxygene atolotry ny fonao tsy an-kijanona.

🌞 Ny masoandro antonony dia manatsara ny fikorianan-drà sy ny vitamina D.

🩺 Tsy tonga tampoka ny aretim-po; miangona tsikelikely isan’andro izy dia poaka amizay avy eo.

🧬 Ny fototarazo dia manomana, fa ny fahazaranao no manapa-kevitra.

⚡ Ny tosi-drà avo dia tsy mampitandrina, fa mamela fery manerana ny vatana.

🧘‍♀️ Ny fisefoana miadana dia mampidina ny...

Araho hatrany pejy ary asio 'aime na suivre ny pejy Fitsaboana Aro aina ,groupe Fitsaboana Malagasy Aro Aina

VAOVAO FARANY, MATY ILAY ZAZAKELY SEMPOTRA TAO ANATY KORONTANA INY, Reste in peace 🕊🕊🇲🇬Kitiho suivre(Abonnée) ambony ❤☝☝...
26/09/2025

VAOVAO FARANY, MATY ILAY ZAZAKELY SEMPOTRA TAO ANATY KORONTANA INY, Reste in peace 🕊🕊🇲🇬

Kitiho suivre(Abonnée) ambony ❤☝☝
Fitsaboana Aro aina

La pneumonie est une infection des poumons qui provoque une inflammation des alvéoles (les petits sacs d'air où l'oxygèn...
28/05/2025

La pneumonie est une infection des poumons qui provoque une inflammation des alvéoles (les petits sacs d'air où l'oxygène passe dans le sang). Ces alvéoles peuvent se remplir de liquide ou de pus, entraînant des difficultés respiratoires et d'autres symptômes.

Causes

La pneumonie peut être causée par différents agents infectieux, notamment :

1. Bactéries : Par exemple, Streptococcus pneumoniae (cause fréquente).

2. Virus : Comme la grippe, le SARS-CoV-2 (COVID-19), ou le virus respiratoire syncytial (VRS).

3. Champignons : Rare, mais peut survenir chez les personnes immunodéprimées.

4. Inhalation : Aspiration de substances étrangères (aliments, liquides, vomissures) dans les poumons.

Symptômes

Les symptômes de la pneumonie varient en fonction de l'âge, de la santé générale et de la gravité de l'infection, mais incluent souvent :

Toux (parfois avec du mucus ou du sang).

Fièvre et frissons.

Essoufflement.

Douleur thoracique (souvent aggravée par la respiration ou la toux).

Fatigue et faiblesse.

Confusion (surtout chez les personnes âgées).

Facteurs de risque

Certains groupes de personnes sont plus susceptibles de développer une pneumonie :

Nourrissons et jeunes enfants.

Personnes âgées de plus de 65 ans.

Personnes ayant des maladies chroniques (asthme, diabète, BPCO).

Personnes immunodéprimées (VIH, chimiothérapie).

Fumeurs.

Diagnostic

Examen clinique : Écoute des poumons avec un stéthoscope.

Imagerie : Radiographie ou scanner thoracique.

A**lyses : Prise de sang, culture de crachats, ou tests pour identifier le germe responsable.

Traitement

Le traitement dépend de la cause :

Pneumonie bactérienne : Antibiotiques (comme l'amoxicilline).

Pneumonie virale : Antiviraux spécifiques ou soins de soutien (repos, hydratation).

Pneumonie fongique : Antifongiques.
En cas de symptômes graves, une hospitalisation peut être nécessaire pour l'oxygénothérapie ou d'autres soins.
Prévention
Vaccination : Contre la grippe, le pneumocoque, et COVID-19.

15/05/2025
🫁 Pneumothorax : quand l'air prend la place des poumons !---🩻 Définition :Un pneumothorax est la présence d’air entre la...
15/05/2025

🫁 Pneumothorax : quand l'air prend la place des poumons !

---

🩻 Définition :
Un pneumothorax est la présence d’air entre la plèvre pariétale et la plèvre viscérale, ce qui empêche le poumon de se déployer correctement.

---

🚨 Causes fréquentes :

Traumatisme thoracique (accident, chute)

Rupture spontanée de bulle pulmonaire (chez les grands fumeurs, les personnes minces)

Intervention médicale (pose de cathéter, ventilation)

---

🧠 Symptômes :

Douleur thoracique soudaine et intense

Dyspnée (difficulté à respirer)

Diminution ou absence de murmure vésiculaire

Cyanose si grave

⛑️ Traitement :
Fitsaboana malagasy Aro aina par anti-thorax, Biopneumo

Observation si petit et stable

Drainage pleural si pneumothorax important

Parfois intervention chirurgicale

15/05/2025
HÉMORROÏDE / MALADIE HÉMORROÏDAIRE:FAMARITANA FOHY: Dia fivontosan'ny lalan-drà antsoina ihany koa «Plexus hémorroïdaire...
10/05/2025

HÉMORROÏDE / MALADIE HÉMORROÏDAIRE:

FAMARITANA FOHY:
Dia fivontosan'ny lalan-drà antsoina ihany koa «Plexus hémorroïdaire» ao amin'ny fivoahan'ny kaka na ny «Rectum».
KARAZANY:
Misy karazany roa 02:
#⃣Hémorroïde interne.
*⃣Hémorroïde externe.
ANTONY MAHATONGA:
1⃣Fitohanana matetika
2⃣Manaranaka
3⃣Fihinanana sakafo be épices matetika
4⃣Fihinanana sakafo masiaka be loatra matetika (oh:sakay, sns...)
5⃣Sexe A**l
6⃣ Alcool be loatra
7⃣ Hatavesana be loatra «Obeisité»
8⃣ Mety ho vokatry ny pression be ao anatin'ny fitondrana vohoka.

FITRANGANY:
➡️Mandeha rà kely rehefa mikaka
➡Mahatsapa ho misy fivontosana ao anatin'ny lavabody
➡Mangidihidy ny taovam-pangerena
➡Mety harary be mihitsy izany na mety tsy ahavitana mipetraka ihany koa

NY TOKONY ATAO MBA HISOROHANA AZY:
☑️Fadiana ny manao firaisana amin'ny lavabody
☑Ahena ny fisotroana toaka
☑Fisotroana rano 1L sy sasany isanandro hatram 2L
☑Mila mihinana sakafo be fibre matetika (oh: Akondro, voatavo, soanambo sns...) voankazo sy legioma
☑Mila ampy torimaso tsara ihany koa
☑Tsy tsara loatra ny mipetraka ela be na tontolo andro.
☑Manaova fanatanjahantena 30min/j dia ampy tsy voatery hanao mandreraka be fa ilaina ny fampiasam-batana

FITSABOANA:
Manatona toeram-pitsaboana haingana raha misy tranga hafahafa any aminareo,
Manatòna ny toeram-pitsaboana Fitsaboana Aro aina Fitsaboana Malagasy Aro Aina
Na miantso 0⃣3⃣8⃣5⃣8⃣9⃣3⃣3⃣9⃣1⃣ na ny 0⃣3⃣7⃣6⃣7⃣4⃣5⃣8⃣5⃣5⃣

HÉMORROÏDE / MALADIE HÉMORROÏDAIRE:FAMARITANA FOHY: Dia fivontosan'ny lalan-drà antsoina ihany koa «Plexus hémorroïdaire...
10/05/2025

HÉMORROÏDE / MALADIE HÉMORROÏDAIRE:

FAMARITANA FOHY:
Dia fivontosan'ny lalan-drà antsoina ihany koa «Plexus hémorroïdaire» ao amin'ny fivoahan'ny kaka na ny «Rectum».
KARAZANY:
Misy karazany roa 02:
#⃣Hémorroïde interne.
*⃣Hémorroïde externe.
ANTONY MAHATONGA:
1⃣Fitohanana matetika
2⃣Manaranaka
3⃣Fihinanana sakafo be épices matetika
4⃣Fihinanana sakafo masiaka be loatra matetika (oh:sakay, sns...)
5⃣Sexe A**l
6⃣ Alcool be loatra
7⃣ Hatavesana be loatra «Obeisité»
8⃣ Mety ho vokatry ny pression be ao anatin'ny fitondrana vohoka.

FITRANGANY:
➡️Mandeha rà kely rehefa mikaka
➡Mahatsapa ho misy fivontosana ao anatin'ny lavabody
➡Mangidihidy ny taovam-pangerena
➡Mety harary be mihitsy izany na mety tsy ahavitana mipetraka ihany koa

NY TOKONY ATAO MBA HISOROHANA AZY:
☑️Fadiana ny manao firaisana amin'ny lavabody
☑Ahena ny fisotroana toaka
☑Fisotroana rano 1L sy sasany isanandro hatram 2L
☑Mila mihinana sakafo be fibre matetika (oh: Akondro, voatavo, soanambo sns...) voankazo sy legioma
☑Mila ampy torimaso tsara ihany koa
☑Tsy tsara loatra ny mipetraka ela be na tontolo andro.
☑Manaova fanatanjahantena 30min/j dia ampy tsy voatery hanao mandreraka be fa ilaina ny fampiasam-batana

FITSABOANA:
Manatona toeram-pitsaboana haingana raha misy tranga hafahafa any aminareo,
Manatòna ny toeram-pitsaboana Fitsaboana Aro aina Fitsaboana Malagasy Aro Aina
Na miantso 0⃣3⃣8⃣5⃣8⃣9⃣3⃣3⃣9⃣1⃣ na ny 0⃣3⃣7⃣6⃣7⃣4⃣5⃣8⃣5⃣5⃣

Hoy ianao oe oh Radoko a!-Haninay matavy dia lazaina fa mankarary?-Ohaninay sakafo be sira de oe tsy tsara ho an'ny faha...
09/05/2025

Hoy ianao oe oh Radoko a!
-Haninay matavy dia lazaina fa mankarary?
-Ohaninay sakafo be sira de oe tsy tsara ho an'ny fahasalamana ndray ouzy enao,
-Mandrapaka mamy isan'andro indray dia sakanao koa fa mankarary,
-Alefanay ny alcool dia sakanao,
Ny sigara efa namavoinao isanandro
=>Fa inona sisa no ohaninay e?
Valiny: TSY MAHAZO MIHINANA REHEFA TSY MAHALALA HONONY😅
Ny voankazo sy legioma ataovy betsaka de manaova fanatanjahantena sahaza sy misotroa rano betsaka ary ataovy fahazarana ny manatona mpitsabo maka torohevitra
FFitsaboana Aro ainaFFitsaboana Malagasy Aro Aina0385893391

Address

Rue RP Rahajarizafy
Antananarivo
101MADAGASIKARA

Telephone

+261340793796

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitsaboana Aro aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Fitsaboana Aro aina:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram