Nify sy ati-vava salama: Torohevitra

Nify sy ati-vava salama: Torohevitra Torohevitra sy fampianarana fikojana ny nify sy ati-vava ary ny fomba fitsaboana ireo aretina mpahazo azy ireo.

Mandeha rร  ve rehefa miborosy nify ianao? Manantรฒna dentiste ๐Ÿ‘Œ
14/07/2022

Mandeha rร  ve rehefa miborosy nify ianao?
Manantรฒna dentiste ๐Ÿ‘Œ

Rรฉgime CITRON ๐Ÿ‹๐Ÿ‹๐Ÿ‹Mampatsiro ny sakafo ๐Ÿ˜‹ izy sady tsara ho an'ny fahasalamana ny fihinanana voasary makirana matetika. Ir...
26/04/2022

Rรฉgime CITRON ๐Ÿ‹๐Ÿ‹๐Ÿ‹

Mampatsiro ny sakafo ๐Ÿ˜‹ izy sady tsara ho an'ny fahasalamana ny fihinanana voasary makirana matetika. Ireto ary ny tombotsoa amin'ny fihinanana citron:
โ–ถ Manala ireo tavy tsy ilaina
โ–ถ Mampiena ny cholestรฉrol
โ–ถ Manampy ny hery fiarovana (vitamine C)
โ–ถ Manampy mampandevo-kanina

Ny citron dia azo afangaro amin'ny sakafo, na atao amin'ny lasary fa azo atao jus ihany koa.

Tandremo anefaโ—โ—Mamparefo ny nify ny fikasohany matetika eo amin'ny sakafo marikivy.

๐Ÿ‘‰ Conseil 1 : Sotroina amin'ny pipette raha ranony. Mampiena ny contact eo amin'ny nify sy ilay marikivy izany.

๐Ÿ‘‰ Conseil 2 : Kobanina amin'ny rano tsotra ny nify rehefa avy minana citron na zavatra marikivy. Esorina ilay tsirony tavela ao am-bava.

๐Ÿ‘‰ Conseil 3 : Tsy mahazo ๐Ÿšซ๐Ÿšซ miborosy nify rehefa avy minana citron. Malemy ny ivelan'ny nify rehefa avy minana citron ka tsy tsara raha borosina avy hatrany fa vao maika mampamora simba azy.

๐Ÿ‘‰ Miandry 30minitra eo vao afaka miborosy nify.

Tohizo ny rรฉgime ary koa kajio ny nify mba tsy ho mora potika ๐Ÿ˜Š

Araho ny pejy fa hisy torohevitra maro ๐Ÿ‘

Mesiodens ๐ŸงIo no fiantso ity fahasamponana tsy dia fahita firy eo anivon'ny nify.๐Ÿ‘‰ Raha ny fitrangany dia maniry nify ir...
24/04/2022

Mesiodens ๐Ÿง

Io no fiantso ity fahasamponana tsy dia fahita firy eo anivon'ny nify.
๐Ÿ‘‰ Raha ny fitrangany dia maniry nify iray mihoatra ny tokony ho izy eo anelanelan'ny incisive centrale roa ambony tahaka ny eo amin'ny sary.
๐Ÿ‘‰Ary io nify maniry io dia matetika manana paozy hafa kely.

Azo esorina izy io raha manimba ny endrika na koa mampikorontana ny filahatry ny nify.

Zarao indray ary ny fahalalร na azonao androany e ๐Ÿ˜Š
Aza adino ๐Ÿ‘ ny page

Raha misy tianao anontaniana dia alefao mp ๐Ÿ˜Š

DIABETIQUE ianao raha misy ireto fambara manaraka ireto ๐Ÿ‘‰๐Ÿ—ฃ Ny atao hoe diabeta aloha dia fiakaran'ny tahan'ny siramamy a...
23/04/2022

DIABETIQUE ianao raha misy ireto fambara manaraka ireto ๐Ÿ‘‰

๐Ÿ—ฃ Ny atao hoe diabeta aloha dia fiakaran'ny tahan'ny siramamy anaty rร  ka ahatonga fikorontanana maro eo anivon'ny fo sy lalan-drร  mety ho tonga hatramin'ny AVC, na ahatonga fery tsy mety sitrana, na koa hitarika aretin'ny voa sns.

Ireto ary ny fambara vitsivitsy raha misy diabeta:
โž– Mahatsiaro mila misotro rano matetika
โž– Mahery misakafo foana
โž– Reraka lava
โž– Mamany matetika loatra
โž– Maharitra kokoa vao sitrana raha misy fery
โž– Matetika tangoronan'ny vitsika ny p**i anao

Raha manana ahiahy mety hisy ireo fambara ireo ianao dia manantona mpitsabo ๐Ÿ‘ฉโ€โš•๏ธ manao test.

Asio j'aime ๐Ÿ‘ ary ny page raha anaraka ny torohevitra manaraka. Partageo mba ho hitan'ny hafa koa.

Fantatrao ve ?? ๐Ÿ‘‰ " Grignotage entre les repas " ๐Ÿšซna ny fihinanana sakafo kely matetika anelanelam-potoana.๐Ÿ™Œ io dia anis...
16/04/2022

Fantatrao ve ??

๐Ÿ‘‰ " Grignotage entre les repas " ๐Ÿšซ
na ny fihinanana sakafo kely matetika anelanelam-potoana.

๐Ÿ™Œ io dia anisan' ny antony iray lehibe mahatonga ny areti-nify.
โœณ Ny antony dia tsy misy fotoana madio mihitsy ny ao anaty vava raha mitsaingoka sakafo matetika, hany ka faly ireo bactรฉrie ary hamotika ny nify ka hisy lavaka tsikelikely ๐Ÿ˜ฉ

โŽ Indrindra moa ireo sakafo mamy ๐Ÿฌ๐Ÿฐ sy ireo sakafo mora miraikitra amin'ny nify ๐Ÿซ๐Ÿฉ

๐Ÿ‘‰ Noho izany, raha te ho salama ianao dia andramo fehezina indray io "grignotage" io
๐Ÿšซ Aza tia mitsakotsako rehefa miasa na mianatra
โœ… Diovy ny nify rehefa avy misakafo na manao goรปter ๐Ÿ˜Š
โœ… Manampy anao ihany koa io torohevitra io raha te ampiena vatana ianao ๐Ÿ˜‰

Aza adino ary manao ๐Ÿ‘ sy partage fa mety ahasoa ny olona akaiky anao.
Araho hatrany ny pejy anarahanao ny torohevitra manaraka ๐Ÿ˜Š

Zarao fa mahasoa ! Te anana nify fotsy sy madio? Astuce hafa kely fa mandaitra ๐Ÿ˜Š๐Ÿ‘‰ Hoditra akondro ๐ŸŒ kosehina moramora am...
15/04/2022

Zarao fa mahasoa !

Te anana nify fotsy sy madio?
Astuce hafa kely fa mandaitra ๐Ÿ˜Š

๐Ÿ‘‰ Hoditra akondro ๐ŸŒ kosehina moramora amin'ny nify
๐Ÿ‘‰ Atao mandritra ny 2 minitra
๐Ÿ‘‰ Kobanina avy eo

โ–ถ Aza adino manao J'aime ๐Ÿ‘โคด ny page raha te anaraka torohevitra hafa.
Partage zarao fa mahasoa ๐Ÿ™

Address

Antananarivo

Telephone

+261344097741

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nify sy ati-vava salama: Torohevitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram