
30/01/2025
🔴 INSUFFISANCE RÉNALE ⚠️
🔴 CALCUL RÉNALE ⚠️
MIARAHABA OHHH...
N°:0002
Hiresahana momba ny na ny (Rein)
🌿INSUFFISANCE RÉNAL🌿
Maro isanandro ,isam-bolana ireo olona no ndaosin'ny fahafatesana noho ny aretin'ny voa (Rein) .Nefa raha mba nahita ity fizarana ity izy ireny mety mba naharitra ihany .
Zarao fa mety hamonjy ny ankohonanao ,ny namanao ary ny iray firenena aminao.
🍒NY TSARA HO FANTATRA MOMBA NY ARETIN'NY VOA (INSUFFISANCE/CALCUL RÉNAL)⛔
🔴 Ny voa(reins) dia taova miantoka ny fanadiovana ny rà ao amin'ny vatan'olombelona. Ny loto sy ny singa tsy ilaina anaty rà dia avariny any amin'ny pipy.
Amin'ny ankapobeny dia miankina amin'ny fahasalaman'ny voa ihany koa, fiasan'ny taova hafa rehetra ao anaty na tsia.
🔴 rénal ( Tsy miasa ara-dalana ny voa)
INONA ARY NO ANTONY MAHATONGA AZY IO ?
🌿Mety ho avy amin'ny fisotroana alkaola na zava-pisotro misy gaz tafahoatra; ny sakafo be menaka avy @ biby tafahoatra sy be produits chimiques; ny fihinanana fanafody simika (comprimés/antibiotiques💊); Amin'ny maha diabetika ilay olona; ny tsy fisotroana rano ampy tsara; ny tsy fahampiana torimaso; ny fiandrasana ho poritra loatra vao mipipy; ny fanaovana firaisana ara-nofo tafahoatra; sns...
🌿Misy koa ny atao hoe maladie de Berger, izay insuffisance rénale tsy fantam-pihaviana fa mety ahazo ny olona sady tsy misotro, tsy mifoka, ary salama be, manao sport sns...
Ny tena manahirana dia tsy misy symptômes mihitsy raha tsy efa phase terminale ( malaikomana, vizana sns), ary matetika dia sendrasendra fotsiny no ahitana fa voan'ilay aretina ilay olona, ohatra hoe sendra manao analyses.
CALCUL RÉNAL (vato miforona anatin'ny voa):
⛔ :
🔴Noho ny fihinanana sakafo na fanafody simika ,be calcium tafahoatra ; Ny sakafo be menaka avy @ biby tafahoatra; ary ny fisotroana tafahoatra ny "eau minéral" sasantsasany(Oh: eau vive); sns...
🔴INONA NO FAMBARA FA MARARY VOA NY OLONA IRAY ?
Manindrona ny takiba; marary matetika ny valahana sy lamosina; miloko mavo ny pipy sady mamofona sy mandroatra(manompy mena raha efa grave); marary an-doha matetika; rera-dava; mangana na mivalo-mainty n hoditra; mivonto ny tampin-tongotra; sahirana rehefa mipipy; na mitohana mihitsy; mihamahia; manao impuissance sexuel ; sns...
🔴INONA ARY NY FISOROHANA AZO ATAO ?
✔️Mba hisorohana ny insuffisance rénale dia ireto no tsara ho fantatra :
❌ Tsaboy tsara ny DIABETA +++
❌ Tsaboy tsara ny TOSIDRÀ AVO +++
❌ Aza misotrosotro TAMBAVY fahatany +++
❌ Aza mihinankinana FANAFODY raha tsy dokotera no manome azy (indrindra ny ANTIBIOTIQUE sy ny ANTI-INFLAMMATOIRE) +++
❌ Tsaboy tsara ny GOUTTE
❌ Tsaboy tsara raha misy VATO ny fantsona famoahana pipy
❌ Misotroa RANO tsara
❌ Tsaboy tsara raha voany TUBERCULOSE
❌ Raha vao marary dia manantona mpitsabo fa aza manao dokotera tena
Dieny mbola tsy marary,dia mahereza misotro rano mamay zay zaka 1,5 litatra isan'andro farafahakeliny; Fadio na ahenao ny sakafo be menaka loatra; alkaola; misy gaz sy taharo simika; àry ny mamy loatra; tsara raha miala amin'ny fanafody simika; lanjalanjaina n fisotroana kafe; miezaha ho ampy torimaso sy ho milamin-tsaina; Aza miandry poritra loatra vao mipipy ...
👉 Manaova jus/thé détox: Persil & citron isan'andro🍹...
🍒FANADIOVANA VOA (PARTIE 2)
🍒INONA ARY NO ATAO?
Jus no atao mba anadiovana ny voa ( detox Rein ).
🍒INONA AVY NO ZAVATRA ILAINA ?
-Pasteque
-Concombre
-Kotomila
-Carotte
🍒FOMBA FIKARAKARANA AZY.
Mixer na miaraka , tsy asina rano , tsy asina siramamy na tantely .
Misotro iray vera dia afaka tapa-bolana indray manao fangaro .
Hohitanao fa ho tsara sy ho salama àry hadio hatrany ny voanao.
SAMIA MIZARA ARY E🥰 ary ho anao manana astuces ihny koa mba lazao ao anaty commentaire🌿
Araho tsy tapaka ny pejy NOMENA.MG ary ra toa ka mbola tsy abonnés dia manasa anao hanaraka🥰 anarahanao ireo fikafika sy astuces isan-karazany
Karimbola Nomena 🌿❤️