RaJery Mpanotra

RaJery Mpanotra Massage otra

17/10/2025

RAHA SENDRA MARATRA KA TATAKA LALINA KA MBOLA TSY NOSASANA RANO . RARAHO PETROL FA HIJANONA NY FANAINTAINANY ARY HIKOMBONA NY FERY AFAKA 1H . TSY HISY NANA KOA REHEFA MANDEHA NY FOTOANA . AZO APIASAINA KOA NY SIRAMAMY RAHA TSY MIJANONA NY RA ARY MANAKOMBONA FERY . ENGA ANIE HIEREN'NY LOZA ISIKA REHETRA

09/10/2025

Tena efa betsaka ny olona sitran'ilay zandriko ty ambanivolo aty . Aleo alin ny fahaizany mba hanasitranana nreo ao andrenivohitra ao . Ho avy tsy ho ela

09/10/2025

Hiverina hitondra fahasalamana ho anareo namako rehetra . Otra tena tsotra fa manasitrana amn'zay .

03/05/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Kelly Mayah, Rakotomandimby Fara Malala Fenoso, Yoũnçia Marie

17/01/2025
Raha atotototonao amin'ny tany na zavatra mafimafy ny faritra amin'ny ankihibe tongotrao sy ny ratsana ..atao eo amin'ny...
14/01/2025

Raha atotototonao amin'ny tany na zavatra mafimafy ny faritra amin'ny ankihibe tongotrao sy ny ratsana ..atao eo amin'ny 5mn isa'maraina ..Dia tsy ho voan'ny sery ianao na kohaka

Be ny soa azonao raha mampiasa ny tongotrao hitehana na mandeha tongotra amin'zao ianao
14/01/2025

Be ny soa azonao raha mampiasa ny tongotrao hitehana na mandeha tongotra amin'zao ianao

10/01/2025

Mba ampiasao ny tanana . Antoka iray ahasalama anao zany

Address

Antananarivo

Telephone

+261348010419

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RaJery Mpanotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to RaJery Mpanotra:

Share