Sipakelin'i Dada

Sipakelin'i Dada izaràna ireo fotoana mamy miaraka aminy

Bonjour ndray o, Efa volana décembre,... Dia efa ho vacance de noël koa Dia nanao fety amin'izay ny tany ampianarana. I ...
20/12/2025

Bonjour ndray o,
Efa volana décembre,... Dia efa ho vacance de noël koa Dia nanao fety amin'izay ny tany ampianarana.
I poussin tenenina hoe avia amin'izay maka sary fa efa vitæ ny fête Sady efa azo ny cadeau ➡️ dia izao ny Resultat 😄 Mamy anie zany e ❤️😍
Ny anareo mba Nanao ahoana ny fête de noel tany am-pianarana?
Bisous daholo 😘

18/11/2025

Coucou daholo,
Zazakelinareo koa vé tia glace bé? Iriela mantsy na Alina aza ka mahita glace Dia tena hoe ranomaso no isarahana 😂
Mazotoa daholo, bisous 😘

19/08/2025

Coucou,
Manao ahoana reto ny vacance nareo ao amin'ity hatsiaka ity?
Sa efa manomakomana rentrée daholo? Mirary soa Dia bonne journée,
Bisous 😘

24/06/2025

Vive les vacances, les 🐭 🐭 dansent
Bisous 😘

Bonne semaine daholo Ary e ❤️Bisous 😘
23/06/2025

Bonne semaine daholo Ary e ❤️
Bisous 😘

Bonjour,Inona ry ireto n'y vaovao izay ela bé izay? Mba inona ny astuce nareo  hatsiaka bé ity? (Grippe, kohaka, hiditra...
11/06/2025

Bonjour,
Inona ry ireto n'y vaovao izay ela bé izay? Mba inona ny astuce nareo hatsiaka bé ity? (Grippe, kohaka, hiditra vakivaky, sns eee....)
Bonne semaine daholo o!
Bisous

Nitombo indray ny taona!!!Bisous daholo annn Dia merci tout le monde  😘
22/05/2025

Nitombo indray ny taona!!!
Bisous daholo annn Dia merci tout le monde
😘

Salama daholo Dia miarahaba antsika rehetra ihany koa nahatratra ny p***a 2025.Elaela tsy tazana Této mihitsy fa Somary ...
20/04/2025

Salama daholo Dia miarahaba antsika rehetra ihany koa nahatratra ny p***a 2025.
Elaela tsy tazana Této mihitsy fa Somary sahirana ny admin 😅
Inona ny vaovao elaela izay? Ny aty izao lasa mikitikitika valiha Sipakelin'i Dada 🤭

16/03/2025

Hey hey, bon dimanche daholo o!
Bisous 😘

Address

Ambohimamory
Antananarivo

Telephone

+261341105075

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sipakelin'i Dada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram