
05/09/2023
Ahoana ny atao hisorohana ny rari-tsaina ? 🤔
✨Ny rari-tsaina dia anisan'ny mpahazo olona maro amin'izao fotoana izao, izay mety ho ateraky ny fiainana andavanandro na ihany koa misy antony manokana.
✨Maro ny olona mitady torohevitra hanalefahana azy io, anisan'izany izao ireto fihetsika 3 ireto izay tsy dia fataon'ny olona loatra nefa azo lazaina ho mahomby ihany.
✨Rehefa vitanao ireo fihetsika telo ireo dia miainà amin'ny kibo dia avoaka amin'ny vava mandritra ny fotoana tsy ela loatra.
👉Zarao mba ho hitan'ny namanao ihany koa.
___________
✨Le stress est défini comme une réaction éprouvée par une personne en cas de tension ou de nervosité. Souvent causé par notre environnement ou par des situations particulières, un grand nombre de personnes cherchent un moyen simple de lutter contre le stress.
✨Encore peu utilisée, car peu répandu, l’automassage est pourtant une méthode efficace et à portée de tout le monde permettant de se détendre en seulement quelques minutes.
Pour terminer, ce mouvement, effectue quelques exercices de respiration en gonflant le ventre à l’inspiration et en expirant par la bouche.