25/06/2025
📣NO PAIN NO GAIN 📣 Anatin'ny marary no ahitana ny mamy. Marary mamaivay ve ny fe? Mila tsy ho tafipetraka? My abdo mandoro tsy tafiomehy aby? zay ilay courbatures, marary-matsiro 🔥💥.
Ny BCAA sy EAA dia manampy mampihena ny hareharana sy ny courbatures atetaky ny entrainement.
Ny courbatures dia micro déchirures eo amin'ny fibres musculaires izay mitranga.
Salama antsika jiaby😃. Iza ny mbola tsy nahatsapa izany courbatures izany, misy tsy miverina anaty salle tsouny 🤣🥲. Ndao resahina!
MANINONA NO MISY COURTARURES REHEFA AVY MIKOTRANA?
Ny courbatures,ou douleurs musculaires d'appariton retardée (DOMS), dia matetika azo avy amin'ny exercice musculaire intense💪. Mandritra ny entrainement , ny fibres musculaires dia mi-subir des micro-déchirures (tataka majinika be), ny réaction an'ny vatana azy dia ilay tsapatsika hoe marary na Inflammation. Io ny processus normal de guerison et de renforcement musculaire. Ilay inflammation dia mahatonga antsika hatsapa arerahana ihany koa. Io arerahana io dia vokatry ny fiangonanan'ny déchets métaboliques toa ny acide lactique anaty ozatra.
EXERCICES MATONGA NY COURBATURES
Ny exercice somary henjana, ny ozatra mifampisintona sady miasa no tena mahatonga ny courbatures. Manampy trotraka eo ihany koa ny fiovana tampoka eo amin'ny intensité an'ny entrainement, na ihany koa ny fampidirana série d'exercices vaovao.
NY DINGANA MAKANY ANY AMIN'NY FAHASITRANANA
Ny courbatures dia tafiditra anaty processus de récupération musculaire. Mba hampiena izany impact izany dia tsara kokoa raha manao échauffement tsara, misotro rano tsara (hydratation ilaina fona), nutrition manaraka ny tokony ho izy, tsy adino ny repos adéquat. Mila fantantsika ny manavaka ny courbatures normales sy ny fanaintainana noho ny blessure.
AHOANA NY MAMPIEHANA NY COURBATURES?
🧲 Échauffement 💥: Ny échauffement avant ny entrainement dia mampiakatra ny température an'ny tana, manatsra an flexibilité musculaire ary mampihena ny courbarutures.
🧲 Hydratation et Nutrition🥤🥙 : aza atao ambany zavatra bny hydratation na ny fisotrona rano. Ny sakafo riche en protéine manampy amin'ny récupération musculaire. Ny complément alimentaire creátine dis afaka manampy amin'ny récupération musculaire.
🧲 Repos sy torimaso 😴🛌🏼: matetika atoantsika ambany zavatra ny torimaso, ny manao repos anelanelan'ny jour d'entrainement( ohatra isaky ny 2 andro). Mila ampy torimaso tsara: 8h isaky ny alina.
🧲 Étirements légers 🤸🏼 : étirements maivamaivana tsy sotomina mafy loatra rehefa vita ny entrainements manampay ny tension musculaire. aza ataoa ihany koa ny étirements alohan'ny exercices.
AZO HORINA VE NY COURBARURES?
Azo atao ny manao massage mba hampihena ny courbarutes mba hanatsara ny circulation sanguine, manala ny déchets métaboliques, sady mba mi-tendre ny muscles. Afaka mampiasa ny tanana na ny rouleau de massage na outils spécials hafa koa. Ity misy ohatra vitsyivitsy:
✅ Massage suédois: mampiasa mouvements miadana sady lalina kokoa hi-détendre ny muscles.
✅ Massage sportif: mi-cibler ny zones de tension sady manao étirements ihany.
✅ Automassage miaraka amin'ny rouleaux en mousse: raha te hanao massage ny vatanao tsy misy fanampian'ny olona avy ivelany, dia ny rouleau en mousse afaka manampy be mi-tendre ny ozatra.
NY MAHA SAMIHAFA NY COURBATURES NORMALES SY NY BLESSURE:
Ny courbatures dia symétriques izany hoe raha nanao squats avec charges mavesatra🏋🏼🏋🏼 kokoa noho andavan'andro, tokony mahatsikaritra anao hoe ny cuisses gauche et droite samy marary, na ny fessiers gauche et droite rehafa hipetraka na hitsangana na miakatra tohatra. Marary-mamy-matsiro 🥰🫣mihintsy ny fahenoko azy. Ny courbatures dia mihena fanaintainana afaka 48hr eo ho eo max. Fa raha kosa blessure hafa izy toa déchirures de ligament maharitra ela ny fanaintanana ary tsy zaka mihintsy.
NY hatsika 🧊🧊 sy ny courbatures:
Afaka ampiasaina ny do**he froide na mandro rano mangatsika mba hampiena ny courbatures. Izao aby ny fikafika kely:
✅ Ampifandimbiasina ny rano mangatsika 🛀🏼sy ny rano mafana : raha mandro anao ka nampiasa rano mafana, amin'ny farany aleo ampandalovina rano mangatsika hamarana azy. mi_stimuler circulation sanguine iny.
✅ ny rano mangatsika dia tifiro amin'ny zone misy ny courbatures.
✅ Afaka mampiasa poche de glace🧊🧊 ihany koa anao: mandritra ny minitra vitsy apetraka amin'ny zone mararay ny glace.
Aza adino ny miheno ny vatana, mba hafataranao hoe rano mafana ve ny mety aminao sa rano mangatsika. Raha mandritra ny andro maro anao mbola maheno marary, aza misalasala manantona mpitsabo.
BioActiva.mg
́s ́cupération ́atine