Infirmadom

Infirmadom Manampy ny olona sahirana tsy manana fotoana ikarakarakana na andeanana etsy sy eroa noho ny asa

17/04/2024

Salama tompoko

Ho anareo mila garde malade na à domicile na à l'hôpital, mila soin infirmier dia iangavina tompoko mba tonga dia iantso ny laharana +261349809605 avy hatrany fa mande 7j/7 ary 24h/24 ny service tsika.

Makasitraka ary Mirary soa indrindra tompoko 🙏

15/03/2024

Miarahaba tompoko
Izahay eto amin'ny Infirmadom(Infirmière à domicile) dia vondrona infirmière afaka manao soins infirmiers à domicile toy ny:
-injection (IV,IM,S/C...)
-pansement
-pose sérum, sonde,...
-ny soin infirmier rehetra

Ra misy lina amzany de afaka miantso ny laharana +261349809605
Aleo tonga de miantso ny tena mety tompoko

Mirary soa tompoko

28/01/2022

Mirahaba atsika rehetra!
Mitohy hatrany ny asa ato am assistance soin...misy offre vaovao iany kou ty sao mahaliana anareo🤗

👉Ho anao vehivavy bevoka zay tena marefo dia marefo amzao...afaka ataonay any atrano ny CPN na fisafoana anao.ho fanarahamaso anao sy ny zaza ao akibonao☺️
👉Ho an'ny vehivavy miasa...afaka ataonay any atrano am ftona rehetra ny fanabeazana aizana zay tsy anananao fotoana am asa...afaka tanteraka ny tebitebinao☺️🤗

Raha mahaliana anao reo offre reo an...aza misalasala miantso ny numero
0349809605/ 0342654889
Disponible 24/24h et 7j/7

Mirary soa be dia be ho atsika😍

05/01/2022

Mitohy hatrany ny ady @ valanaretina Covid_19!!
Eto dia manentana atsika rehetra anaja ny fepetra sakana rehetra,efa lanitsika tsianjery fa averina founa mba tena ho voahaja tanteraka.
Inona avy ary zany?
👉Le masque...ARO VAVA ORONA fa tsy eny ambany saoka akory na tsy miditra ny orona😷
👉Aza mifandray tanana ataovy 🤜🤛 refa tena ifandray e😁
👉Manasa tanana matetika ary mampiasa gel désinfectant am fotoana rehetra ilaina izany
👉Hajao araka izay azo atao ny elanelana
👉Izay tena olona tsy maintsy ivoka ihany avoka fa aza de mifanerasera be tsony aloh
👉Enjana noho ny teo aloh ty vague vaovao ty an...mila mitandrina

Manaraka izany...Mirary soa sy fahasalama ho an'ireo izay tsy salama rehetra izahay☺️

Ho an'ireo mila ny service ato aminay kosa dia antsoy ny numéro 0349809605 na 0342654889

💪

03/01/2022

Faly miharaba atsika rehetra nahatsipaka ny taona iny...nihaina tao anaty horohoro tanteraka isika na hatram zao ary.saingy mbola nomen'Atra tombony manokana ianao nahatratra ty taona vaovao ty☺️☺️
Mirary soa be dia be ho anao sy ny ankohonanao🤗 ho feno fifaliana, fiadanana, fahombiazana ary indrindra indrindra fahasalamana anie ty taona vaovao❤️

Mitohy hatrany anefa ny ady am CORONA VIRUS eto amtsika...eto dia manetana izahay...hajao hatrany ny geste barrière rehetra😷👉🤝🙌 efa lanitsika tsianjery fa fapatsiahivana fotsiny

Raha mila soin à domicile, garde malade dia misy foana ny disponible ho anareo...atsoy ny numéro 0349809605, 0342654889

💪

30/12/2021

Mirahaba atsika rehetra!
Tena mirongotra izay tsy izy ny aretina CORONA VIRUS am izao fotoana izao.Eto izahay dia te anentana atsika rehetra...hajao tompoko ny geste barrière rehetra😷 anaovy ny arovava orona, mampiasa gel desinféctant, hajao ny elanelana
👉AROVY NY TENANAO DIA AROVY KOA NY HAFA👈

Afaka mifanampy izahay eto am assistance ho an'ireo izay sendra ny tsy fahasalamana
Atsoy ny numéro: 0349809605, 0342654889

21/12/2021

Mirahaba Tompoko!
Mila mifanohana tanteraka tsika amzao firongatrin'ny aretina COVID zao.
Izay indrindra no nijoronay☺️ misy infirmière sy sage femme mivondrona afaka manao ny soin à domicile rehetra toy ny:
👉Injection: intra-veineuse, intra-musculaire, sous cutané,...
👉Pose de sérum
👉Pansement

Afaka manao garde ihany kou...ary disponible afaka mdeplace am fotoana rehetra

Contact: 0349809605
0342654889

Mirary soa ho atsika de zarazarao ho itany rehetra☺️🤗

15/12/2021

Miarahaba Tompoko!
Ireto avy ny tolotra misy
➡Garde malade jour et nuit
➡Assistance des personnes agées
➡Assistance aux handicapes
➡Soins infirmier à domicile
✔ Vonona hanampy anao izahay ka Manasa anao hiantso ireto laharana ireto
0342654889
0349809605
Manasa anao hatrany hizara ity mba ho itan'ireo izay mila fanampiana tokony isitraka ireo Tolotra ireo
❤Mirary soa❤
"Ny fahasalamana no voaloan-karena "

12/08/2021

Ny Assistance Soin Infirmier et Surveillance des femmes à Madagascar - Asisfm dia vonona anampy atsika tsy dia manana fotoana be akanisana foana eny am hopital, tsy afaka milahatra ela,...
Afaka mamah ny olanao ireto service ao aminay reto:
👉Soin Infirmier à domicile
- Injection (Intra-musculaire, Intra-veineuse, Sous cutané, insuline,...)
-Perfusion (Surveillance, pose, ablation, changement de perfusion)
-Sonde vésical à demeure (Surveillance, pose, lavement du sonde,...)
-Pansement (pansement diabétique, post-operationnel, tout sorte de pansement)
-surveillance (tension artérielle, glycémie, saturation)
-conseil pour les diabétiques
👉Planification familiale à domicile
👉Consultation pré-natal à domicile
👉Garde malade à domicile et/ou à l'hôpital
👉Livraison à domicile et/ou à l'hôpital des médicaments
👉Surveillance des personnes âgées et/ou handicapée (AVC,Coma,...)
👉Kinésithérapie : AVC, Courbature, fatigue, obèse, fracture, anthorse,...
👉Afaka miara-miasa am toerampitsaboana hafa iany kou : Clinique, Centre médical privée, cabinet médical, cabinet de soins, cabinet d'accouchement
👉Afaka mamatsy fanafody iany koa

Disponible 24h/24 et 7j/7
Contact: 0349809605
0342654889
0326130571

Address

Antananarivo

Telephone

+261349809605

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Infirmadom posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram