Cabinet Médical spécialisé en Nutrition

Cabinet Médical spécialisé en Nutrition Alimentation et Santé

14/04/2024

Azo atao tsara ny mihena anaty fahasalamana feno
Midira mp ary

🔍 FER Ny tsy fahampiana ferTena ilain'ny vatantsika ny fer. Indrindra ny vehivavy bevohoka.  Ndao resahina indray. 👉 Fis...
14/03/2024

🔍 FER
Ny tsy fahampiana fer

Tena ilain'ny vatantsika ny fer. Indrindra ny vehivavy bevohoka. Ndao resahina indray.

👉 Fisehon'ny tsy fanampiana fer:

→ faharerahana
→ Marary ny loha
→ kizitina, mora miova ny fihetseam-po
→ sahirana amin'ny ny fifantohana
→ Tsy fahitana tory
→miongo-bolo
→ mora tapatapaka ny hoho

👉 Raha mbola tsy voatsabo dia miombo:
→ miha hatsatra,
→ mora manao "infection "
→ faharerahana lava
→ tsy mazaka mangatsiaka, mora mangatsiaka
→ sempotra, Miha aingana ny fitempon'ny fo

❌Manatona dokotera hatrany raha misy mampiahiahy. Betsaka ny antony mahatonga ny tsy fahampian'ny fer.

👉 Mihinana Sakafo be fer toy ny
épinards, lentilles, cresson, viande rouge, spiruline, thym, persil, brocoli, chocolat noir...
👉 Mihinana fanafody omen'ny mpitsabo: Fer amin'ny endriny maro 💊 mety ho comprimé na sirop, sns
👉Vitamine C 🍊 : manampy amin'ny fandevenan'ny vavony ny fer

Zarao ho an'ny hafa 🙏 🙏🙏

📌📌Ny lentille📌📌👉Tsy mahazatra antsika ity voamaina iray ity, satria dia ny tsaramaso sy tsiasisa foana no heno matetika👉...
13/03/2024

📌📌Ny lentille📌📌

👉Tsy mahazatra antsika ity voamaina iray ity, satria dia ny tsaramaso sy tsiasisa foana no heno matetika
👉 Fantaro àry fa ny lentille ihany koa dia anisan'ny voamaina tsara sy be proteina...
👉 Ireto avy indray ny soa entin'ny lantille:

1. Be protéine:
Protéines végétales, tsara ho an'ny olona tsy mihinana hena... Mahasolo tsara ny proteina amin'ny hena.
2.Mandrindra ny glycémie :
Ambany ny "indice glycémique" entiny, tsara ho an'ny olona diabetika, mandritra ny glycémie (noho izy be fibres), miaro ihany koa izy araka izany amin'ny diabeta type 2
3. Tsara ho an'ny fahasalaman’ny fo:
Noho ny fibres, potassium ary ny folates entiny(vit B9)

👉 Zarao fa mahasoa ny hafa

💯 Sakafo tsara ho mba hananana FITADIDIANA na MEMOIRE 🧠👉 Ireto avy àry:🔷Chocolat : vit B🔷Atody: vit B🔷Trondro :omega 3🔷N...
31/01/2024

💯 Sakafo tsara ho mba hananana FITADIDIANA na MEMOIRE 🧠

👉 Ireto avy àry:

🔷Chocolat : vit B
🔷Atody: vit B
🔷Trondro :omega 3
🔷Noix: vit E
🔷Café : caféine
🔷Brocoli : vit K
🔷Voankazo mena toy ny frezy: anti-oxydants
🔷Ny "féculents" toy ny vary, m**o, paty: manome siramamy ho ampiasan'ny atidoha
Ary indrindra asa adino ny rano, ny atidoha dia 74% dia rano no mandrafitra azy.

Zarao ary ho fanampiana ny hafa 🙏 🙏 🙏

⭐⭐OMEGA 3⭐⭐Henontsika matetika hoe mahasalama ny sakafo misy Omega 3👉inona avy no voka-tsoa entiny amin'ny vatantsika :💥...
22/01/2024

⭐⭐OMEGA 3⭐⭐

Henontsika matetika hoe mahasalama ny sakafo misy Omega 3

👉inona avy no voka-tsoa entiny amin'ny vatantsika :
💥tsara ho an'ny fahasalaman'ny fo sy ny lalandrà, indrindra noho izy mampidina ny menaka anaty rà, sy miaro amin' ny mety fiforonan'ny vaingandrà (caillot)

💥manatsara ny fiasan'ny ati-doha, manampy amin'ny fitadidiana ihany koa

💥Manatsara ny fahitan'ny maso

💥Manampy ny fitomboan'ny Zaz ho an'ny vehivavy bevohoka

💥Manampy ny olona manena vatana satria menaka tsy anisany mampitombo lanja, manampy ireo te hahazo nofo

▶️ Ndeha àry zaraina amintsika ireo sakafo manakarena an'izay Omega 3 izay :

🍛ny trondro 🐟, sardine, "crustacés"🦐 sy ny hazandranomasina,
🍛"huiles de colza", menaka sy "graines de lin", "graines de soja"
🍛laisoa, atody🥚, zavokà🥑, ...

▶️✌️ Mazotoa Ary mihinana ireo sakafo ireo, indrindra ianareo misy cholestérol avo.

zarao ho an'ny hafa🙏🙏🙏


🥗Sakafo Be Potassium, Manampy ny Fo🍝🥑🥑🥑Zavokà na Avocat 🥑 🥑🥑Sakafo be potassium sy menaka tsara na koa hoe bonne graisse...
20/01/2024

🥗Sakafo Be Potassium, Manampy ny Fo🍝

🥑🥑🥑Zavokà na Avocat 🥑 🥑🥑
Sakafo be potassium sy menaka tsara na koa hoe bonne graisse

👉 Tsara ho an'ny fo, mampilana ny tension.
Tsara anefa ny manamafy fa manampy fotsiny izy fa tsy oe fanafodin'ny 💊 fo sy tension akory
🙏 Manatona dokotera fa aza manao manao dokotera tena rehefa Mahatsiaro hafahafa

✅ Maro koa ireo sakafo be potassium akoatra ny zavokà
Toy ny : paiso, voamaina (tsaramaso maina, tsiasisa) voatabia, akondro, chocolat noir, tongolo gasy, ranona coco, Noix, ovy, persil...

Zarao ho an'ny hafa🙏🙏🙏

🍷Ireo Voka-tsoa entin'ny divay mena🍷 amin'ny fahasalamantsika 🍇🍇🍇 :Tsara anefa ny manamafy ety am-boalohany fa iray vera...
18/01/2024

🍷Ireo Voka-tsoa entin'ny divay mena🍷 amin'ny fahasalamantsika 🍇🍇🍇 :
Tsara anefa ny manamafy ety am-boalohany fa iray vera isan'andro ihany no ilaina ahazoana ireto vokatsoa voalaza manaraka ireto 👌🍷

❌Fatatsika araka izay fa tsy tsara ho an'ny fahasalamana ankapobeny ny alkaola

1. Mampiena ny fahazoana ireo aretin'ny fo sy ny lalandrà 🍷

2. Manatsara ny fiasan'ny atidoha "la fonction cognitive" 🍷

3. Mampiena ny ahazoana ny omamiadana na cancers 🍷

4. Mampiena ny azahoana ny diabeta type 2🍷

5. Mampiena ny "inflammation "🍷

6. Mampiena ny stress na rarin-tsaina🍷
7. Manatsara ny torimaso 🍷

8. Misoroka sy miaro amin'ny "maladie d’Alzheimer" 🍷

9. Manatsara ny fahasalaman'ny ati-vava🍷

10. Manatsara ny fahasalaman'ny hoditra🍷

11. Manampy amin'ny fandevonan-kanina 🍷

12. Mampihena ny "cholesterol" ao anatin'ny rà, mampiena ny absorption des graisses 🍷

13. Manampy amin'ny fanenam-batana🍷

14. Manampy amin'ny "contrôle" ny glycemie 🍷

Sakafo ara-pahasalamana, antoky ny fahasalamana.

🍋 Le citron🍋 na ny voasary makiranaIREO VOKA-TSOA ENTINYTenenina foana hoe tsara ny mihinana azy ity ny maraina mbola ts...
17/01/2024

🍋 Le citron🍋 na ny voasary makirana
IREO VOKA-TSOA ENTINY

Tenenina foana hoe tsara ny mihinana azy ity ny maraina mbola tsy misakafo iny.
▶️ Aleo Ary lazaina amintsika ireo vokatsoa azo avy aminy:

✅ Manakarena vitamine C

Miaro antsika amin'ny harerahana (fatigue) sy ny "stress oxydatif" ary mampiakatra ny hery fiarovana (immunité).

✅ Tsara ho an'ny fiasan'ny tsinay ihany koa

Noho ireo fibres betsaka ao anatiny. Dia manampy be amin'ny fiasan'ny tsinay.

✅ Manatsara ny fiasan'ny atidoha

Noho ny potassium ao aminy, manampy amin'ny fiasan'ny atidoha (système nerveux).

✅ Tsara ho an'ny fandevonan'kanina

Manamora ny fandevonan'kanina. Ny acide citrique ao anatiny dia mandrisika ny aty anamboatra ny bile. Ireo roa ireo moa dia mandray anjara amin'ny fandevonan'kanina sy manala ny "toxines" na poizina avy amin'ny sakafo sy ny fanafody.

Zarao àry ho fanampiana ny hafa🙏🙏🙏

14/09/2023

Heno matetika ny hoe CHOLESTÉROL
Ndao fantarina aloha hoe inona izany cholestérol izany.

INONA NO ATAO HOE CHOLESTEROL DIA INONA NY ASANY?

Ny cholestérol dia singa iray fototra izay tena ilain'ny vatantsika.

1-Anisany singa fototra mandrafitra ny sela (constituant indispensable des membranes de nos cellules.)
2- Singa ilaina amin'ny fahafahana mamorona ny" hormones ao amin'ny vatantsika" toy ny testostérone
3- Singa ilay amin'ny famoronana ny afero izay Akora ilaina amin'ny fandevonana ny menaka izay ho hanintsika.( Le cholestérol est aussi indispensable à la formation de la bile, qui permet de digérer les graisses alimentaires)

AVY AIZA NY CHOLESTEROL?

- Ny 75% ny cholestérol ao anatintsika dia foronin'ny vatanantsika, ny aty no taova tena mpamorona izany ( cholestérol d'origine endogène)

-🍲ny 25% ny cholestérol kosa no avy amin'ny sakafo izay hohanintsika, dia ireo sakafo matavy avy amin'ny Biby izany afa-tsy ny trondro ihany.

Io 25 % ny cholestérol izay avy amin'ny sakafo io no afaka ovaintsika ny tahany ao anaty amin'ny alalan'ny fahaizana misakafo sy fahaizana miaina.

Araho hatrany ny pejy Spécialisé en nutrition_ fa amin'ny manaraka isika hiresaka ireo karazana sakafo tsara ho hanina.

Alimentation et Santé

10/09/2023

Matavy, ngeza
Manampy anao hihena ao anaty fahasalamana izahay

05/09/2023

Latsaka noho ny tokony ho izy ny lanjanao, tongava fa manampy ny olona hanao prise de poids izahay.

Un rien peut tout changer, Comme boire suffisamment d'eau chaque jour...
04/09/2023

Un rien peut tout changer, Comme boire suffisamment d'eau chaque jour...

Address

Villa Suzane XVII Rue Pasteur RABEONY En Face STATION TOTAL BELAIR
Antananarivo
101

Telephone

+261382784971

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet Médical spécialisé en Nutrition posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Cabinet Médical spécialisé en Nutrition:

Share