𝙏𝙤𝙧𝙤𝙝𝙖𝙮 𝙢𝙤𝙢𝙗𝙖'𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙨𝙖𝙡𝙖𝙢𝙖𝙣𝙖

  • Home
  • 𝙏𝙤𝙧𝙤𝙝𝙖𝙮 𝙢𝙤𝙢𝙗𝙖'𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙨𝙖𝙡𝙖𝙢𝙖𝙣𝙖

𝙏𝙤𝙧𝙤𝙝𝙖𝙮 𝙢𝙤𝙢𝙗𝙖'𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙨𝙖𝙡𝙖𝙢𝙖𝙣𝙖 Harena Lehibe Ho anao Manokana ny FAHASALAMANA fahasalamana azo antoka

La conjoctiviteMisy karazany 3 ito aretina ito- conjoctivite allergique - conjoctivite bactérienne - conjoctivite virale...
09/01/2024

La conjoctivite
Misy karazany 3 ito aretina ito
- conjoctivite allergique
- conjoctivite bactérienne
- conjoctivite virale

CONJONCTIVITE ,MASO MENA
Areti_maso azo avy am virus na microbe .

♻️Fomba fitrangany
1_ Mangidihidy ny maso
2_ Misy ranomaso
3_ Mena ny maso
4_ Mivonto ny hodi_maso
5_ Mamay ny maso
6_ Tsy mazaka mijery mazava

♻️Traitement azo atao dia misy
Betsaka io aretina io amin'zao ary tena miparitaka . Infection par voie aerienne no tena source ary miparitaka be izy io ankehitriny.
Anisan'ny sakafo tena ilaina ny
- trondro
- chocolat
- carotte
Produit tena ilaina kosa
- zinc
- argent colloidal
- linum
- acide ascorbique
- nigari

Tsara ny manamarika f mialohan'ny hitrangany dia ireto organe reto no misouffre voalohany
1- ny aty
2- ny tsinay
3- ny lalan dra
Izay vao ny maso

🌿INONA MAHATONGA NY FAHAFATESANA TAMPOKA AMIN'NY ALINA ? 🌿Dia ahoana ary no tokony atao ??🍒🥑Hoan'izay mifoha amin'ny ali...
08/11/2023

🌿INONA MAHATONGA NY FAHAFATESANA TAMPOKA AMIN'NY ALINA ? 🌿

Dia ahoana ary no tokony atao ??
🍒🥑Hoan'izay mifoha amin'ny alina mihainohaino trano na mifoha hipipy.. ny olona tsirairay avy dia tokony hitadidy lalandava ny hasarobidin' ny "3 minitra sy sasany" alohan'ny tena ifohazana.

🍒🥑Satria tokoa matetika mitranga ny toa izao, olona mbola salama tsara no maty amin'ny alina..matetika isika no mandre ny tantaran'ny olona manao hoe: vao omaly aho niresaka taminy, salama tsara izy, fa nahoana ary izy no maty tampoka🤔?

🍒🥑NY anton'izany dia satria rehefa ilay poritra iny ilay olona ny alina dia tsy manisy lanja ilay 3 minitra sy sasany voalaza tetsy ambony fa avy hatrany dia mitsangana...nefa izay fitsanganana tampoka izay dia mampisy olana ny amin'ny fikorinan'ny rà izay tsy mbola tonga tsara any amin'ny atidoha.

🍒🥑Nahoana no zava-dehibe ny"telo minitra sy sasany"?

🍊-Raha mifoha tampoka dia hisy tsy fahampian-drà any amin'ny atidoha ka miteraka aretim-po.. noho izany dia tsara ny mampihatra ilay " 3mn sy sasany" izay:

1🌶-Rehefa mifoha ianao ny alina dia mijanona eo am-pandriana mandritry ny 1mn sy sasany.
2🌶- Mipetraha eo am-pandriana mandritry ny 1mn.
3🌶-Ampidino ny tongotra ary mipetraha eo amin'ny sisin'ny fandriana mandritry ny 1mn manaraka.

🍊- Rehefa vita tsara ireo 3 mn sasany ireo dia tsy ho voan'ny " anémie" intsony ny atidohanao ary ho salama ny fonao ka mampihena ny mety ho fianjerana sy fahafatesana tampoka.

Aleo samy mitandrina avokoa fa tsy mifidy taona izay tranga iray izay...mirary soa ho antsika rehetra🙂

❤️Arakaraka ny hizaranao an'ity pub ity no hamonjenao olona.Tsy anenenanao izany ary tsy andanianao vola. Ny tsy fahafantarana ihany no mahafaty olona

❤️NY FAHALALANA AFAKA MANAVOTRA AIN'OLONA MARO

CALCIUM PLUS VITAMIN D3▶️Manatsara sy manamafy ny taolana ary ny nify▶️ Manampy ny vatana hisintona sy hitazona kokoa ny...
13/09/2023

CALCIUM PLUS VITAMIN D3

▶️Manatsara sy manamafy ny taolana ary ny nify
▶️ Manampy ny vatana hisintona sy hitazona kokoa ny CALCIUM.
▶️Manampy ny tsinay mba hitroka tsara ny Phosphore
▶️Mandalanja ny tahan'ny sira sy ny acide citrique ao amin'ny rà
▶️Misoroka ny mety tsy fahampian'ny calcium
▶️Mandrindra ny filaminan'ny ati_doha
▶️ Mitsabo ny aretin'andoha , tsy fahitana torimaso, ny allergie,
▶️ Mampiakatra hery fiarovana

🌬️Mp raha mahaliana anao.
📲034 89 648 03
032 56 705 69

DETOX TEA▶️Ity vokatra ity dia natao hoan'ireo izay te hanadio sy hanala ireo poizina ao anaty vatana amin'ny alalan'ny ...
10/08/2023

DETOX TEA

▶️Ity vokatra ity dia natao hoan'ireo izay te hanadio sy hanala ireo poizina ao anaty vatana amin'ny alalan'ny vokatra natoraly.

▶️ Noho izy mampipipy dia manampy ny vatana izy hanala ireo karazana loto izay azontsika avy amin'ny sakafo sy rivotra.

▶️Manadio ny aty, tsinay be, ny voa sns...ny fisotroana azy

▶Manala ny tsy fahalevonan_tsakafo.

Vokatra natoraly 100%
Haingampiasa👍🏼

Contact: 034 89 648 03
Afaka miditra Mp raha mahaliana anao.

Maro no mitady fanafan'ny cancer amin'zao, ity no vahaolna. Vokatra natoraly vita avy amin'ny voankazo Maro loko.STC 30 ...
11/06/2023

Maro no mitady fanafan'ny cancer amin'zao, ity no vahaolna.
Vokatra natoraly vita avy amin'ny voankazo Maro loko.

STC 30 misy 15 sachet ny 1 boîte
Amin'ny vidiny mirary.

Hita fa tsara Dia mba zaraina aminareo.
Aretina mihoatra ny 135 Isa no sitrany.
Mbola anatin'izany ny diabète, avc, sns

Contact 032 56 705 69

Ny KANKANA AHOANA NO HAFANTARA FA MISY  KANKANA  KA MILA HESORINA ??Maro isika no tsy mahafantatra fa ny fisian'ny KANKA...
08/12/2022

Ny KANKANA

AHOANA NO HAFANTARA FA MISY KANKANA KA MILA HESORINA ??
Maro isika no tsy mahafantatra fa ny fisian'ny KANKANA anaty vatana koa dia mitarika ireto aretina ireto
-MANGIDIDY NY LAVA-BODY na ny MANODIDINA FIVAVIANA
-MARARY AN-DOHA LAVA
-MARARY KIBO LAVA
-MARARY VAVONY
-MIKOHAKA
-MANDOHA
-RERA-DAVA
-MALAIN-KOMANA
-TORATORANA(MIFANINTONA)
-MIHEN-DANJA
-TSY AMPY RÁ
-MANGIDIDY NY VATANA na alerzika hoy isika
-MANAVY
-TSY MAHAZAKA HAZAVANA NY MASO
-MAHIA TSY MAHAZO AINA mihitsy

Vao misy fambara iray amin'ireo dia ataovy an-tsaina oe SAO DIA BE KANKANA indrindra ny ankizy

Ireto avy ireo KANKANA mivelona anaty vatan-tsika
1-
Ilay kankana be mirefy 15cm azo avy amin'ny loto
2-
Ilay kankam-pisaka mirefy 10metatra be zao ary afaka mivelona mandritra ny 40taona anaty vatana izy io
Io ilay kankana azo avy amin'ny kisoa na omby ratsy masakaO
3-
Ilay kankana kely dia kely mirefy 2mm ary manify toy ny kofehy
Izy ity dia mamela atody manodidina ny lava-body ary io no mahatonga ny olona mangididy ny lavabodiny na manodidina ny maha-vehivavy azy
Mifindra amin'ny alalan'ny tanana maloto avy mikôkôtra avy any izy io
4-
Ilay kankana azo avy amin'ny vovoka mirefy 1cm ary mivelona any anaty tsinay kely izy io
5-
Ilay kankam-pisaka mivelona anaty rá izy ty
6-
Azo avy amin'ny biby ihany koa ity karazana kankana ity

INONA ARY FANAFODY SY FISOROHANA AZO ATAO?
Alohan'ny fanafody aloha dia tsara ny misoroka mba tsy ahatafiditra izany kankana izany anaty vatantsika

-Mila manao MADIO foana
-Mila manasa tanana matetika amin'ny savony indrindra alohan'ny hisakafo na ny lehibe na ny ankizy
-Mila atao tsara sasa ny VOANKAZO sy LEGIOMA sasao imbetsaka ary lomana SIRA VAINGANY avela 5mn dia kobanina izaya vao hohanina
-Mila atao TSARA MASAKA ny hena rehetra
-Tsy ilaina ny manalava HOHO manafina mikrôba sy parazita ny hoho lava
( tokon ampiarina foana ny fitaizana ny ankizy amin'ny FISAVANA HOHO any antsekoly mba ahasalama azy ireny)


Misy fanafody any amin'ny DOKOTERA izay hoanina amin'ny fotoanan'ny TSINAMBOLANA izay io fotoana io no mahalehibe ny kankana ary mora anasorana ny kankana izay no antony oe TSINAMBOLANA
Misy any ny FLUBENDAZOLE na ALBENDAZOLE na NICLOSAMIDE sns...
Miovaova araky ny KANKANA kosa ny fihinana azy ireo
Marihina fa METY MAHAFATY NY ODIN-KANKANA raha diso DOSE an!

17/11/2022

GARLIC
AIL
Tongolo lay na tongolo Gasy
Ireo zava tsoa azo avy aminy ( Bénéfice)
1- Manadio ra = mihinana hasiny 2 isan'andro miaraka am rano matimaty isa maraina vo mifoha
Hoan'ireo vehivavy, tanora misy Mony ireo tena mety ary mahafaka Mony ny fihinanana azy isan'andro.
2 - Manala fièvre sy sery, tazo = tongolo gasy tontoina de asina tantely sy sakamalao dia hoanina isa maraina Afaka atao 2 fois par jours
Mampatanjaka ary manampy am fiforonan'ny sela fotsy ( hery fiarovana)
3 - Miaro am aretin'ny fo = mihinana 2 isan'andro miaraka am rano matimaty
Mampidina tosin-dra, mampirindra tsara ny fikorinan'ny ra ao am vatana, mampilamina ny tosin-dra, mampilamina ny siramamy ao anatin'ny vatan'ny olona, manala ny cholestérol ao am Vatan'olona ( menaka tsy ilain'ny vatan'ny olona)
Rehefa ny tosin-dra, ny siramamy ary ny menaka ao anatin'ny vatan'ny olona no normale dia ho lavitrin'ny aretina fo izy.
4- Anti- bactérie, anti parasitaire = manala kakana ny fihinanana tongolo gasy
5- Miaro am aretina cancer = izany hoe manampy am fiforonan'ny sela normale ao anatin'ny vatan'ny olona
Cancer= fiforonan'ny sela anormale ao anatin'ny vatan'ny olona ( lasa be dia be no isany)
6 - Manatsara ny oditra sy ny volo = hoan'ny olona manao allergie cutanée, misy tandimerina sns tsara ny fihinanana azy. Manalefaka ny hoditra, miaro am infection cutanée.
Manampy am tsy fihitsanan'ny volo = totoina ny tongolo gasy dia atao anaty menam-bolo de aosotra am volo mandritran'ny adin-1 dia eo sasana ny volo
7- Manala ny zavatra misisika am tanana lasa anatiny be reny ( fisisika mou no iantson-tsika an ireny), misy le tsy Afaka sokirina mihitsy dia asina silany tongolo gasy eo am le faritra misy azy dia avy eo bandina eo le tongolo gasy mandritran'ny fotoana fohy dia Miala ho azy iny avy eo.....
8- Mampilamina ny siramamy ao am vatana, manala ny siramamy be ao am ra
9- Manampy am fandevonan-kanina
Vakio tsara ity: TANDREMO
- Tsy mety am olona Asthmatique ny fihinanana azy amin 'zao fa atao am loka tsy maninona
- Tsy mety am olona avy nodidina na natao opération ny tongolo gasy (nididy latsakin'ny 2 volana)
- Tsy tokony hihinana tongolo gasy miohatran 2 na 3 isan'andro ny olona...

Address

Anosy

Telephone

+261348964803

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝙏𝙤𝙧𝙤𝙝𝙖𝙮 𝙢𝙤𝙢𝙗𝙖'𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙨𝙖𝙡𝙖𝙢𝙖𝙣𝙖 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your practice to be the top-listed Clinic?

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram