06/08/2023
❤️🍀NY RENY, NENY, MAMA 🇲🇬 🌿
🤱 ~ Ny efitrano voalohany =} dia ny kibon'ny Neny
🤱 ~ Ny restaurant voalohany =} dia ny nonon'ny Neny
🤱 ~ Ny efitrano fidiovana voalohany =} dia ny lohalikan'ny Neny
🤱 ~ Ny sekoly voalohany =} dia ny lakozian'ny Neny
🤱 ~ Ny maîtresse voalohany =} dia i Neny
🤱 ~ Ny dokotera voalohany =} dia ny Reny
🤱 ~ Ny thermomètre voalohany =} dia ny rantsan-tanan'ny Neny
🤱 ~ Ny namana voalohany =} dia ny Mama
🤱 ~ Ny fiara voalohany =} dia ny ao an-damosin'ny Reny
🤱 ~ Ilay olona izay tsy mba afaka manary anao mihitsy =} dia ny kibo nifonosanao
🙏❤️Misaotra an'i Neny tamin'ny zavatra rehetra nataony,❤️ ,ho ela velona anie ny Reny rehetra...
Vavaka Isan'andro