Minisitera Advantista momba ny Fahasalamana - Distrika Antsahasoa / FMC

Minisitera Advantista momba ny Fahasalamana - Distrika Antsahasoa / FMC Hifampizarana ireo toro-hevitra ara-pahasalamana mifanaraka amin'ny tenin'ny Baiboly

Manasa ny distrika Antsahasoa mba hanao fotoana miavaka mandritra sabatan'ny fahasalamana. Efa any @ groupe WhatsApp MAS...
07/01/2026

Manasa ny distrika Antsahasoa mba hanao fotoana miavaka mandritra sabatan'ny fahasalamana. Efa any @ groupe WhatsApp MAS sy filankevitra toriteny iraisana.
Zarao eto tatitra antsary mba fampaherezana fiangonana hafa

Misaotra an’i Pr Domoina RandriambololonaNalaina ary nahazahoana alalana avy aminy:Miarahaba ny rehetra. Mampatsiahy na ...
27/12/2025

Misaotra an’i Pr Domoina Randriambololona
Nalaina ary nahazahoana alalana avy aminy:

Miarahaba ny rehetra. Mampatsiahy na mampahafantatra antsika mpiasan’ny fahasalamana, indrindra ny eto amin’ny faritra Analamanga sy ny manodidina, fa raha misy olona iharan’ny herisetra ara-pananahana (agression sexuelle) dia toroy hevitra izy hanatona avy hatrany ny Centre Vonjy izay centre de prise en charge intégrée des victimes de violences sexuelles. Ao amin’ny CHUGOB na maternité de Befelatanana no misy azy io. Misokatra amin’ny heures ouvrables ny centre Vonjy ; saingy raha misy niharan’ilay herisetra amin’ny ora tsy fiasana, dia asaivo manatona avy hatrany ny service des urgences maternité Befelatanana izy fa horaisin’ny Dokotera foana na amin’ny firy na amin’ny firy, omena soins ary ho atoro azy ny tokony ataony ny amin’ny tohiny (dépôt de plaintes, accompagnement psychologique, analyses sns.). Mety misy fiandrasana « kely » hoe ao amin’ny urgences raha sendra misy marary betsaka mifanotona fa horaisina foana ianareo. Afaka mijery ny site : chugob.mg isika raha te hahazo fanazavana bebe kokoa, miditra ao am’ilay hoe « Nos services », dia ao ambany ao ny Centre Vonjy, sady misy contacts téléphoniques azo antsoina ao. Misaotra ny rehetra. Mahereza foana!

https://chugob.mg/?fbclid=IwdGRjcAO86G1leHRuA2FlbQIxMQBzcnRjBmFwcF9pZAo2NjI4NTY4Mzc5AAEeziMB2FL0pZXrAAX3drTW8oVtfdb03uxP-kkin6q9lc0rkSRnWRmw4vR4D68_aem_cXPCHobL9SRHN5GcmJPjCQ

Centre Hospitalier Universitaire de Gynécologie-Obstétrique de Befelatanana Nos services HISTORIQUE QUI SOMMES-NOUS ? Selon les dires, au temps de la

12/12/2025
aoka samy hiomana mba ho sabata miavaka ny sabatan'ny fahasalamana 13 décembre ho avy izao.aoka handray Hery ara-panahy ...
11/12/2025

aoka samy hiomana mba ho sabata miavaka ny sabatan'ny fahasalamana 13 décembre ho avy izao.
aoka handray Hery ara-panahy avokoa ny tsirairay avy

mahasoa ankizivantsika azo antoka vaksiny aleo misoroka toy izay mitsabo homamiadinan'ny vozon'ny tranonjaza
08/12/2025

mahasoa ankizivantsika
azo antoka vaksiny
aleo misoroka toy izay mitsabo homamiadinan'ny vozon'ny tranonjaza

06/12/2025

miarahaba tompoko sabatan'ny fahasalamana Sabata 13 décembre Samia manao programme manokana ahasoa fiangonana.
alefa eo ihany rehefa Tonga ny toriteny

03/12/2025
misionera medikaly mitondra fanantenana
01/12/2025

misionera medikaly mitondra fanantenana

taomy namana fa ho ahazo famelombelomana n'y fanahy.fitsaboana manasitrana ihany koa ny mozika tsara
26/11/2025

taomy namana fa ho ahazo famelombelomana n'y fanahy.
fitsaboana manasitrana ihany koa ny mozika tsara

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Minisitera Advantista momba ny Fahasalamana - Distrika Antsahasoa / FMC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram