S25 SOYA

S25 SOYA Riche en protéines et calcium/ 100%naturels

17/06/2023

Misy olana ity page ity fa midira ao amin' ny page vaovao S 25 SOYA azafady indrindra tompoko https://web.facebook.com/soyaS25/

S 25 SOYA, Page Officielle (Entreprise productrice des produits dérivés du soja)
Whatsapp 📞: 034 50 241 09

06/05/2022

Ho antsika mpanjifa rehetra, noho ny olana ara-teknika dia niova eto ambany amin ity lien ity ny pagentsika S25 SOYA vaovao. Iangaviana isika hi s' abonner avy hatrany dia maharaka vaovao. Mankasitraka antsika rehetra

S 25 SOYA, Page Officielle (Entreprise productrice des produits dérivés du soja)
Whatsapp 📞: 034 50 241 09

Bonjour 👋🇲🇬Vokatra vaovao be indray ity ho fanomezana fahafaham-po ho antsika mpanjifa rehetra izay novokarin' ny S25 SO...
05/05/2022

Bonjour 👋🇲🇬

Vokatra vaovao be indray ity ho fanomezana fahafaham-po ho antsika mpanjifa rehetra izay novokarin' ny S25 SOYA ihany.
👉🍪 SOYA COOKIES 🍪👈
Mbola eo hatrany ny produits efa nahazatra hatramin' izay toy ny SOYA MILK - SOYA CACAO - SOYA COFFEE - MAYONNAISE SOJA
Vita Malagasy hatrany ny vokatra
Voatazona ihany koa ny tsirony izay efa nampiavaka anay hatramin' izay.

Alefaso ny commande manomboka izao amin' ity laharana ity 034 50 241 09 📞
Livraison Gratuite

Raha Te hitety tany maro eto Madagasikara ianao sady iantohanaRaha Tia fifaninana ho amin' ny tsara sady tia manatratra ...
21/04/2022

Raha Te hitety tany maro eto Madagasikara ianao sady iantohana
Raha Tia fifaninana ho amin' ny tsara sady tia manatratra tanjona
Mahay mandresy lahatra sy tia mivarotra?
Mahay miresaka tsara sy te hivelatra eo amin' ny fifandraisana
Te hahazo karama tsara araky ny ezaka ataonao
Ianao mihitsy izany no tadiavinay
Ny S25 SOYA dia mitady
Animateur (trice) de vente sur terrain
- 20 ka hatramin' ny 34 taona
Misy entretien aloha, misy formation gratuite, misy coaching sur terrain, misy suivi (fitaovana sy frais rehetra iantohana)
Karama tsara: 220 000 Ar hatramin' ny 950 000Ar
Miantsoa ny laharana eto ambany maka rendez-vous manao entretien:
TANANANARIVE: 034 50 241 09
MAJUNGA: 034 62 396 85
TAMATAVE: 034 89 357 60
FIANARANTSOA: 034 24 958 02
Mitondrà CV misy sary sy Certificat de résidence

Miarahaba ny Mpanjifa rehetra!👋☺️SOYA CACAO - SOYA MILK - SOYA COFFEE - MAYONNAISE SOJA.Vonona mandrakariva ny S25 SOYA ...
14/04/2022

Miarahaba ny Mpanjifa rehetra!👋☺️
SOYA CACAO - SOYA MILK - SOYA COFFEE - MAYONNAISE SOJA.
Vonona mandrakariva ny S25 SOYA hanome fahafaham-po anareo amin' ireo vokatra soja vokarinay.
👉Tsara tsiro
👉Manome hery sy tanjaka indrindra amin' izao ririnina efa hiditra izao.
🚶‍♂️Manao livraison izahay amin' ny alalan' ireo commercial mandehandeha.
📎GRATUIT ny Livraison🚶‍♀️
Misy koa eny amin' ny SHOP LIANTSOA sy JUMBO SCORE
Miantsoa ny laharana 034 50 241 09 raha handefa ny commande-nao 📞
Mirary soa!

14/04/2022

Miarahaba ny Mpanjifa rehetra!👋☺️
SOYA CACAO - SOYA MILK - SOYA COFFEE - MAYONNAISE SOJA.
Vonona mandrakariva ny S25 SOYA hanome fahafaham-po anareo amin' ireo vokatra soja vokarinay.
👉Tsara tsiro
👉Manome hery sy tanjaka indrindra amin' izao ririnina efa hiditra izao.
🚶‍♂️Manao livraison izahay amin' ny alalan' ireo commercial mandehandeha.
📎GRATUIT ny Livraison🚶‍♀️
Misy koa eny amin' ny SHOP LIANTSOA sy JUMBO SCORE
Miantsoa ny laharana 034 50 241 09 raha handefa ny commande-nao 📞
Mirary soa!

Address


Telephone

+261345024109

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S25 SOYA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to S25 SOYA:

  • Want your practice to be the top-listed Clinic?

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram