DaddyAqua Voyance

DaddyAqua Voyance Mpitsabo nentim-paharazana (Tradi-praticien)
Consultation: en Cabinet/ par téléphone/ en ligne Medium-Voyant; Astrologue ; Guérisseur traditionnel.

Membre de l' Association Nationale de Tradi-praticiens Malagasy ( ANTM)
Doté de plus de 20 ans d' expériences. PRESTATIONS : Voyance privée - Coaching spirituel - Guidance astrologique
THEMES : Amour - Finance - Carrière - Spirituel - Santé ....
CONSULTATION : En ligne sur https://www.daddyaquavoyance.com
A domicile
Par téléphone.

TOETRAN’ NY OLONA ARAKY NY TONOM-BINTANA NAHATERAHANA:NY ALAHASATY NA LIONTeraka ny : 23 Jolay - 22 AogositraMetaly: vol...
11/08/2025

TOETRAN’ NY OLONA ARAKY NY TONOM-BINTANA NAHATERAHANA:

NY ALAHASATY NA LION

Teraka ny : 23 Jolay - 22 Aogositra

Metaly: volamena
Vato: diamondra
Emboka: olibanum
Zava-maniry: tanamasoandro
Voninkazo: coquelicot.
Planeta: masoandro
loko: ranom-bolamena
Singa: afo
Teny famantarana: aina
Andro : alarobia

Vintana afo faharoa aorian’ ny Alahamady. Manana ny toetra rehetra mifanaraka amin’ ny afo ary indrindra amin’ ny Liona izay anarana iantsoana ity tonom-bintana ity amin’ ny teny frantsay, indrindra moa fa ireo teraka ny volana aogositra izay manomboka ny faharoan' ny volana.

Ireo ALAHASATY na LION teraka manomboka eo amin’ ny 23 jolay ka hatramin’ ny 01 aogositra amin’ ny anakapobeny dia tony, mahay miara-miaina amin’ ny olona. tsy mora tohina sy tsy mora tezitra izy ireo izany hoe vitan’ izy ireo tsara ny mifehy ny toe-pony.
Marihina fa betsaka amin’ izy ireo no tia manampy ny hafa, malefaka, mora mahatsapa.

Ho an’ ireo ALAHASATY na LION teraka manomboka ny 02 aogositra, ny ankamarony dia tena mora tohina sy mora tezitra. Ary tena mila miezaka be mba hahafahany mifehy an’ io toetra io. Marihina fa tena sarotra amin’ izy ireo ny mifehy io toetra io fa rehefa tezitra ry zareo dia toy ny afo midedaka mihitsy.

Manana toetra tsy refesi-mandidy ary tia mibaiko ihany koa izy ireo. Ankafizin’ izy ireo ny hoe tanterahina ny sitrapony ary arahina ny baikony. Tsy zakan’ izy ireo ny tsy firarahina azy ireo.

Mahafinaritra azy ireo ny hoe ampiana sy hisahiranana. Ny ankamaroan’ izy ireo dia tia heverina toy ireny mpanjaka lahy sy vavy ireny mihintsy nohon’ ny avonavona izay manjaka ao anatiny.

Tsy tantin’ izy ireo ihany koa ny tsy mamiratra eo anatrehan’ ny hafa na koa hoe tsy mahomby amin ny fiainana, izay no antony mahatonga fahorian-tsaina ho azy ireo matetika.

Raha fintinina araka ny fandalinana natao dia ireo olona teraka ALAHASATY na LION dia mahery fo, manana toe-piaina mihaja, mahay miara-miaina aman’ olona, tso-po, mahalala-tanana, mendrika, tsy miovaova.

Saingy, mazava hoa azy kosa fa misy amin’ ireo teraka Alahasaty na LION no ahitana koa olona mpanambonin-tena, miavona, tsy mena-mivadika, tsy azo itokisana, tsy refesi-mandidy, mpitsipa-doha laka nitana, tia tena tafahoatra, mpamaly faty, miaina amin’ ny fihetsem-po, tsy tohinina.
Ny sasany amin’ ireo teraka Alahasaty koa dia tia mirehareha tafahoatra amin’ izay fahaizana manokana na zavatra hananany.

Ireo teraka ALAHASATY na LION dia manana fahaizana manokana amin’ ny rindran-damina ary manana ny toe-po sy herim-po toy ny an’ i liona.

Ao anatin’ ireo teraka ALAHASATY na LION ireo dia misy hery ara-panahy izay mbola matory, miankina amin’ ny tsirairay ny fifohazany.

Ny teraka ALAHASATY na LION dia matetika miaina fanaintainana amin’ ny Tanana sy ny sandry.

Source: DaddyAqua Voyance

🌕✨ TSINANA EO @ FANDALOVANY NY VONDRON-KINTANA ALAHASATY NA LION NY VOLANA NY 24 JOLAY 2025🌟 Mitondra herin’ ny fanavaoz...
24/07/2025

🌕✨ TSINANA EO @ FANDALOVANY NY VONDRON-KINTANA ALAHASATY NA LION NY VOLANA NY 24 JOLAY 2025
🌟 Mitondra herin’ ny fanavaozana, fahatokisan-tena sy ny fahaiza-mamorona ny tsinam-bolana eo amin’ ny vondron-kintana alahasaty na lion.
🌟 Noho izany ilaina ny mahatoky tena, ny fahaiza-manao manokana anananan’ ny tena.
🌟 Fotoana tsara hambolena fikasana vaovao ary koa hametrahana ireo tanjona izay mitarika anao handroso eo amin’ ny fiainana manokana sy arak’ asa.
🌟 Ny tonombitana alahasaty na lion ihany koa dia mifandray amin’ ny resaka mahakasika ny fo, ny fitiavana miredareda, noho izany manome vahana ny fitiavana, ny fikatsahana fifaliana sy fahafinaretana.

💖 FITIAVANA :
💫 ▸ Fotoana izao hamiratana, fotoana isehoana tsy hiafinafenana ho an’ ireo tokan-tena.
💫 ▸ Noho izany, sahia miaina tsisy tahotra mba afahan’ ny fifandraisana vaovao mba hivelatra.

💸 VOLA :
💼 ▸ Sahia mandray ny fitantanana ny resaka tetikasa, omeo vahana ny hevitra feno famoronana ary aza matahotra maneho ny talenta.
💼 ▸ Fotoana tsara hanombohana zavatra vaovao indrindra mahakasika ny sehatra mitaky serasera sy fanehoana ivelany.

🌿 FAHASALAMANA :
💪 ▸ Fotoana tena mety ho amin’ ny fikolokolona ny tena am-pitiavana sy hanamafisana ny fahatokisan-tena.
💪 ▸ Omeo sehatra ny fampiharana sy izay rehetra momban’ ny fampihetseham-batana sy mampivelatra ny fankafizana ny tena.

🌕 PRÉVISIONS ET CONSEILS SUIVANT LE PREMIER QUARTIER DE LUNE EN POISSON – LE 02 JUILLET 2025🌸 Le 2, un premier quartier ...
03/07/2025

🌕 PRÉVISIONS ET CONSEILS SUIVANT LE PREMIER QUARTIER DE LUNE EN POISSON – LE 02 JUILLET 2025

🌸 Le 2, un premier quartier de lune harmonieux en Balance apporte l’énergie de la recherche de l’équilibre et de la coopération.
🌈 Pendant cette période, il y a une forte tendance à ajuster les relations, à conclure des accords et à trouver des solutions qui profitent à toutes les parties concernées.
⚖️ La Balance, signe de justice et de diplomatie, favorise le désir de créer la paix et la compréhension, tant dans les relations personnelles que sur le lieu de travail et dans la société dans son ensemble.
💡 Le conseil pour cette phase est de rechercher l’équilibre dans tous les domaines de votre vie.
🕊️ En cas de situations compliquées ou de conflits imminents, trouvez des solutions équitables et réfléchies et essayez de les résoudre par le dialogue.

❤️ Amour
💖 Investissez dans l’équilibre de vos relations, en recherchant l’harmonie par des conversations plus approfondies et des accords qui renforcent la connexion.
💬 Vous n’avez pas besoin d’avoir toujours raison !

💰 Argent
🌟 C’est le moment idéal pour miser sur des collaborations et des partenariats stratégiques, en profitant des énergies de la période pour prospérer.
🚫 Restez à l’écart des moyens douteux de gagner de l’argent.

🌿 Santé
🧘‍♀️ Concentrez-vous sur des pratiques qui équilibrent le corps et l’esprit, comme le yoga ou la méditation.
🌺 Recherchez un mode de vie qui favorise le bien-être sans renoncer au plaisir et au soin de soi.

🌕 MIARINA EO @ FANDALOVANY NY VONDRON-KINTANA ADIMIZANA NA BALANCE NY VOLANA NY 02 JOLAY 2025🌸 Ity miarim-bolana eo amin...
02/07/2025

🌕 MIARINA EO @ FANDALOVANY NY VONDRON-KINTANA ADIMIZANA NA BALANCE NY VOLANA NY 02 JOLAY 2025
🌸 Ity miarim-bolana eo amin’ ny adimizana ity dia manome vahana ny hery mandrisika ho @ fandanjalanjana sy ny fiaraha-misalahy.
💫 Mandritra ity vanim-potoana ity dia hanjaka ny faniriana te hanitsy sy hanisy rindran-damina eo anivon’ ny fifandraisana, ny fanatanterahana ny fifanekena ara - piara-miasa na ara-tetikasa ary indrindra ihany koa ny fahitana vahaolana ho an’ izay voakasik’ izany.
🌈 Ny adimizana izay vintana anjakan’ ny fandalana ny rariny sy ny fahaiza-miaina dia manome vahana ny faniriana miteraka filaminana sy fiadanana ary fahatsapana izay miseho na eo amin’ ny fifandraisana manokana na eo anivon’ ny asa sy amin’ ny fiaraha-monina amin’ny ankapobeny.
🌟 Ny torolalana amin’ ity vanim-potoana ity dia ny fitadiavana rindran-damina sy fandanjalanjana eo amin’ ny lafim-piainana rehetra.
🪷 Eo anatrehan’ ny fahasarotana sy fifandirana, miezaha mitady ny vahaolana mitondra any amin’ ny marimaritra iraisana sy am-pisainana ary koa miezaka mamaha olana amin’ ny fifampiresahana.

❤️ FITIAVANA
🌺 Miezaha manisy marimaritra eo anivon’ ny fifandraisana amin’ ny fitadiavana filaminana tsara amin’ ny alalan’ ny fifampiresahana sy fifanekena izay manamafy o***a ny fifandraisana.

💰 VOLA
🪙 Vanim-potoana mety tsara ho amin’ ny fifaraham-piaraha-miasa izay anjakan’ ny herin’ ny firoboroboana.
🚨 Mila mitandriana amin’ ny fomba fahazoam-bola mampiahiahy.

🌿 FAHASALAMANA
🌼 Mifantoha amin’ ireo fampiharana (pratique) izay mandrindra ny vatana sy ny saina ary mitadiava fombam-piaina izay manome vahana ny fikolokoloana ny tena fa na izany aza tsy adino ny maka fahafinaretana amin’ ny fikarakarana ny tena.

02/07/2025

02/07/2025

🍀 4 ELEMENTS DANS LA MAISON QUI ATTIRENT LA CHANCE & LA PROSPERITE🌿 Le bambou🎍 Le bambou est réputé pour attirer le succ...
22/06/2025

🍀 4 ELEMENTS DANS LA MAISON QUI ATTIRENT LA CHANCE & LA PROSPERITE
🌿 Le bambou
🎍 Le bambou est réputé pour attirer le succès. Il dégage une énergie positive dont les effets se ressentiront dans tous les domaines de votre vie.
🌊🌳 Considéré comme l’élément au croisement entre l’eau et le bois, le bambou est l’un des éléments qui apportent chance et prospérité.

🧂 Le sel
✨ Étonnamment, l’un des objets qui attirent la chance et la prospérité n’est autre que le sel !
🛡️ Il est doté de propriétés très importantes, notamment la protection.
👁️‍🗨️ Le sel vous protège du mauvais œil et vous débarrasse des émotions négatives.

🕯️ Les bougies blanches
🌠 Les bougies ne servent pas uniquement à créer une ambiance agréable : elles sont l’un des objets dans la maison qui attirent la chance et la prospérité le plus rapidement !
⚪ Pour attirer une énergie positive, ce sont des bougies de couleur blanche qu’il vous faut.

🐱 Les chats
💫 Nos amis les chats font partie des éléments qui attirent la chance et la prospérité en répandant des bonnes ondes.
🔮 Les chats ont le pouvoir de transformer les énergies négatives en ondes positives.
🚫👻 Leur simple présence suffit à faire fuir les entités négatives qui seraient tentées de rôder dans votre foyer.
😺 De plus, les chats aident à réduire le stress.


20/06/2025

🌕 PRÉVISIONS ET CONSEILS SUIVANT LE DERNIER QUARTIER DE LUNE EN POISSON – LE 18 JUIN 2025🌊 La Lune décroissante en Poiss...
18/06/2025

🌕 PRÉVISIONS ET CONSEILS SUIVANT LE DERNIER QUARTIER DE LUNE EN POISSON – LE 18 JUIN 2025
🌊 La Lune décroissante en Poissons apporte une énergie introspective et sensible, idéale pour clore les cycles et se connecter au côté spirituel. C’est une période où les émotions sont au naturel, favorisant le recueillement, la réflexion et le lâcher-prise des situations qui n’ont plus de raison d’être.

🌘 La phase du dernier quartier est déjà naturellement axée sur les conclusions, et avec l’influence des Poissons, l’accent est mis sur :
🎐 le pardon,
🌱 la guérison émotionnelle,
💨 et la libération des énergies négatives.

💫 Notre conseil pour cette période est de vous permettre de ralentir et d’écouter votre intuition. Profitez de cette période pour vous connecter à vous-même :
🧘‍♂️ par la méditation, ou la prière
🔮 des pratiques spirituelles,
🌌 ou simplement des moments de silence et de solitude.

🚫 Évitez de vous forcer à prendre de nouvelles initiatives ; concentrez-vous plutôt sur :
🧹 la résolution des problèmes en suspens,
💭 qu’ils soient d’ordre émotionnel ou pratique.

🌟 C’est une excellente période pour :
✨ faire un nettoyage énergétique,
🧠 se débarrasser de croyances ou d’habitudes qui vous empêchent d’avancer.

💧 Les Poissons, signe d’eau, encouragent également :
💞 l’empathie,
🌺 et l’attention portée aux autres.

🌫️ Il peut s’agir d’une période émotionnellement intense. Soyez donc :
👂 attentif à vos émotions,
🤝 et à ceux qui vous entourent.

⚠️ Toutefois, évitez :
🌀 de vous perdre dans des rêveries,
🌪️ ou de vous laisser emporter par la confusion émotionnelle.

🎭 L’énergie des Poissons peut apporter un voile d’illusion, il est donc essentiel de faire preuve de discernement.
💖 Amour
💌 Suivez votre intuition, créez des liens plus profonds dans votre relation tout en laissant tomber les rancœurs qui n’ont plus de sens. Donnez libre cours à l’amour et guérissez les blessures émotionnelles par l’empathie.

💰 Argent
🪙 Il est temps de repenser vos dépenses, de vous débarrasser du superflu et d’éviter les décisions impulsives ; planifiez calmement et suivez votre instinct, mais prenez votre temps.

🧘‍♀️ Santé
🌿 Donnez la priorité au repos, rechargez votre énergie par des pratiques du bien-être, et n’ayez pas peur de vous livrer à un peu d’introspection, en prenant soin de votre santé émotionnelle avec beaucoup d’affection et d’auto-compassion.

🌕 RAVA EO @ FANDALOVANY NY VONDRON-KINTANA ALOHOTSY NA POISSON – NY VOLANA NY 18 JONA 2025🌊 Ny faharavan’ny volana  eo a...
17/06/2025

🌕 RAVA EO @ FANDALOVANY NY VONDRON-KINTANA ALOHOTSY NA POISSON – NY VOLANA NY 18 JONA 2025
🌊 Ny faharavan’ny volana eo amin’ny vondron-kintana Alohotsy na Poisson dia mitondra hery misarika amin’ny fiverenana anaty sy ny fahatsapana, mety tsara amin’ny fifandraisana amin’ny tontolo ara-panahy.

🌘 Vanim-potoana tokony:
🔍 handinihina,
🕊️ hamelana ireo tranga tsy mitera-bokatsoa.

🎯 Mifantoka amin’ny :
💗 famelana heloka,
💞 fanasitranana ara-pihetsem-po,
🧹 ary fanalana ny hery ratsy.

✨ Tena ilaina tokoa ny :
👂 mihaino ny fahatsapana anaty (intuition),
🧘‍♀️ miaina kokoa ny ara-panahy amin’ny alalan’ny vavaka,
🔮 fampiharana ara-panahy isan-karazany,
🤫 manokana fotoana iainana fahanginana sy fitokanana irery.

🚫 Tsy tsara loatra ny manery tranga, fa aleo :
🛠️ mifantoka amin’ny famahana olana mbola miantona, na ara-pihetsempo,
na amin'ny lafim-piainana andavanandro.

🌟 Vanim-potoana tsara hanaovana :
🛁 fanadiovana ara-nofo na ara-panahy,
✂️ fialana amin’ireo finoana na fahazarana manakana ny fandrosoana.

💧 Ny Alohotsy amin’ny maha singan’ny rano azy dia :
❤️ manome vahana ny fitsinjovana ny hafa.
🌊 Mety hanjaka ny ara-pihetsempo amin’ity vanim-potoana ity.

👁️ Aoka ianao hanome lanja ny :
💓 fihetsemponao,
🤝 sy ny an'ny hafa manodidina anao.

⚠️ Tandremo :
🌀 tafalatsaka anaty nofinofy fotsiny,
🌫️ na fisavoritahana ara-pihetsempo.

💖 FITIAVANA
💌 Henoy ny fahatsapana anaty ary hatsarao ny fifandraisana eo amin’ny fiarahan’olondroa ho mafy o***a sy hiorim-paka.
🕊️ Avelao ny lolom-po sy otri-po tsy mitondra mankaiza.
❤️ Avelao ny fitiavana no hanjaka ary sitrano ny ratra ara-pihetsempo amin’ny alalan’ny hamoram-panahy.

💰 VOLA
🪙 Fotoana izao handinihina ireo fandaniana.
🚫 Hialana amin’ireo fandaniana tafahoatra ary tandremo ny fanapahan-kevitra tampoka tsy voadinika.
📊 Apetraho milamina ny vina, araho ny fahatsapana anaty, fa aza manao zavatra anaty famaizana.

🧘‍♂️ FAHASALAMANA
🌿 Ataovy laharam-pahamehana ny fialan-tsasatra.
🌞 Ampitomboy ny hery sy tanjaka amin’ny fanaovana fampiharana isan-karazany.
🪷 Aza matahotra @ fandinihan-tena.
💗 Kolokoloy ny fahasalamana ara-pihetsempo amin’ny fanehoana fitiavana ny tena sy fitserana ny tena.

15/06/2025

🌿 LA VANILLE ET SES VERTUS SPIRITUELLESLa vanille, bien plus qu’une simple épice culinaire, est depuis longtemps associé...
15/06/2025

🌿 LA VANILLE ET SES VERTUS SPIRITUELLES
La vanille, bien plus qu’une simple épice culinaire, est depuis longtemps associée à des vertus spirituelles dans diverses cultures. Son arôme doux et envoûtant est souvent utilisé pour créer une atmosphère de paix et de sérénité, favorisant la prière et la connexion spirituelle et autres pratiques spirituelles.

🍃 La vanille est parfois intégrée dans des rituels pour attirer l’énergie positive ou renforcer l’intuition.
🍃 Les gousses de vanille sont utilisées dans des sachets ou des infusions pour promouvoir l’harmonie intérieure.

✨ En somme, la vanille transcende son usage culinaire pour devenir un outil spirituel, invitant à la douceur, à l’introspection et à une connexion plus profonde avec soi-même et l’univers.

🌸 Quelles sont les pratiques spirituelles que l'on peut faire avec la vanille ?
🧘‍♀️ Méditation ou prière et relaxation :
Utilisation : 🌼 Placez une gousse de vanille ou quelques gouttes d'huile essentielle de vanille dans un diffuseur pendant une séance de méditation.
Son arôme favorise un état de calme, aide à apaiser l'esprit et à ouvrir les sens de l’âme.

🌺 Attraction d’énergie positive :
Utilisation : 🌸 Créez un sachet spirituel en plaçant une gousse de vanille séchée avec des herbes comme la lavande ou des pétales de rose, et portez-le sur vous ou placez-le sous votre oreiller.

💧 Purification spirituelle :
Utilisation : 🌹 Ajoutez quelques gouttes d’extrait de vanille ou d’huile essentielle dans un bain chaud, éventuellement avec des pétales de fleurs.
La vanille aide à dissoudre les énergies négatives et à renforcer l’intuition.

🔥 Encens ou fumigation :
Utilisation : 🍂 Bien que moins courant, vous pouvez brûler de l’encens à base de vanille ou utiliser une gousse séchée dans un rituel de fumigation (en combinaison avec d’autres herbes comme le palo santo).

Pratique : 🌬️ Passez la fumée autour de votre espace de vie pour purifier l’environnement et inviter des énergies positives.

⚠️ Précautions
🛑 Assurez-vous d’utiliser de la vanille naturelle (gousses ou extrait pur) plutôt que des produits synthétiques, car ces derniers n’ont pas les mêmes propriétés énergétiques.
🔍 Soyez également attentif aux allergies potentielles lors de l’utilisation d’huiles essentielles.

́nergétique

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DaddyAqua Voyance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to DaddyAqua Voyance:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Professional English-French-English Translator/Writer

J’ offre mes services de traduction Anglais-Français-Anglais et et de rédaction aux particuliers, PME, PMI, grandes entreprises ou autres qui en ont besoin.

Je suis ouverte à toute proposition et suis à votre disposition pour tout renseignement ou demande de devis.