Myria Beauté Andrefan'Ambohijanahary

Myria Beauté Andrefan'Ambohijanahary Coiffure et Esthétique

01/01/2026

Fiadanana o! "Ary ny Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo fiadanana mandrakariva amin'ny zavatra rehetra. Ho aminareo rehetra anie ny Tompo" II Tes 3:16

NY COUPE MANEVA ANAO? Miankina betsaka amin'ny firafitry ny endrikao ny "COUPE" maneva anao. Nefa, mba asio endriny ilay...
17/12/2025

NY COUPE MANEVA ANAO?
Miankina betsaka amin'ny firafitry ny endrikao ny "COUPE" maneva anao. Nefa, mba asio endriny ilay volo rehefa hotapahana ihany. Jereo anie izany hakantony e!
034 61 116 61

PROMOTION, mamaraparana isika izao.Tombony Azo amin'ny Steam Pod : manala ny vakivaky, mitsotra be sady malefaka ny volo...
10/12/2025

PROMOTION, mamaraparana isika izao.
Tombony Azo amin'ny Steam Pod : manala ny vakivaky, mitsotra be sady malefaka ny volo, miolana tsara koa raha aholana, mangirana, ela be vao simba, ...
Tsy misokatra aloha anio an! Fa RAHAMPITSO tongava ndray.
034 61 116 61.

Mafana ity ny andro, tongava hirandrana e!Milazà mialoha fotsiny.034 61 116 61
27/11/2025

Mafana ity ny andro, tongava hirandrana e!
Milazà mialoha fotsiny.
034 61 116 61

Tongava amin'izay manamboatra volo, sa ianao mbola manohy ny fitokonana ao an-trano ? Ny olona ity efa ...Mankasitraka a...
18/10/2025

Tongava amin'izay manamboatra volo, sa ianao mbola manohy ny fitokonana ao an-trano ? Ny olona ity efa ...
Mankasitraka aki ry Mpanjifa mahafatra-po a!

30/09/2025

Ho FANDAMINANA ny Fandraisana anao, mangalà RENDEZ-VOUS mialoha raha mba mety aminao.
Tsy miova ny laharana fa 034 61 116 61 hatrany.
Mirary soa o!

NAHAY NIFIDY LOKOM-BOLO izy,Satria mivady tsara amin'ny lokon'ny hoditrany ilay Marron nosafidiany eto. Misy an'izany ko...
01/09/2025

NAHAY NIFIDY LOKOM-BOLO izy,
Satria mivady tsara amin'ny lokon'ny hoditrany ilay Marron nosafidiany eto. Misy an'izany koa anie Rehefa handoko volo rey olona e! Jereo ihany izay Loko MBA tena MANOME LANJA sy mampisongadina ny hatsaranao, fa TSY ny Lokom-bolo rehetra no mifanaraka amin'ny lokon'ny hoditra, kany an! Mirary soooooa!

MAMPANGIRANA volo ihany koa ny "produits" ampiasaintsika, mampalefaka ny volo, ...Tongava daholo e!034 61 116 61(Mankasi...
22/08/2025

MAMPANGIRANA volo ihany koa ny "produits" ampiasaintsika, mampalefaka ny volo, ...
Tongava daholo e!
034 61 116 61
(Mankasitraka aki M...... a! )

Arakaraky ny fahatevina sy fahalavan'ny volo dia Tsy mitovy ny : fatran'ny produit ampiasaina, ny herin'aratra lany, ny ...
19/08/2025

Arakaraky ny fahatevina sy fahalavan'ny volo dia Tsy mitovy ny : fatran'ny produit ampiasaina, ny herin'aratra lany, ny fotoana ahavitana azy, ... Izay no mahatonga ny prix tsy mitovy re a! Amin'ny maha Orinasa "mijoro ara-dalàna" sy "mandoa Hetra" dia tsy Afaka manao prix mahafatiantoka re e!

Misokatra izahay anio 15 Aogositra hatramin'ny 6 ora Hariva an! Mirary soa e!034 61 116 61
15/08/2025

Misokatra izahay anio 15 Aogositra hatramin'ny 6 ora Hariva an! Mirary soa e!
034 61 116 61

Eny ho'aho!
12/08/2025

Eny ho'aho!

Mivarotra BAIN D'HUILE sy MASQUE ho an'ny VOLO MILOKO sy ny VOLO SIMBA izahay. 5.000 Ar dia efa mahazo. Arovy ihany volo...
08/08/2025

Mivarotra BAIN D'HUILE sy MASQUE ho an'ny VOLO MILOKO sy ny VOLO SIMBA izahay. 5.000 Ar dia efa mahazo. Arovy ihany volo vao milalao ranomasina e!
Mankasitraka manokana an'ireto Mpanjifa mahafatra-po ireto.
034 61 116 61

Address

En Face BOA Andrefan'Ambohijanahary
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00

Telephone

+261346111661

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Myria Beauté Andrefan'Ambohijanahary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram

Category