Mitsabo diabète : manao massage

Mitsabo diabète : manao massage Manotra: massage relaxant, thérapeutique. Mitsabo @ fomba naturelle : sakafo, phytothérapie, hydrotherapie, massotherapy, . . .

Ho antsika eto toliara manana olana @ resaka diabète. Aza misalasala miantso anay. 0347496245
11/08/2024

Ho antsika eto toliara manana olana @ resaka diabète. Aza misalasala miantso anay.
0347496245

28/07/2022
19/07/2022
01/06/2022
25/05/2022

IREO SOA 10 AZO AVY AMIN’ NY FIHINANANA SOSETY

Efa saiky mahazatra ny maro ny manao ny sosety ho fangaron-daoka, lasary…fa tsy vitsy koa anefa no tsy tia azy ity. Aoka ary ho fantatsika fa mahatsara ny fahasalamana ny fihinanana sosety. Na dia sokajiantsika ho “legumes “koa aza izy ity dia voasokajy kosa ho anisan’ny voankazo.

Indreto ary misy zava-tsoa 10 ahatsara ny fahasalamanao avy amin’ny sosety:

1-Tsara ho an’ny fo: satria izy dia loharanon’ny vitamine B

2-Manampy miaro amin’ny fiavian’ny homamiadana nohon’ny fisian’ny vitamina C izay” anti-oxydant”.

3-Manampy ny vatana hamokatra hery ny manganezy, ny proteina.

4-Miaro amin’ny fitohanana ny “fibres” ao anatiny.

5-mitahiry ny fahasalaman’ny “thiroïde”, manampy ny mpamorona” hormone “.

6-miaro amin’ny mony nohon’ny fisian’ny zinc ao anatiny izay manohana ny famokarana menaka ao amin’ny hoditra.

7-mitahiry ny fahasalaman’ny taolana nohon’ny fisian’ny vitamina K ao anatiny. Tsara ho an’ny olona voan’ny aretin-taolana atao hoe: ostéoporose…

8-manampy amin’ny fampidinana ny tosi-drà ny potasioma ao anatiny.

9-Tsara ho an’ny ati-doha ny vitamina B6 entiny ary mampitombo ny fitadidina.

10-miady amin’ny krampy ny manezioma entiny.

Andramo ary e, mahazoto homana dia mitombo fahasalamana!

Zarao amin'ny namanao ary raha hitanao fa tena mety e!!!

Loharano: Fitsaboana Nentim-paharazana Malagasy

Address

Ankatso . Andraisoro
Antananarivo
101

Telephone

+261347496245

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitsabo diabète : manao massage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Mitsabo diabète : manao massage:

Share