Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison Bienvenu sur ma page. Ici, je promeus l'Intelligence Emotionnelle et l'Intelligence Spirituelle combinée avec la Science.

Je facilite votre transition de la 3D vers la 5D.

28/03/2026

đ„đ©đąđŹđšđđž 𝟕: đ…đšđ§đ­đšđ­đ«đšđš 𝐯𝐞 𝐟𝐚 𝐞𝐟𝐚 đ«đžÌđąđ§đœđšđ«đ§đžÌ 𝐱𝐩-𝐛𝐞 𝐝𝐱𝐚 𝐛𝐞 𝐱𝐚𝐧𝐚𝐹 𝐟𝐚 𝐧𝐚𝐟𝐞𝐧𝐱𝐧'đąđ«đžđš đ„đ§đ­đąđ­đžÌ đ€đ«đœđĄđšđ§đąđȘ𝐼𝐞 đąđ«đžđš 𝐭𝐚𝐩𝐱𝐧𝐚𝐹 𝐱𝐳𝐚𝐧đČ?

📌 Hojerentsika hatrany amin’ny fomba fijery 𝐒𝐜𝐱𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐞𝐭 đ’đ©đąđ«đąđ­đźđšđ„đąđ­đžÌ izay lohahevitra izay.
📌 Arak’izany dia 𝐡𝐱𝐚𝐧𝐠𝐚𝐯𝐱𝐚𝐧𝐚 đšđŠđ©đšđ§đšđŁđšđ§đš izay rehetra manana sensibilitĂ© mba tsy hijery ny vidĂ©o satria misy information 𝐩𝐞𝐭đČ 𝐡𝐚𝐧𝐹𝐡𝐱𝐧𝐭𝐹𝐡𝐱𝐧𝐚 anao voalaza ao anatiny ao.

👉 Inona no atao hoe đąđ§đœđšđ«đ§đšđ­đąđšđ§ – đ«đžÌđąđ§đœđšđ«đ§đšđ­đąđšđ§ ?
👉 Fantatrao ve fa tokony hiaina 𝐚𝐩𝐚𝐧-𝐣𝐚𝐭𝐹 𝐭𝐚𝐹𝐧𝐚 ianao vao ho faty?
👉 Nahoana no lazaina fa 𝐩𝐚𝐡𝐚𝐳𝐹 𝐭𝐹𝐩𝐛𝐹𝐧đČ 𝐚𝐩𝐱𝐧'𝐧đČ đŸđšđĄđšđ­đšđ§đšđ«đšđ§đšđš ireo entitĂ© archnonique ireo (alohan’ny 40-50 taona)?
👉 Azonao atao ve ny mahatadidy ny 𝐯𝐱𝐞 đšđ§đ­đžÌđ«đąđžđźđ«đž-𝐧𝐚𝐹?

đƒđžÌđŸđąđ§đąđ­đąđšđ§ 𝐯𝐱𝐭𝐬𝐱𝐯𝐱𝐭𝐬đČ:

🎯 đ„đ­đžđ«đ§đžđ„đ„đž/đ„đ­đžđ«đ§đąđ­đžÌ: maharitra mandrakizay tsy misy fiandohana ary tsy misy fiafarana.

🎯 đđ«đšđœđžđŹđŹđźđŹ 𝐝𝐞 đœđ«đąđŹđ­đšđ„đ„đąđŹđšđ­đąđšđ§: midina ny frĂ©quence vibratoire ny Ă©nĂ©rgie-nao dia lasa miforona ny nofo amandrĂ . Ny vatana dia tsy avy aiza akory fa niainga avy tamin’ny Fanahy ihany.

🎯 Isika dia 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐡đČ 𝐩𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚 𝐭𝐬đČ 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐩𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐡đČ akory.

📌 𝐀𝐹 𝐚𝐧𝐚𝐭đČ đŻđąđđžÌđš 𝐧đČ 𝐚𝐧𝐝𝐱𝐧𝐱𝐧𝐝𝐱𝐧𝐱𝐧đČ....

📖 Manolotra formation đ’đ­đ«đžđŹđŹ-đ…đ«đžđž 𝐞𝐧 đ„đąđ đ§đž aho hampianarako anao manao rĂ©gulation Ă©motionnelle izany hoe tsy ho robot mpamokatra Loosh intsony. Afaka hanana fiainana 𝐟𝐞𝐧𝐹 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐹𝐧𝐱𝐚𝐧𝐚 sy 𝐟𝐱𝐚𝐝𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 ary đŸđąđ­đŹđšđĄđšđ«đšđ§đš ianao.

📖 Manolotra đŸđšđ«đŠđšđ­đąđšđ§ đ©đžđ«đŹđšđ§đ§đšđ„đąđŹđžÌđž amin’ny domaine đˆđ§đ­đžđ„đ„đąđ đžđ§đœđž đ„đŠđšđ­đąđšđ§đ§đžđ„đ„đž sy đˆđ§đ­đžđ„đ„đąđ đžđ§đœđž đ’đ©đąđ«đąđ­đźđžđ„đ„đž ihany koa aho raha toa ka mahaliana anao.

Raha mila fanazavana fanampiny:

đŸ“± đ–đĄđšđ­đŹđšđ©đ©: +𝟐𝟔𝟏 𝟑𝟒 𝟏𝟎 𝟗𝟏𝟗 𝟔𝟒
📧 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 đđ«đąđŻđžÌ 𝐌𝐏

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

26/03/2026

đ„đ©đąđŹđšđđž 𝟔 : đ…đšđ§đ­đšđ­đ«đšđš 𝐯𝐞 𝐟𝐚 𝐧𝐚 đĄđąđ­đšđ€đČ 𝐟𝐱𝐭𝐹𝐯𝐱𝐚𝐧-𝐣𝐹 𝐭𝐹đČ 𝐧đČ 𝐱𝐧𝐹𝐧𝐚 𝐚𝐳𝐚 𝐧đČ 𝐯𝐞𝐡𝐱𝐯𝐚𝐯đČ 𝐝𝐱𝐚 𝐭𝐬đČ 𝐡𝐱𝐭𝐹𝐯đČ 𝐳𝐹 𝐚𝐩𝐱𝐧’𝐧đČ đ„đžđĄđąđ„đšđĄđČ 𝐧𝐚 𝐹𝐯𝐱𝐧𝐚 𝐧𝐚 𝐹𝐯𝐱𝐧𝐚? – đ…đšđ§đ­đšđ­đ«đšđš 𝐯𝐞 𝐟𝐚 𝐞𝐟𝐚 đŹđ­đ«đšđ­đžÌđ đąđž đšđ«đœđĄđšđ§đąđȘ𝐼𝐞 đĄđšđ­đ«đšđ§đČ đšđŠđ©đąđšđ§đđšđĄđšđ§đš 𝐧đČ đŸđąđŁđšđ„đąđšđ§â€™đ§đČ 𝐯𝐞𝐡𝐱𝐯𝐚𝐯đČ?

📌 Hojerentsika hatrany amin’ny fomba fijery 𝐒𝐜𝐱𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐞𝐭 đ’đ©đąđ«đąđ­đźđšđ„đąđ­đžÌ izay lohahevitra izay.
📌 Arak’izany dia 𝐡𝐱𝐚𝐧𝐠𝐚𝐯𝐱𝐚𝐧𝐚 đšđŠđ©đšđ§đšđŁđšđ§đš izay rehetra manana sensibilitĂ© mba tsy hijery ny vidĂ©o satria misy information 𝐩𝐞𝐭đČ 𝐡𝐚𝐧𝐹𝐡𝐱𝐧𝐭𝐹𝐡𝐱𝐧𝐚 anao voalaza ao anatiny ao.

👉 Fantatrao ve fa efa 𝐯𝐚𝐝đČ đŸđšđĄđšđ«đšđš an’i Adama i Eva?
👉 Iza ilay 𝐯𝐚𝐝đČ đŻđšđšđ„đšđĄđšđ§â€™đą 𝐀𝐝𝐚𝐩𝐚?
👉 Fa nahoana i Eva no nalaina teo amin’ny đ­đšđšđ„đšđ§-𝐭𝐞𝐡𝐞𝐳𝐚𝐧’i Adama?
👉 Inona no atao hoe đ’đźđ©đ©đ«đžđŹđŹđąđšđ§ 𝐝𝐞 đ„â€™đ„đ§đžÌđ«đ đąđž đ…đžÌđŠđąđ§đąđ§đž ?
👉 Iza ireo atao hoe 𝐅𝐞𝐩𝐩𝐞𝐬 đŸđšđ«đ­đžđŹđŸ’Ș :-) ?

🎯 Mizara roa lehibe ny Energies misy eto amin’ity Univers ity. đ„đ§đžđ«đ đąđž đŒđšđŹđœđźđ„đąđ§đž sy đ„đ§đžđ«đ đąđž đ…đžÌđŠđąđ§đąđ§đž.
De nature 𝐞𝐧 đžÌđȘđźđąđ„đąđ›đ«đž foana izy roa ireo, toy ireny Ying et Yang â˜Żïžireny. Fa ninian’ireto EntitĂ© archonique ireto natao suppression na đ§đšđ©đšđ«đžđ­đąđ§đš ny Energie fĂ©minine ary niniana đ§đšđŹđšđ§đđ«đšđ­đ«đš ny Energie masculine. Vokatr'izay dia miteraka đđžÌđŹđžÌđȘđźđąđ„đąđ›đ«đž đ­đšđ­đšđ„đž ny Energies misy eto ambonin'ny tany io fanaporetana io arak’izany.

🎯 đ’đźđ©đ©đ«đžđŹđŹđąđšđ§ 𝐝𝐞 đ„â€™đ„đ§đžđ«đ đąđž đŸđžÌđŠđąđ§đąđ§đž : Ny tantara amin’ny Baiboly dia metaphore, fanoharana izany. Misy dikany lehibe eo amin’ny tontolo ara-Panahy ny namoronana an’i Eva niainga avy teo amin’ny taolan-tehezan’I Adama. 𝐓𝐬đČ 𝐟𝐱𝐭𝐹𝐯𝐱𝐚𝐧-𝐣𝐹 đ§đšđŻđšđ„đžđ§đš hatrany ampiandohana no dikan’io.

📌 𝐀𝐹 𝐚𝐧𝐚𝐭đČ đŻđąđđžÌđš 𝐧đČ 𝐚𝐧𝐝𝐱𝐧𝐱𝐧𝐝𝐱𝐧𝐱𝐧đČ....

📖 Manolotra formation đ’đ­đ«đžđŹđŹ-đ…đ«đžđž 𝐞𝐧 đ„đąđ đ§đž aho hampianarako anao manao rĂ©gulation Ă©motionnelle izany hoe tsy ho robot mpamokatra Loosh intsony. Afaka hanana fiainana 𝐟𝐞𝐧𝐹 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐹𝐧𝐱𝐚𝐧𝐚 sy 𝐟𝐱𝐚𝐝𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 ary đŸđąđ­đŹđšđĄđšđ«đšđ§đš ianao.
📖 Manolotra đŸđšđ«đŠđšđ­đąđšđ§ đ©đžđ«đŹđšđ§đ§đšđ„đąđŹđžÌđž amin’ny domaine đˆđ§đ­đžđ„đ„đąđ đžđ§đœđž đ„đŠđšđ­đąđšđ§đ§đžđ„đ„đž sy đˆđ§đ­đžđ„đ„đąđ đžđ§đœđž đ’đ©đąđ«đąđ­đźđžđ„đ„đž ihany koa aho raha toa ka mahaliana anao.

Raha mila fanazavana fanampiny:

đŸ“± đ–đĄđšđ­đŹđšđ©đ©: +𝟐𝟔𝟏 𝟑𝟒 𝟏𝟎 𝟗𝟏𝟗 𝟔𝟒
📧 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 đđ«đąđŻđžÌ 𝐌𝐏

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

Graphe n'ny Champs magnĂ©tique ny tany omaly 24 mars 2026. Ny zavatra tsikaritra tato ho ato dia đŠđąđšđ€đšđ­đ«đš 𝐛𝐞 mihoatra ny ...
25/03/2026

Graphe n'ny Champs magnétique ny tany omaly 24 mars 2026.

Ny zavatra tsikaritra tato ho ato dia đŠđąđšđ€đšđ­đ«đš 𝐛𝐞 mihoatra ny 7,83 Herts ny frĂ©quence ny tany . Izay mahatonga an'io fotsifotsy be io satria tsy hita intsony ilay pic miaka-midina iny.

Efa ho isan'andro misy toy izao foana.
Midika izay fa manomboka đĄđąđ„đšđšđłđšđ§'𝐧đČ 𝐭𝐚𝐧đČ ary đŠđąđĄđšđ«đšđŻđš đ­đŹđąđ€đžđ„đąđ€đžđ„đČ ny base n'ilay Matrice 3D (7.83Hz)

☝ 𝐒𝐱𝐠𝐧𝐞 𝐀𝐬𝐜𝐞𝐧𝐬𝐱𝐹𝐧 𝟓𝐃 𝐱𝐹. Horesahintsika miandalana eny ihany.

🎯 đđ«đšđ­đšđœđšđ„đž 𝐀𝐬𝐜𝐞𝐧𝐬𝐱𝐹𝐧 𝟓𝐃:
Aza adino miditra sy mitoetra anaty đđ«đžÌđŹđžđ§đœđž đ’đ­đąđ„đ„đ§đžđŹđŹ.

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

Graphe n'ny Schumann Resonance na ny Champs magnétique n'ny tany tato anatin'ny 24h. Miakatra hatrany hatrany ary instab...
24/03/2026

Graphe n'ny Schumann Resonance na ny Champs magnétique n'ny tany tato anatin'ny 24h.
Miakatra hatrany hatrany ary instable tanteraka....

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

23/03/2026

đ„đ©đąđŹđšđđž 𝟓: đ…đšđ§đ­đšđ­đ«đšđš 𝐯𝐞 𝐟𝐚 𝐞𝐟𝐚 đđ«đšđ đ«đšđŠđŠđžÌ đĄđšđŠđšđ€đšđ­đ«đš đžÌđŠđšđ­đąđšđ§đŹ đ§đžÌđ đšđ­đąđŻđžđŹ 𝐱𝐚𝐧𝐚𝐹 𝐚𝐩𝐱𝐧’𝐧đČ đ­đšđžđ«đšđ§đš đ«đžđĄđžđ­đ«đš 𝐱𝐳𝐚đČ đšđ„đžđĄđšđ§đšđš?

📌 Hojerentsika hatrany amin’ny fomba fijery 𝐒𝐜𝐱𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐞𝐭 đ’đ©đąđ«đąđ­đźđšđ„đąđ­đžÌ izay lohahevitra izay.
📌 Arak’izany dia 𝐡𝐱𝐚𝐧𝐠𝐚𝐯𝐱𝐚𝐧𝐚 đšđŠđ©đšđ§đšđŁđšđ§đš izay rehetra manana sensibilitĂ© mba tsy hijery ny vidĂ©o satria misy information 𝐩𝐞𝐭đČ 𝐡𝐚𝐧𝐹𝐡𝐱𝐧𝐭𝐹𝐡𝐱𝐧𝐚 anao voalaza ao anatiny ao.

👉 Inona avy ireo karazana đŹđ­đ«đšđ­đžÌđ đąđžđŹ đšđ«đœđĄđšđ§đąđȘ𝐼𝐞𝐬 hitazomana antsika eto amin’ny monde 3D ?
👉 Fantatrao ve fa ireo systĂšme rehetra napetrak’ireo entitĂ© archonique ireo dia efa đŻđšđšđ„đšđĄđšđ­đ«đš 𝐩𝐛𝐚 đĄđšđŠđšđ€đšđ«đšđ§đšđš đžÌđŠđšđ­đąđšđ§đŹ đ§đžÌđ đšđ­đąđŻđžđŹ avokoa?
👉 Fantatrao ve fa ao 𝐚𝐧𝐚𝐭đČ 𝐭𝐬đČ đŸđšđĄđšđ­đŹđąđšđ«đšđŻđšđ§đ­đžđ§đš đ­đšđ§đ­đžđ«đšđ€đš (inconscience totale) no hamokaranao ireo Ă©motions nĂ©gatives ireo?
👉 Inona no atao hoe đŒđšđ­đ«đąđœđž 𝟑𝐃?

🎯 Marihina entoana fa ny DĂ©miurge sy ny Archons dia 𝐭𝐬đČ â€œđƒđžđŻđšđ„đČ” akory. đƒđžđŠđąđźđ«đ đž 𝐬đČ đ€đ«đœđĄđšđ§đŹ 𝐟𝐹𝐭𝐬𝐱𝐧đČ no iantsoana andri-zareo.

🎯 Rehefa nihidy tato anaty Matrice 3D tato isika dia lasa 𝐩𝐱𝐬𝐞 𝐞𝐧 đȘđźđšđ«đšđ§đ­đšđąđ§đž ny tany. Lasa nitoka-monina isika. Nanomboka teto dia tsy nisy EntitĂ© hafa afaka nifanerasera tamintsika intsony, izay nahatonga antsika olombelona mihevitra hatramin'izay fa đąđŹđąđ€đš đąđ«đžđ«đČ no eto amin'ity Univers ity :-)

📌 𝐀𝐹 𝐚𝐧𝐚𝐭đČ đŻđąđđžÌđš 𝐧đČ 𝐚𝐧𝐝𝐱𝐧𝐱𝐧𝐝𝐱𝐧𝐱𝐧đČ....

📖 Manolotra formation đ’đ­đ«đžđŹđŹ-đ…đ«đžđž 𝐞𝐧 đ„đąđ đ§đž aho hampianarako anao manao rĂ©gulation Ă©motionnelle izany hoe tsy ho robot mpamokatra Loosh intsony. Afaka hanana fiainana 𝐟𝐞𝐧𝐹 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐹𝐧𝐱𝐚𝐧𝐚 sy 𝐟𝐱𝐚𝐝𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 ary đŸđąđ­đŹđšđĄđšđ«đšđ§đš ianao.
📖 Manolotra đŸđšđ«đŠđšđ­đąđšđ§ đ©đžđ«đŹđšđ§đ§đšđ„đąđŹđžÌđž amin’ny domaine đˆđ§đ­đžđ„đ„đąđ đžđ§đœđž đ„đŠđšđ­đąđšđ§đ§đžđ„đ„đž sy đˆđ§đ­đžđ„đ„đąđ đžđ§đœđž đ’đ©đąđ«đąđ­đźđžđ„đ„đž ihany koa aho raha toa ka mahaliana anao.

Raha mila fanazavana fanampiny:

đŸ“± đ–đĄđšđ­đŹđšđ©đ©: +𝟐𝟔𝟏 𝟑𝟒 𝟏𝟎 𝟗𝟏𝟗 𝟔𝟒
📧 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 đđ«đąđŻđžÌ 𝐌𝐏

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

19/03/2026

đ„đ©đąđŹđšđđž 𝟒: đ…đšđ§đ­đšđ­đ«đšđš 𝐯𝐞 𝐟𝐚 𝐭𝐬đČ 𝐀𝐝𝐚𝐩𝐚 𝐬đČ 𝐄𝐯𝐚 đšđ€đšđ«đČ 𝐧𝐹 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐱𝐚𝐧𝐭𝐹𝐩𝐛𝐹𝐡𝐚𝐧’𝐧đČ đ­đšđ§đ­đšđ«đšđ§'𝐧đČ đłđšđ§đšđ€'đšđ„đšđŠđ›đžđ„đšđ§đš?
đ€đ«đČ đ…đšđ§đ­đšđ­đ«đšđš 𝐯𝐞 𝐟𝐚 đ†đžÌ€đ§đž đ„đ±đ­đ«đšđ­đžđ«đ«đžđŹđ­đ«đąđšđ„ 𝐧𝐹 𝐩𝐚𝐡𝐚-đšđ„đšđŠđ›đžđ„đšđ§đš 𝐚𝐧𝐚𝐹?

(Somary mikasokasoka tsy stable tsara ny feo fa rehefa azonareo ny hafatra tiana ampitaina dia izay no zava-dehibe)

👉 Fantatrao ve fa đđ«đšđŁđžđ­ đ†đšđ„đšđœđ­đąđȘ𝐼𝐞 isika ?
👉 𝐀𝐯đČ 𝐚𝐱𝐳𝐚 tokoa ny olombelona – ahoana no niantombohan’ny tantarantsika?
👉 Iza tokoa no tena đ§đšđŠđšđ«đšđ§đš đšđ§đ­đŹđąđ€đš tany ampiandohana ary
inona no 𝐚𝐧𝐭𝐹𝐩-đ©đąđŹđąđšđ§đ­đŹđąđ€đš eto ambony tany.
👉 Fantatrao ve fa efa đŠđšđ§đąđ©đźđ„đšđ­đąđšđ§ đ đžÌđ§đžÌđ­đąđȘ𝐼𝐞 nataon’ireo Anunnaki (sy ny namany) taty aoriana no nipoiran’i Adama sy Eva izay 𝐇𝐹𝐩𝐹 đ’đšđ©đąđžđ§đŹ đŻđšđšđ„đšđĄđšđ§đČ?
👉 Fantatrao ve fa nametrahan’ireo entitĂ© archonique 𝐧𝐚𝐧𝐹-đąđŠđ©đ„đšđ§đ­ (karazana puce 4eDimension) programmation hamokatra Ă©motions nĂ©gatives ao anatinao ao?
👉 Fantatrao ve fa 𝐚𝐟𝐞𝐧𝐱𝐧'đąđ«đžđš đšđ«đœđĄđšđ§đŹ ireo fatratra aminao izany information rehetra izany?

🎯 Fantaro ary fa 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐭𝐱𝐚𝐧𝐚 ❀ đšđ«đČ đŹđšđ«đšđ›đąđđČ đ­đšđ€đšđš isika teo anatrehan’ireo EntitĂ© mivondrona anatin’ny herin’ny Mazava ireo saingy norombahan’ireo EntitĂ© izay mivondrona anatin’ny herin’ny maizina ary nataon'ireto farany đŸđšđ§đšđ«đšđ«đšđšđ­đšđ§đš amin’ny tombontsoany manokana đŸ„ș.

𝐀𝐧𝐭𝐹𝐩-đ©đąđŹđąđšđ§đ­đŹđąđ€đš 𝐞𝐭𝐹 𝐚𝐩𝐛𝐹𝐧đČ 𝐭𝐚𝐧đČ:
☝ Ho an’ny Herin’ny Mazava dia đđąđ›đ„đąđšđ­đĄđžÌ€đȘ𝐼𝐞 𝐕𝐱𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞 isika
☝ Ho an’ny Herin’ny Maizina dia 𝐑𝐹𝐛𝐹𝐭 đŠđ©đšđŠđšđ€đšđ­đ«đš đžÌđŠđšđ­đąđšđ§đŹ đ§đžÌđ đšđ­đąđŻđžđŹ na Loosh isika.

📌 Marihina hatrany fa fomba fijery 𝐒𝐜𝐱𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐞𝐭 đ’đ©đąđ«đąđ­đźđšđ„đąđ­đžÌ toy ny mahazatra ihany no hitondrako ny fanazavana.

📌 Mila đŸđąđŻđžđ„đšđ«đšđ§đš 𝐬đČ đŸđšđĄđšđ„đšđ„đšđ§-𝐭𝐬𝐚𝐱𝐧𝐚 𝐛𝐞 mihitsy ny resaka SpiritualitĂ© satria ny tontolon'ny Univers sy ny EternitĂ© izay tsy voafetran'ny toerana sy ny fotoana (sans Temps/Espace) no resahina eto.

📌 𝐀𝐹 𝐚𝐧𝐚𝐭đČ đŻđąđđžÌđš 𝐧đČ 𝐚𝐧𝐝𝐱𝐧𝐱𝐧𝐝𝐱𝐧𝐱𝐧đČ....

📖 Manolotra formation đ’đ­đ«đžđŹđŹ-đ…đ«đžđž 𝐞𝐧 đ„đąđ đ§đž aho hampianarako anao manao rĂ©gulation Ă©motionnelle izany hoe tsy ho robot mpamokatra Loosh intsony. Afaka hanana fiainana 𝐟𝐞𝐧𝐹 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐹𝐧𝐱𝐚𝐧𝐚 sy 𝐟𝐱𝐚𝐝𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 ary đŸđąđ­đŹđšđĄđšđ«đšđ§đš ianao.

📖 Manolotra đŸđšđ«đŠđšđ­đąđšđ§ đ©đžđ«đŹđšđ§đ§đšđ„đąđŹđžÌđž amin’ny domaine đˆđ§đ­đžđ„đ„đąđ đžđ§đœđž đ„đŠđšđ­đąđšđ§đ§đžđ„đ„đž sy đˆđ§đ­đžđ„đ„đąđ đžđ§đœđž đ’đ©đąđ«đąđ­đźđžđ„đ„đž ihany koa aho raha toa ka mahaliana anao.

Raha mila fanazavana fanampiny:

đŸ“± đ–đĄđšđ­đŹđšđ©đ©: +𝟐𝟔𝟏 𝟑𝟒 𝟏𝟎 𝟗𝟏𝟗 𝟔𝟒
📧 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 đđ«đąđŻđžÌ 𝐌𝐏

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

đ€đ„đžđ«đ­đž đ‚đĄđšđŠđ©đŹ đŒđšđ đ§đžÌđ­đąđȘ𝐼𝐞 đ‚đ«đąđŹđ­đšđ„đ„đąđ§đžđđź 𝟏𝟖 𝐚𝐼 𝟐𝟐 đŠđšđ«đŹ 𝟐𝟎𝟐𝟔👉 đŒđšđĄđžđ«đČ đŻđšđąđ€đš ny ActivitĂ© solaire amin’izao fotoana izao satr...
18/03/2026

đ€đ„đžđ«đ­đž đ‚đĄđšđŠđ©đŹ đŒđšđ đ§đžÌđ­đąđȘ𝐼𝐞 đ‚đ«đąđŹđ­đšđ„đ„đąđ§đž
𝐝𝐼 𝟏𝟖 𝐚𝐼 𝟐𝟐 đŠđšđ«đŹ 𝟐𝟎𝟐𝟔

👉 đŒđšđĄđžđ«đČ đŻđšđąđ€đš ny ActivitĂ© solaire amin’izao fotoana izao satria sady misy graine-na đ‚đšđ«đšđ§đšđ„ 𝐌𝐚𝐬𝐬 𝐄𝐣𝐞𝐜𝐭𝐱𝐹𝐧 𝐂𝐌𝐄 no misy đ‚đšđ«đšđ§đšđ„ đ‡đšđ„đžđŹ lehibe ihany koa.
👉 Mifanindry andalana amin’ny 𝐄đȘđźđąđ§đšđ± izay hitranga ny 20 Mars 2026 ireo Energies Cristallines ireo.
👉 Mifanindry andalana ihany koa amin'ny đŻđšđ„đšđ§đš 𝐯𝐚𝐹𝐯𝐚𝐹 izany (Nouvelle Lune anio 18 mars 2026 - Alignement planĂ©taire)

Tsy azo avela handalo fotsiny fa đšđŠđ©đ„đąđŸđąđžÌ 𝐧đČ đ‚đĄđšđŠđ©đŹ đŒđšđ đ§đžÌđ­đąđȘ𝐼𝐞 izay tohatra hiakarana hi-activer-na ny ADN Dormant-tsika. (Efa nazavaiko tamin'ny vidĂ©o tany aloha tany ny mĂ©canisme-n'ito)

đˆđ§đđąđœđšđ­đžđźđ«đŹ 𝐞𝐹 𝐚𝐩𝐱𝐧'𝐧đČ 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚:

☝ Mahatsiaro reraka be na dia tsy niasa be akory aza, vizana be ny hazondamosina, maneno sy madilo be ny sofina, mahatsapa fanimpanina, lasa mora kizintina na mora malahelo, be nostalgie be mahatsiaro ny lasa😀
☝ 𝐒𝐱𝐠𝐧𝐞-𝐧𝐚 𝐚𝐬𝐜𝐞𝐧𝐬𝐱𝐹𝐧 avokoa ireo ka tokony tsy hikoropaka isika satria mandalo fotsiny ihany (passagĂšre) vokatr'io champs magnĂ©tique ambony be io.
☝ Fa kosa raha signe efa đ§đšđĄđšđ«đąđ­đ«đš đžđ„đš ka tena tsy zaka dia manatona toeram-pitsaboana sao efa aretina hafa mihitsy ny anao.

đđ«đšđ­đšđœđšđ„đžđŹ 𝐀𝐬𝐜𝐞𝐧𝐬𝐱𝐹𝐧 𝟓𝐃:

🎯 Miditra sy mitoetra ao anaty đđ«đžÌđŹđžđ§đœđž đ’đ­đąđ„đ„đ§đžđŹđŹ matetika mandritra ny tontolo andro hi-intĂ©grer-nao ireo Ă©nergies cristallines ireo anaty Champs magnĂ©tique-nao.
🎯 Aza adino ny đŠđąđŹđšđ­đ«đš đ«đšđ§đš 𝐛𝐞.

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

Graphe n'ny Schumann Resonance na ny Champs magnétique ny tany tato anatin'ny 24h. Ho azonareo miandalana eny ihany ny d...
18/03/2026

Graphe n'ny Schumann Resonance na ny Champs magnétique ny tany tato anatin'ny 24h.

Ho azonareo miandalana eny ihany ny dikan'io graphe io rehefa feno ny fanazavana rehetra zaraiko aminareo eto.

Tato ho ato dia toy izao foana no avokany, raha toa ka stable be foana izy io nandritra ny taonjato maro.

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

16/03/2026

đ„đ©đąđŹđšđđž 𝟑: 𝐓𝐱𝐚𝐧𝐚𝐹 𝐡𝐹 đŸđšđ§đ­đšđ­đ«đš 𝐯𝐞 𝐡𝐹𝐞 𝐭𝐚𝐱𝐳𝐚 𝐡𝐹 𝐚𝐱𝐳𝐚 đšđ«đČ 𝐭𝐚𝐩𝐱𝐧’𝐧đČ 𝐟𝐹𝐩𝐛𝐚 𝐚𝐡𝐹𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐹 𝐧𝐱-đŠđšđ§đąđ©đźđ„đžđ« đ§â€™đąđ«đžđš đ€đ«đœđĄđšđ§đŹ đąđ«đžđš 𝐚𝐧𝐚𝐹 đĄđšđ­đ«đšđŠđąđ§â€™đąđłđšđČ? - đ€đ«đČ đŠđšđ§đąđ«đČ 𝐡𝐹 đšđŸđšđ€đš đ­đšđ§đ­đžđ«đšđ€đš 𝐚𝐩𝐱𝐧'𝐱𝐳𝐚𝐧đČ đŠđšđ§đąđ©đźđ„đšđ­đąđšđ§ 𝐱𝐳𝐚𝐧đČ 𝐯𝐞 𝐱𝐚𝐧𝐚𝐹?

📌 Marihina hatrany fa fomba fijery 𝐒𝐜𝐱𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐞𝐭 đ’đ©đąđ«đąđ­đźđšđ„đąđ­đžÌ toy ny mahazatra ihany no hitondrako ny fanazavana.

📌 Mila đŸđąđŻđžđ„đšđ«đšđ§đš 𝐬đČ đŸđšđĄđšđ„đšđ„đšđ§-𝐭𝐬𝐚𝐱𝐧𝐚 𝐛𝐞 mihitsy ny resaka SpiritualitĂ© satria ny tontolon'ny Univers sy ny EternitĂ© izay tsy voafetran'ny toerana sy ny fotoana (sans Temps/Espace) no resahina eto.

👉 Inona avy ireo đ©đ«đąđ§đœđąđ©đžđŹ hijoroan’ny đĄđžđ«đąđ§â€™đ§đČ 𝐌𝐚𝐱𝐳𝐱𝐧𝐚?
👉 Inona avy ireo đ©đ«đąđ§đœđąđ©đžđŹ hijoroan’ny đĄđžđ«đąđ§â€™đ§đČ 𝐌𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚?
👉 Fantatrao ve fa ny tahotra, ny tebiteby, ny horohoro, ny alahelo ary ny fisaonana izay ateraky ny ady misy eo amin’I đˆđŹđ«đšđžÌˆđ„ sy đˆđ«đšđ§ no atao hoe 𝐋𝐹𝐹𝐬𝐡.
👉 Ary fatatrao ve iza ilay entitĂ© 𝐩𝐚𝐡𝐚𝐳𝐹 𝐭𝐹𝐩𝐛𝐹𝐧𝐭𝐬𝐹𝐚 voalohany indrindra amin’io ady io?
👉 Fantatrao ve ny maha-zava-dehibe ny 𝐭𝐬đČ đ­đšđ€đšđ§đČ đĄđšđ­đšđĄđšđ«đšđ§đš io ady io?
👉 Iza avy ireo karazana EntitĂ©s na Civilization mivondrona ao anatin’ny herin’ny Fahazavana?
👉 Maninona no nampianatra antsika đĄđžđ§đžđ­đ«đČ 𝐭𝐞𝐧𝐚 Jesosy?

🎯 đ„đ±đ­đ«đšđ­đžđ«đ«đžđŹđ­đ«đž 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚: Ireo mponina tamin’ireo Planeta voalohany, rehefa nifoha ara-Panahy ka nandresy ny Ego dia đ­đšđŸđšđŻđžđ«đąđ§đš đąđ§đđ«đšđČ tao amin’ilay Andriamanitra Source loharanon’ny zavatra rehetra, Izy ireo dia mivondrona ao anatin’ny Herin’ny Mazava.

🎯 Nampianatra antsika hanetry tena Jesosy satria đŠđąđŸđšđ§đšđĄđąđ­đ«đš đ­đšđ§đ­đžđ«đšđ€đš 𝐚𝐩𝐱𝐧'𝐧đČ đ©đ«đąđ§đœđąđ©đž-𝐍đČ ny Fireharehana, ny Fanamboniana tena ary ny Fanambaniana olona (HiĂ©rarchie sy Dominance).

📌 𝐀𝐹 𝐚𝐧𝐚𝐭đČ đŻđąđđžÌđš 𝐧đČ 𝐚𝐧𝐝𝐱𝐧𝐱𝐧𝐝𝐱𝐧𝐱𝐧đČ....

📖 Manolotra formation đ’đ­đ«đžđŹđŹ-đ…đ«đžđž 𝐞𝐧 đ„đąđ đ§đž aho raha te hiaina fiainana lavitry ny stress sy ny dĂ©pression ianao, izany hoe hanana fiainana 𝐟𝐞𝐧𝐹 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐹𝐧𝐱𝐚𝐧𝐚 sy 𝐟𝐱𝐚𝐝𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 ary đŸđąđ­đŹđšđĄđšđ«đšđ§đš

📖 Manolotra đŸđšđ«đŠđšđ­đąđšđ§ đ©đžđ«đŹđšđ§đ§đšđ„đąđŹđžÌđž amin’ny domaine đˆđ§đ­đžđ„đ„đąđ đžđ§đœđž đ„đŠđšđ­đąđšđ§đ§đžđ„đ„đž sy đˆđ§đ­đžđ„đ„đąđ đžđ§đœđž đ’đ©đąđ«đąđ­đźđžđ„đ„đž ihany koa aho raha toa ka mahaliana anao.

Raha mila fanazavana fanampiny:

đŸ“± đ–đĄđšđ­đŹđšđ©đ©: +𝟐𝟔𝟏 𝟑𝟒 𝟏𝟎 𝟗𝟏𝟗 𝟔𝟒
📧 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 đđ«đąđŻđžÌ 𝐌𝐏

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

12/03/2026

Alerte Champs Magnetique Crystalline: Coronal Holes lehibe an'io 12 mars 2026. 🌞

Aza adino miditra matetika anaty Présence Stillness sy misotro rano betsaka.

Ho tonga ety ambony tany aprĂšs 24h Ă  72h eo ny plasma solaire aterany izay hitondra rayon photonique gamma, sarobidy amin'ny activation ny ADN dormants-tsika

❀
By Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

12/03/2026

đ„đ©đąđŹđšđđž 𝟐: đ…đšđ§đ­đšđ­đ«đšđš 𝐯𝐞 𝐟𝐚 𝐚𝐯đČ đšđŠđąđ§â€™đ€đ§đđ«đąđšđŠđšđ§đąđ­đ«đš đ„đšđĄđšđ«đšđ§đšđ§â€™đ§đČ đłđšđŻđšđ­đ«đš đ«đžđĄđžđ­đ«đš 𝐧đČ đ‡đžđ«đąđ§â€™đ§đČ 𝐌𝐚𝐱𝐳𝐱𝐧𝐚?

👉 Inona no atao hoe 𝐒𝐎𝐔𝐑𝐂𝐄 na đ€đ§đđ«đąđšđŠđšđ§đąđ­đ«đš đ‹đšđĄđšđ«đšđ§đšđ§â€™đ§đČ đłđšđŻđšđ­đ«đš đ«đžđĄđžđ­đ«đš?
👉 Inona no atao hoe 𝐁𝐱𝐠 𝐁𝐚𝐧𝐠?
👉 Avy aiza ny đĄđžđ«đąđ§â€™đ§đČ 𝐌𝐚𝐱𝐳𝐱𝐧𝐚?
👉 Avy aiza ny đĄđžđ«đąđ§â€™đ§đČ 𝐌𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚?
👉 Nahoana no lazaina 𝐚𝐯đČ đšđŠđąđ§â€™đ€đ§đđ«đąđšđŠđšđ§đąđ­đ«đš đ’đšđźđ«đœđž avokoa ny herin’ny maizina sy ny herin’ny mazava?
👉 Inona no atao hoe đƒđžđŠđąđźđ«đ đž?
👉 Inona ireo antsoina hoe đ€đ«đœđĄđšđ§đŹ?
👉 Inona no atao hoe 𝐋𝐹𝐹𝐬𝐡?

🎯 Mila manana 𝐅𝐈𝐕𝐄𝐋𝐀𝐑𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 sy 𝐅𝐈𝐒𝐎𝐊𝐀𝐅𝐀𝐍𝐀 ary 𝐅𝐀𝐇𝐀𝐋𝐀𝐋𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐁𝐄 ny resaka ataontsika manomboka eto satria tsy resaka eto Madagasikara na Planeta Tany fotsiny ihany no resaka fa indrindra indrindra resaka momba ny 𝐆𝐀𝐋𝐀𝐗𝐈𝐄 sy ny 𝐔𝐍𝐈𝐕𝐄𝐑𝐒 mihitsy.
𝐈𝐳𝐚đČ 𝐧𝐹 𝐩𝐚𝐡𝐚 đ’đ©đąđ«đąđ­đźđšđ„đąđ­đžÌ 𝐚𝐳đČ 😇!!

🎯 Raha toa ka somary mihidy sy teritery ianao dia tsy ho tafiditra ary tsy ho azonao mihitsy ny resaka tiana zaraina eto.

đŸ—“ïž Raha miresaka milliard milliard d'annĂ©e tany aloha tany isika anaty vidĂ©o dia mba mora hahazoantsika azy eto amin'ny monde 3D no anazavako azy amin'ny đ­đžđŠđ©đŹ đ„đąđ§đžÌđšđąđ«đž.
đŸ—“ïž Fa raha miditra monde 5D ianao dia tout se passe ici et maintenant. Izay ilay hoe đ„đ­đžđ«đ§đžđ„đ„đž, tsy misy fiantombohany ary tsy misy fiafarany. Ao anaty monde 5D dia tsy misy passĂ© sy futur fa 𝐌𝐹𝐩𝐞𝐧𝐭 đđ«đžÌđŹđžđ§đ­ avokoa. Mbola 𝐡𝐹 𝐚𝐳𝐹𝐧𝐚𝐹 ny dikan'izay rehefa manomboka tafiditra 5D tsikelikely ianao.... 😊

📌 𝐀𝐹 𝐚𝐧𝐚𝐭đČ đŻđąđđžÌđš 𝐧đČ 𝐚𝐧𝐝𝐱𝐧𝐱𝐧𝐝𝐱𝐧𝐱𝐧đČ....

📖 Manolotra formation đ’đ­đ«đžđŹđŹ-đ…đ«đžđž 𝐞𝐧 đ„đąđ đ§đž aho raha te hiaina fiainana lavitry ny stress sy ny dĂ©pression ianao, izany hoe hanana fiainana 𝐟𝐞𝐧𝐹 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐹𝐧𝐱𝐚𝐧𝐚 sy 𝐟𝐱𝐚𝐝𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 ary đŸđąđ­đŹđšđĄđšđ«đšđ§đš
📖 Manolotra đŸđšđ«đŠđšđ­đąđšđ§ đ©đžđ«đŹđšđ§đ§đšđ„đąđŹđžÌđž amin’ny domaine đˆđ§đ­đžđ„đ„đąđ đžđ§đœđž đ„đŠđšđ­đąđšđ§đ§đžđ„đ„đž sy đˆđ§đ­đžđ„đ„đąđ đžđ§đœđž đ’đ©đąđ«đąđ­đźđžđ„đ„đž ihany koa aho raha toa ka mahaliana anao.

Raha mila fanazavana fanampiny:

đŸ“± đ–đĄđšđ­đŹđšđ©đ©: +𝟐𝟔𝟏 𝟑𝟒 𝟏𝟎 𝟗𝟏𝟗 𝟔𝟒
📧 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 đđ«đąđŻđžÌ 𝐌𝐏

❀
by Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

09/03/2026

đ„đ©đąđŹđšđđž 𝟏: 𝐀𝐧𝐝𝐚𝐹 đąđŹđąđ€đš 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐹 đ€đŠđ©đšđŠđšđšđ€đš đ’đ©đąđ«đąđ­đźđžđ„đ„đž !😊

👉 Fantatrao ve fa 𝐩𝐱𝐬đČ đžđ§đ­đąđ­đžÌ 𝐩𝐱-đŠđšđ§đąđ©đźđ„đžđ« isika zanak’olombelona hatrizay ?
👉 Fantatrao ve fa ireo 𝐜𝐹𝐧𝐟𝐼𝐬𝐱𝐹𝐧 na ireo 𝐟𝐚𝐧𝐣𝐚𝐯𝐹𝐳𝐚𝐯𝐹𝐚𝐧𝐚 momba ny resaka spiritualitĂ© izay afafy eto amintsika hatramin’izay dia 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐡đČ 𝐱𝐧𝐱𝐚𝐧𝐚 nataon’ireo entitĂ© ireo mba hahafahan’izy ireo mi-manipuler-na antsika ?
👉 Fantatrao ve fa 𝐌𝐀𝐑𝐎 𝐁𝐄 ny information momba anao nafenin’ireo entitĂ© ireo taminao mba hahafahany mi-manipuler anao moramora?
👉 Te hahafantatra bebe kokoa momba ny đŸđąđŸđšđ§đđ«đšđąđŹđšđ§đ­đŹđąđ€đš 𝐚𝐩𝐱𝐧’𝐧đČ đ«đžđŹđšđ€đš đ„đ±đ­đ«đšđ­đžđ«đ«đžđŹđ­đ«đž ve ianao ?
👉 Liana amin’ny resaka đ€đŠđ©đšđŠđšđšđ€đš đ’đ©đąđ«đąđ­đźđžđ„đ„đž ve ianao?
👉 Inona no atao hoe đ’đšđźđŻđžđ«đšđąđ§đžđ­đžÌ đ’đ©đąđ«đąđ­đźđžđ„đ„đž?

📌 𝐀𝐹 𝐚𝐧𝐚𝐭đČ đŻđąđđžÌđš 𝐧đČ 𝐚𝐧𝐝𝐱𝐧𝐱𝐧𝐝𝐱𝐧𝐱𝐧đČ....

📖 Manolotra formation đ’đ­đ«đžđŹđŹ-đ…đ«đžđž 𝐞𝐧 đ„đąđ đ§đž aho raha te hiaina fiainana lavitry ny stress sy ny dĂ©pression ianao, izany hoe hanana fiainana 𝐟𝐞𝐧𝐹 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐹𝐧𝐱𝐚𝐧𝐚 sy 𝐟𝐱𝐚𝐝𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 ary đŸđąđ­đŹđšđĄđšđ«đšđ§đš
📖 Manolotra đŸđšđ«đŠđšđ­đąđšđ§ đ©đžđ«đŹđšđ§đ§đšđ„đąđŹđžÌđž amin’ny domaine đˆđ§đ­đžđ„đ„đąđ đžđ§đœđž đ„đŠđšđ­đąđšđ§đ§đžđ„đ„đž sy đˆđ§đ­đžđ„đ„đąđ đžđ§đœđž đ’đ©đąđ«đąđ­đźđžđ„đ„đž ihany koa aho raha toa ka mahaliana anao.

Raha mila fanazavana fanampiny:

đŸ“± đ–đĄđšđ­đŹđšđ©đ©: +𝟐𝟔𝟏 𝟑𝟒 𝟏𝟎 𝟗𝟏𝟗 𝟔𝟒
📧 𝐌𝐞𝐬𝐬𝐚𝐠𝐞 đđ«đąđŻđžÌ 𝐌𝐏

❀
by Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Emotionally Intelligent Families by Haingo Rajaobelison posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share