Harry And Tsou

Harry And Tsou L'aloe Vera est une plante aux mille vertus. Une source de bien-être, de santé, de vitalité et de beauté.

Nous vous offrons des produits authentiques, hautes gammes, bio. Mais surtout, des produits certifiés et approuvés venant directement de l'USA.

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ooo 🌲Ho Noely sambatra feno fitahiana hatrany 🌲
24/12/2025

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ooo 🌲
Ho Noely sambatra feno fitahiana hatrany 🌲

Izay miantsena behoririka m, analakely sy manodidina mandrapahavitan'ny fety dia aza mitondra ireto karazana sac ireto 😢...
17/12/2025

Izay miantsena behoririka m, analakely sy manodidina mandrapahavitan'ny fety dia aza mitondra ireto karazana sac ireto 😢
Eny fa na tsy karazan'ireo ary ny poketranao dia mitandrema foana fa fotoanan'ny mpanararaotra izao saison de fête izao 😪

Efa nahazo produits hikarakarana ny fahamanjana amin'ny fety ianareo sa tsy mbola ?En promotion avokoa ny produits izay ...
17/12/2025

Efa nahazo produits hikarakarana ny fahamanjana amin'ny fety ianareo sa tsy mbola ?
En promotion avokoa ny produits izay hitanareo hatramin'ny 23 Décembre an 🌲

14/12/2025

Miarahaba an'i Mahery Famonjena nahazo ny cadeau lot N° 65 🎁
Manasa anao hiditra mp.
Mankasitraka ireo mpandray anjara rehetra ihany koa 🙏

13/12/2025

Miandry confirmation an'ireo mpanome lot miaraka amiko aho hoe nanaja ny condition ve lay participants vao confirmer'tsika eto ny gagnant/gagnante antsika

13/12/2025

À 16h izany ny fotoana amin'ny tirage eee 🎁
Bonne chance daholo 🎁

Tsy haiko aloha izay datou sy beby any fa ireto no datou sy beby ato aminay ato 🙃1- VITOLIZE HOMME : fanampin-tsakafo sp...
12/12/2025

Tsy haiko aloha izay datou sy beby any fa ireto no datou sy beby ato aminay ato 🙃

1- VITOLIZE HOMME : fanampin-tsakafo spécial ho an'ny lehilahy, mandrindra izay tsy metimety rehetra ao amin'ny taovam-pananahana ao.
✅ Manatsara ny asan'ny prostate ary misoroka ny olan'ny prostate
✅ Manatsara ny tsirin'aina ho an'ireo manana olana amin'zay
✅ Manatsara ny taham-pamokarana ( taux de fertilité)
✅ Mandrindra ny tahan'ny testostérone anay rà
✅ Mampitsahatra ny trouble urinaire ( infection urinaire sns)
✅ Mampiakatra ny libido ho an'ireo lehilahy manana olana ny amin'zay
✅ Fahasalamana feno ho an'ny fananahan'ny lehilahy

2- VITOLIZE FEMME : fanampi-tsakafo spécial ho an'ny vehivavy, izay mandrindra ny fahasalaman'ny fananahan'ny vehivavy
✅ Mandrindra ny trouble hormonal
✅ Manampy ny flore hisoroka amin'ny déséquilibre
✅ Mampihena ny douleur an'ny règle douloureuse
✅ Mampiakatra ny taux de fertilité ho an'ireo sahirana mitady zaza
✅ Manampy ny vehivavy hiatrika ny fiovam-batana amin'ny ménopause
✅ Miaro ny vehivavy amin'ny effet an'ny radicaux libres
✅ Miaro ny vatana amin'ny vokatry ny stress
✅ Mampiakatra ny libido ho an'ireo vehivavy malaindaina
✅ Fahasalamana ho an'ny taovam-pananahan'ny vehivavy

Lot N° 65 no misy ny cadeau avy aty aminay amin'lay jeu 🎁NB: Mi s'abonner aloha ianareo, afaka 24h aorian'zay vao misoka...
11/12/2025

Lot N° 65 no misy ny cadeau avy aty aminay amin'lay jeu 🎁
NB: Mi s'abonner aloha ianareo, afaka 24h aorian'zay vao misokatra automatique ny commentaires anaovanareo " je participe" satria izay lay conditions. Aza tara ary fa samedi ny tirage

GIVEAWAYS Lot n°65 sur 70

🎁 Meringue Anosizato https://www.facebook.com/LaMeringueAnosizato bon d'achat 100.000 Ar

🎁 Miss For Event bouquet porte bague pour fiançailles

🎁 BG robe taille S M

🎁 Harry And Tsou baume à lèvre soin 4 en 1 de marque FLP (valeur 30.000 ar)

🎁 L'Oasis En Ligne bague

🎁 Mahate ho ti'Art 1 sac en feuillard

🥳1 compte = 1 commentaire "je participe"
Merci de ne pas mettre de sous-commentaires.
Vous pouvez participer à tous les tirages au sort, mais une victoire annule les autres
Vous devez vous abonner à chaque page des donateurs en utilisant les liens présents dans la description
⚠️ Attention : vous ne pourrez laisser un commentaire que si vous êtes abonné(e) depuis au moins 24h.
Donc pensez à vous abonner avant la fin du jeu pour pouvoir commenter “Je participe”.
Les cadeaux sont visibles sur la page Pub,Promo & Giveaway
Bonne chance a tous 😘
✅ Pour plus de détails sur les règles du jeu https://www.facebook.com/share/v/1DRmGRAGig/🎁

11/12/2025

Tsy hoe bloqué lay commentaires ao amin'lay jeu fa izay ni s'abonner +24h ihany no afaka mi participer amin'lay izy. Dien'zao dia mi s'abonner'va sao taraiky ianareo fa samedi ny tirage no atao. Bonne chance o

Ianareo ve tia manolotra cadeau ho an'ny olona akaiky anareo rehefa Noël ? 🎁Ireto misy idée Cadeau hikolokoloina ny bika...
10/12/2025

Ianareo ve tia manolotra cadeau ho an'ny olona akaiky anareo rehefa Noël ? 🎁

Ireto misy idée Cadeau hikolokoloina ny bika aman'endrika sy ny fahasalamana ireto raha te hiala amin'lay mahazatra ianareo 🎁🎁
Mivoaka isaky ny sary ny détails ✨

Inona ny sakafo be vitamine sy minéraux i booster'na ny énergie anao mandritran'ny tontolo andro 💪Fanampi-tsakafo feno 1...
09/12/2025

Inona ny sakafo be vitamine sy minéraux i booster'na ny énergie anao mandritran'ny tontolo andro 💪

Fanampi-tsakafo feno 12 vitamines ( A, B1, B2, B3, B5, B6, B9, B12, C, D ary E) ary 08 minéraux essentiels ilain'ny vatantsika ( fer, zinc, cuivre, chrome, iodé, manganèse, molybdène ary sélénium) ny FOREVER DAILY ✨

✅ Manampy amin'ny fisorohana ny arerahana be loatra sy tsy fahampian'ny hery amin'ny vatana izy ity
✅ Manome fahavitriana
✅ Mety na ho an'ny ankizy na ny lehibe
✅ Manampy ny vatantsika hahatanjaka sy hahavitrika miatrika ny tontolo andro. Amin'ny daily azy dia efa fatran'ny vitamine 12 ilain'ny vatantsika isan'andro ny ao anatiny
✅ Mampitombo ny hery fiarovana sy manampy ny fiasan'ny système immunitaire
✅ Mety amin'ny ankizy malain-komana sy kamokamo na marefo ara-batana ihany koa
✅ Manatsara ny hoditra
✅ Manampy ny vehivavy iatrika ny fiovan'ny toe-batana rehefa ho ménaupose

1 boîte de 60 comprimés disponible de suite ✨

Jeu ahazoana karazana cadeau be dia be no ato fa araho tsy tapaka ny pejy 😍
08/12/2025

Jeu ahazoana karazana cadeau be dia be no ato fa araho tsy tapaka ny pejy 😍

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261327670628

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Harry And Tsou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Harry And Tsou:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram