๐‘ด๐’‚๐’‰ ๐‘†๐‘œ๐‘Ž ๐‘๐‘ฆ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐‘ด๐’‚๐’‰ ๐‘†๐‘œ๐‘Ž ๐‘๐‘ฆ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚

๐‘ด๐’‚๐’‰ ๐‘†๐‘œ๐‘Ž ๐‘๐‘ฆ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ๐‘ด๐’‚๐’‰ ๐‘†๐‘œ๐‘Ž ๐‘๐‘ฆ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚, Health & Wellness Website, Itaosy, Antananarivo.

๐Ÿ’‰๐‘ด๐’‚๐’‰ ๐‘†๐‘œ๐‘Ž ๐‘๐‘ฆ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚
๐ŸŽฅ Crรฉatrice de contenus ๐ŸŒฑ
๐Ÿ’ก Motivation | Santรฉ | Poรฉsie ๐Ÿ’ฌ
โœ๏ธ Toro-hevitra ilainao isan'andro๐ŸŒฑโœจ
๐Ÿ“ฉ WhatsApp : 034 57 758 29
โœฟ Fiainan-tsambatra โœ“ Fahasalamana lavorary โ™ก

Teny Kely aho an'ise ๐Ÿฅบ๐Ÿฅฐโœ…      fans
13/11/2025

Teny Kely aho an'ise ๐Ÿฅบ๐Ÿฅฐโœ…




fans

Saika adinoko ๐Ÿ˜€... Isany maha salama koa ilay mihaino tantara ahn ๐Ÿ˜€Sady mahasalama n'y saina ๐Ÿฅบ ny fo โค๏ธ Dia handraisana ...
05/11/2025

Saika adinoko ๐Ÿ˜€... Isany maha salama koa ilay mihaino tantara ahn ๐Ÿ˜€

Sady mahasalama n'y saina ๐Ÿฅบ ny fo โค๏ธ Dia handraisana anatra bรฉ โœ…๐Ÿ’ฏ

Hanasana antsika koa amin'ny Zoma ๐Ÿ˜‰



๐Ÿ‰โ€œVoankazo iray isanโ€™androโ€๐Ÿ’ฏ๐Ÿ‘‰ Misafidiana voankazo iray isanโ€™andro, toy ny pastรจque ๐Ÿ‰, akondro๐ŸŒ, na fraise๐Ÿ“ โœ… izay tena ...
05/11/2025

๐Ÿ‰โ€œVoankazo iray isanโ€™androโ€๐Ÿ’ฏ

๐Ÿ‘‰ Misafidiana voankazo iray isanโ€™andro, toy ny pastรจque ๐Ÿ‰, akondro๐ŸŒ, na fraise๐Ÿ“ โœ… izay tena azo lazaina hoe mora izao eny an-tsena

๐Ÿ‘‰Maro ny voka-tsoa azo avy amin'ny voankazo toy ny ''vitamine'' ao anatiny, otrik'aina entiny, sy n'y maro hafa

๐ŸŽ‰Na tsy mahavita ilay loko 03 hatramin'ny 05 isaandro aza ianao f amahavita 01 Dia efa izy izany

๐Ÿ˜‰Ny fahazarana dia hianarana ary miainga amin'ny tsikelikely๐Ÿ˜‰

๐Ÿ“ŒFanamafisana oh, ilay rano aza adino ๐Ÿซก

โœ…Abonneo ny pejy Dia hasao ny namana ahnโ™ฅ๏ธ








fans

๐Ÿ˜‚ averiko ihany ilay tsy fisotroana rano๐Ÿ™ˆRaha tsy nanao hatrizay Dia ataovy manomboka izao ๐Ÿ˜‰Salamร  daholo oh ๐ŸฅฐAbonneo fo...
04/11/2025

๐Ÿ˜‚ averiko ihany ilay tsy fisotroana rano๐Ÿ™ˆ

Raha tsy nanao hatrizay Dia ataovy manomboka izao ๐Ÿ˜‰

Salamร  daholo oh ๐Ÿฅฐ

Abonneo foana ny pejy ah โค๏ธ

Asaivo makaty ny namana hijery raha mahasoa ๐Ÿฅฐ๐ŸŽˆ



โ€œRano no fiandohanโ€™ny fahasalamanaโ€Miarahaba ny velon'aina rehetra o๐Ÿ‘‹โœ… Raha misotro rano foana ny olona iray ka tsy misa...
04/11/2025

โ€œRano no fiandohanโ€™ny fahasalamanaโ€
Miarahaba ny velon'aina rehetra o๐Ÿ‘‹
โœ… Raha misotro rano foana ny olona iray ka tsy misakafo ๐Ÿ‘‰ Dia tsy atahorana ny ainy satria ny rano Dia tena miantoka ny Aina๐Ÿ’ฏ
โŒRaha misakafo foana anefa ny olona fa tsy misotro rano Dia ahiana ny ainy satria ny tsy fahampian-drano Dia loza voalohany amin'ny fahasalamana ๐Ÿ‘Ž
๐Ÿ‘‰ Mety ho tratran'ny tsy fahampian-drano '' dรฉshydratation''
๐Ÿ‘‰ Mety hitohana '' constipation ''
๐Ÿ‘‰ Ho avy ny aretim-bavony sy n'y maro hafa
๐Ÿฅบ Ary indrindra mety hitarika mankany amin'ny fahafatesana๐Ÿซก

๐ŸŽ‰ Fihetsika tsotra sy mora atao ny misotro rano kanefa dia tsy ataontsika๐Ÿฅบ...

Ndeha hanova fomba fiaina manomboka anio๐Ÿฅฐ

๐Ÿ‘‰ Misotroa rano madio 6โ€“8 vera isanโ€™andro. (Zavatra tsotra๐ŸŽˆ)
Farano hatramin'ny 03 na 04 ora hariva ny fisotroana rano hisorohana ny fivoahana matetika amin'ny Alina izay mitarika tsy fahampiantory ๐Ÿฅฐ

๐Ÿ’‰๐‘ด๐’‚๐’‰ ๐‘†๐‘œ๐‘Ž ๐‘๐‘ฆ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚
'' Fiainan-tsambatra, fahasalamana lavorary''

Abonneo ny pejy fa hizara Zavatta tsotra sy mahasoa ny rehetra izahay ๐Ÿฅฐ





fans

Ny paoziko Madinika zavatra tsara ho zaraina amin'ny lisany ๐Ÿซก๐Ÿฅน๐ŸฅฐMiarahaba ny velon'aina rehetra ๐Ÿ‘‹Hinoako fa mbola ato dah...
03/11/2025

Ny paoziko Madinika zavatra tsara ho zaraina amin'ny lisany ๐Ÿซก๐Ÿฅน๐Ÿฅฐ

Miarahaba ny velon'aina rehetra ๐Ÿ‘‹

Hinoako fa mbola ato daholo ianareo ๐Ÿฅฐ fans sy ny abonnรฉs rehetra

Aleo fa ho averina ny fizarana Zavatra mahasoa ETO amin'ny pejy manomboka rahampitso ๐Ÿฅฐ mampanantena anareo izahay ๐Ÿ˜€

Nisy fandaminana Kely fotsiny mba hanomezana ny tsara ho an'lisany โค๏ธ

Mankasitraka

Dia sao hatrany ny namana Ary e ๐Ÿ˜˜๐Ÿซก



Miarahaba ny velon'aina rehetra o๐Ÿ‘‹Elaela tsy teto fa nanomana zavatra mamikely ho an'lisany๐Ÿ˜‰๐Ÿ‘‡Izahay eo amin'ny radio Fit...
13/10/2025

Miarahaba ny velon'aina rehetra o๐Ÿ‘‹

Elaela tsy teto fa nanomana zavatra mamikely ho an'lisany๐Ÿ˜‰
๐Ÿ‘‡

Izahay eo amin'ny radio Fitahiana 89.4 MHz Dia manomana fandaharana zara ny tononkalo ... Koa izay Liana Dia mandefa ny tononkalony amin'ny WhatsApp +261 34 57 758 29

Fepetra takiana
โœ… Teny malagasy mazava tsara (tsy mandiso tsipelina, tsyisy fanafohizan-teny)
โœ… Malalaka ny lohahevitra (tsy miteniteny foana fotsiny) ๐Ÿ˜€
โœ… Soratana mazava ny anaran'ny mpanoratra (tsy maka asa soratr'olona hafa)
โœ… Abonnรฉ ato amin'ny pejy
Misokatra manomboka izao ho anareo Ary ny sehatra ๐Ÿ˜€...

Ampita ihany ny ora, andro handefasany azy...

Natao indrindra ity ho antsika misehatra anatin'ny fanoratra tononkalo malagasy๐Ÿ™ƒ ho antsika te hanasongadina ny aingam-panahintsika, sy te hampahafantatra ny tenantsika mihitsy ๐Ÿ˜‰

fans
Maholitiana Kela Magnefa

Ampy izay ny herisetra ๐Ÿ•ฏ๏ธAok'izay ny fanitsakitsahan any zo mahaolona ๐Ÿฅบ      Maholitiana Kela Magnefa
25/09/2025

Ampy izay ny herisetra ๐Ÿ•ฏ๏ธ
Aok'izay ny fanitsakitsahan any zo mahaolona ๐Ÿฅบ





Maholitiana Kela Magnefa

ENY TIA IANAO... ๐Ÿฅบ๐Ÿ’ฎTia ianao kanefa Tsy afaka hanery ny fony ho tia anaoEny ianao tsy afaka hanala iny olona inyIzay tal...
12/09/2025

ENY TIA IANAO... ๐Ÿฅบ๐Ÿ’ฎ

Tia ianao kanefa
Tsy afaka hanery ny fony ho tia anao
Eny ianao tsy afaka hanala iny olona iny
Izay talohanao
Tsy azonao atao ny hanaisotra ny voady
Izay nifanolorany
Eny ianao tsy ahavita hisambotra azy an-keriny
Hitohoka ny molony

Ka tia ianao rehefa
Mahatsapa fa hamela ny fony hisafidy
Sy vonona hihafy, hianoka mangina
Ny tsiky izay atorany
Ka ny hahasambatra azy no ataonao sarobidy
Dia ....
Sitrakao ny tady mamatotra azy ireo
ho mafy ny fatorany

Raha toa ireo no tsapa?
Tia ianao, fa naratra๐Ÿ’”

Nanoratra : Kela Magnefa ny 15/05/2025
fans
Maholitiana Kela Magnefa



Miarahaba ny velon'aina rehetra e๐Ÿ‘‹๐ŸปElaela tsy nitafa isika๐ŸคAo fa efa eto izahay hizara fampaherezana sy teny mamy be ho ...
19/08/2025

Miarahaba ny velon'aina rehetra e๐Ÿ‘‹๐Ÿป

Elaela tsy nitafa isika๐Ÿค

Ao fa efa eto izahay hizara fampaherezana sy teny mamy be ho an'lisany๐Ÿ’—

Dia mba abonneo koa ato fa ho ataontsika izy ity ๐Ÿ˜‰ tiktok.com/




mba abonneo ato ๐Ÿ‘‰๐Ÿป tiktok.com/.tiana Dia ao ihany koa isika mifampizara izay mahasoa๐ŸฅฐAza manahy fa abonneko jiaby izay l...
16/07/2025

mba abonneo ato ๐Ÿ‘‰๐Ÿป tiktok.com/.tiana

Dia ao ihany koa isika mifampizara izay mahasoa๐Ÿฅฐ

Aza manahy fa abonneko jiaby izay liditra ao rehetra ๐Ÿฅฐ

fans

Abonneo ny pejy ๐Ÿ‘‰๐Ÿป๐‘ด๐’‚๐’‰ ๐‘†๐‘œ๐‘Ž ๐‘๐‘ฆ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚ ๐Ÿ‘ˆ๐Ÿป Et tiktok tiktok.com/.tiana  fans Nomena Maholitiana
29/06/2025

Abonneo ny pejy ๐Ÿ‘‰๐Ÿป๐‘ด๐’‚๐’‰ ๐‘†๐‘œ๐‘Ž ๐‘๐‘ฆ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚ ๐Ÿ‘ˆ๐Ÿป
Et tiktok tiktok.com/.tiana

fans
Nomena Maholitiana

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐‘ด๐’‚๐’‰ ๐‘†๐‘œ๐‘Ž ๐‘๐‘ฆ ๐‘บ๐’‚๐’๐’‚๐’Ž๐’‚ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram