03/12/2025
🤰 Ho anareo vehivavy bevohoka : fiomanana amin’ny fiterahana !
🗓 Daty : Zoma 05 Desambra 2025
⏰ Ora : 9 ora sy sasany maraina
📍 Toerana : CSRJ Andoharanofotsy
👩⚕️ Ao anatin’ny fandaharam-potoana :
✓ Fampahalalana momba ny fiterahana
✓ Fomba fifohana rivotra sy fitantanana fanaintainana
✓ Torohevitra amin’ny fanomanana ny andron’ny fiterahana
✓ Fanontaniana sy valiny
Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 034 30 819 99 na 032 32 034 84
✨ Maimaim-poana / misokatra ho an’ny vehivavy bevohoka rehetra.