Pharma course

  • Home
  • Pharma course

Pharma course PHARMACOURSE
Sehatr'asa natao hanampiana ireo marary amin 'ny alalan'ny fividianana fanafody

Mirary soa sy fahombiazana ho an-ity volana  OCTOBRE ity. 🙂
02/10/2024

Mirary soa sy fahombiazana ho an-ity volana OCTOBRE ity. 🙂

1 Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin'ny fitoerana iray izy rehetra. 2 Ary nisy feo tonga tampoka avy tany ...
18/05/2024

1 Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin'ny fitoerana iray izy rehetra.
2 Ary nisy feo tonga tampoka avy tany an-danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, ka nanenika ilay trano niangonany.
3 Ary nisy lela maro mitarehin'afo niseho taminy, izay nizarazara; ary nipetraka tamin'izy rehetra isan-olona izany.
4 Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy.
Asan'ny Apostoly 2
Mirary fetin'ny pentekosta feno fiadanana eo ambany fitarihan'ny Fanahy Masina.
Asa 2/4

Mirary fety p***a sambatra ho antsika rehetra
30/03/2024

Mirary fety p***a sambatra ho antsika rehetra

17/02/2024
Afin de vous aider au mieux dans votre activité, nous vous proposons plusieurs services:     Tous nos services sont adap...
25/04/2023

Afin de vous aider au mieux dans votre activité, nous vous proposons plusieurs services:
Tous nos services sont adaptables en fonction de vos besoins et de vos attentes.
Vous avez besoin de nous régulièrement, ponctuellement.
Besoin de renseignements ?
N'hésitez pas à nous contacter!
☎️ 0337294964
>>>>>>>>>>>>

G/ FIANDRASANA MARARY ( service d'aide aux malades) disponible en plein tempsAfaka miandry mararyhopital( na)antranoanko...
10/04/2023

G/ FIANDRASANA MARARY
( service d'aide aux malades) disponible en plein temps
Afaka miandry marary
hopital( na)antrano
ankoatran'ny asan'ny doct
Raha misy manahirana miantsoa haingana ny laharana 033 72 949 64

ZARAOIty misy fomba faran'izay haingana raha sanatria ka voakaikitry ny trambo isika. Ma dra-pahita ny fanafody hafa na ...
08/04/2023

ZARAO

Ity misy fomba faran'izay haingana raha sanatria ka voakaikitry ny trambo isika. Ma dra-pahita ny fanafody hafa na koa mbola hitadiavana fanafody hafa toy ny essence,.... Sns. Ny atao malaky dia maka vovon-tsira dia araraka eo amny faritra voakaikitra. Kosehana an'iny sira iny amin'ny tànana mandritra ny 15 na 30 minitra, arakaraka ihany io, ts latsaky ny 15 mn ny mihoatra tsy ferana.
Fomba2:
• Izy io dia manaikitra tampoka ary raha tsy mahazaka (allergique) ilay olona voakaikitra dia mety hanahirana.
• Mety ho amin’ny misasak’alina ianao no voakaikitra, mety any amin’ny toerana lavitra dokotera.
Ity misy torohevitra iray tsotra kanefa tena mahomby
👉 Hosory essence (lasantsy) fa sady tsy hivonto iny no ho afaka ny fanaintainana.
👉 Ny trambo koa dia maty raha tobasana essence.
👉Tandremo fotsiny tsy akaikin’ny afo sao mitera-doza. Ataovy amin’ny kapsily na sarona jerrican ilay essence dia topasy fa na tafasitrika any anaty rindrina na zavatra hafa aza izy, mivoaka ho azy dia maty.
Manampy an’izay torohevitra rehetra efa fantatr’olona izany.

PHARMACOURSESehatr'asa natao hikarakarana sy hanampiana ireo marary amin 'ny alalan'ny fividianana fanafody na fitaovana...
07/04/2023

PHARMACOURSE
Sehatr'asa natao hikarakarana sy hanampiana ireo marary amin 'ny alalan'ny fividianana fanafody na fitaovana ara-pahasalamana.

A/ FIASANA
Isan'andro Alatsinainy hatramin'ny Alahady ( 7/7j ) manomboka @ 6ora maraina ka h@ 6ora hariva , eto Antananarivo sy ny manodidina

B/ IREO ANTONY NISIAN NY PHARMACOURSE
1/ Betsaka ireo marary any antrano na hopitaly no misedra olana nohon ny tsy fahampian ny olona mikarakara,
2/ Maro ireo toerana tsy misy pharmacie eto Madagasikara nohon ny fitokanana amin ny fahalavitana sy ny lalandratsy ka voatery aty andrenivohitra no manafatra fanafody.
3/ Misy koa fivarotampanafody any amin ireo toerana saro dalana, tsy ampy ny fanafody nefa ilay marary tsy manankavana aty andrenivohitra.
4/ Maro ireo olona na dia eto andrenivohitra tsy mahalala akory ireo point de pharmacie.
5/ Ny fanafody ilain'ny mpanjifa dia mety tsy ho
hitany amin'ny pharmacie akaiky azy.
6/ Amin'ny andro tsy fiasana dia sarotra ihany ny ahitana ireo pharmacie de garde nohon'ny elanelana sy ny fitaterana.

C/ IREO ZAVATRA HO HITANAO ETO AMIN'NY PEJY
Ny ho hitanao eto ivelan'ny rindrina dia:
1/Fampahalalana sy fampahafantarana ireo vokatra medikaly na fitaovana ilaina.
2/ Fampahalalana ireo tsara ho fantatra amin'ny fitandremam pahasalamana
3/ Firariantsoa sy torohevitra samihafa.
4/ Torohevitra avy amin'ny tsirairay amin 'ny alalan' ny commentaire

D/ IREO LALANA MIFEHY NY ASA
1/ Tsy mivarotra fanafody izahay fa mpitondra fotsiny ihany.
2/ Tsy mividy fanafody afa tsy eny amin ny pharmacie sy ireo mpivarotra ara dalana ihany.
3/ Tsy manova vidim panafody fa mividy araka ny vidiny dia manatitra miaraka amin ny factiora.

⚠ Raha toa kosa ka maika be (urgent) ny filanao fanafody dia miantsoa haingana ny laharana 033 72 949 64

👉 👉ANDAO ARY TSY HO TIA TENA FA TSY FANTATRAO NY AMPITSO, SUIVEO, ABONNEO, J'AIMEO, PARTAGEO NY PEJY PHARMACOURSE MBA HAMONJY NY MALAGASY NAMANAO.

Intoxication alimentaire : comment réchauffer du riz cuit (pour éviter de tomber malade) ?Un reste de riz cuit peut être...
06/04/2023

Intoxication alimentaire : comment réchauffer du riz cuit (pour éviter de tomber malade) ?
Un reste de riz cuit peut être à l'origine d'une intoxication alimentaire lorsqu'il est mal stocké au frigo. Nos conseils.

La coupable, c'est Bacillus cereus : cette bactérie peut se trouver dans le riz, les légumes ou les pommes de terre. Habituellement détruite à la cuisson, Bacillus cereus peut (dans certains cas particuliers) se compacter et former des "billes", appelées "spores".

Mettre tout de suite sa boîte de riz au frigo !
Très résistantes à la chaleur, ces spores peuvent germer et donner naissance à des toxines ; celles-ci peuvent être des toxines émétisantes (elles sont à l'origine de vomissements) ou des toxines diarrhéigènes (elles provoquent de la diarrhée).

Les symptômes apparaissent généralement entre 2 et 16 heures après la consommation de l'aliment contaminé : peu grave (sauf chez les personnes dont le système immunitaire est fragile), cette intoxication alimentaire guérit sans traitement en l'espace de 24 heures.

Comment éviter de tomber malade lorsqu'on mange un reste de riz cuit ? Primo, il est impératif de réfrigérer votre reste de riz une fois que celui-ci a été cuit et a refroidi : "dans le cas d’un refroidissement lent ou d’un maintien au chaud, une re-cuisson peut se révéler inutile pour détruire la toxine émétisante très résistante à la chaleur" précise le ministère de l'Agriculture.

Deuzio, il ne faut pas conserver du riz cuit au frigo pendant plus de 7 jours ! Tertio, il est recommandé de vérifier régulièrement la température de son réfrigérateur : au maximum, 4°C.

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pharma course posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your practice to be the top-listed Clinic?

Share