23/04/2026
🦷 Marary nify ve? Mety ho carie izany 👩🏽⚕️
Ny carie dentaire dia fahasimban’ny nify vokatry ny :🍬 zava-mamy be🦷 tsy fahadiovan’ny nify🦠 bakteria
⚠️ Soritr’aretina :• fanaintainana nify• fahatsapana mangidihidy amin’ny mamy na mangatsiaka• lavaka amin’ny nify• fofona ratsy amin’ny vava
✅ Torohevitra :• miborosy nify in-2 isan’andro• mampiasa dentifrice fluoré• tsy mihinana zava-mamy be loatra• manatona mpitsabo nify raha marary
🚨 Aza miandry ho marary mafy vao manatona
🇫🇷Mal de dent ? Cela peut être une carie.Brossez-vous les dents régulièrement, évitez le sucre et consultez rapidement.