CommInfo Maingoka

CommInfo Maingoka 24h/24 coopérant TM/ZP/PP

09/02/2022
08/02/2022

ALERTE KIDNAPPING

06/02/2022
06/02/2022
02/02/2022
02/02/2022

BC 4 - VONO OLONA TETSY BEHORIRIKA : ILAY VEHIIVAVY MPIVAROTRA NO ATI-DOHA NIKETRIKA NY FAMONOANA ILAY SINOA

✅ 6 taona niasana tao amina sinoa iray tetsy behoririka ilay tovovavy 23 taona. Mpivarotra ny asany tao ary fantany avokoa ny fiainan'ilay Sinoa mpampiasa azy. Natokisan'ilay Sinoa tokoa izy ary nampitady azy mpiasa vaovao hanampy azy ireo amin'ny fivarotana entana. Nahita mpiasa vaovao miisa roa ilay tovovavy ary namany ihany ireto mpiasa nampidiriny hiasa ireto.

✅ Nitsiry teo ny fakam-panahin'ilay tovovavy rehefa mahita ny vola kirakirain'ilay Sinoa isan'andro izy . Noreseny lahatra ireto mpivarotra namany amin'ny tetika tokony ho atao hahazoana ireo vola ireo. 3 andro ny nanomanan'izy ireo ny famonoana ilay Sinoa . Azon'izy ireo ny vola mitentina 15 tapitrisa sy entana 15 baoritra.

✅ Ny fatin'ilay Sinoa kosa dia natao tao anaty gony mifono tsara tsy nisy hamantarana azy intsony ary efa nisy mpitondra sarety niray tsikombakomba ihany koa nitondra ilay razana nariana eny Ampitatafika. Voasambotra avokoa ireo olon-dratsy nahavanon-doza ary rehefa natolotra ny fampanoavana ka nampidirina am-ponja vonjimaika eny Antanimora ilay tovovavy ary any Tsiafahy kosa ny ambiny.

02/02/2022
02/02/2022

🔴 La région Analamanga annonce les travaux de réhabilitation des routes d'Antananarivo. Travaux réalisés conjointement avec le ministère des Travaux Publics et la Commune Urbaine d'Antananarivo :

🔷 En premier lieu, ce sera le tour des axes ci-dessous :

- Axe Ankorondrano-ivandry.
- Axe rond point Ankadimbahoaka-rond point bypass.
- Axe Fiaro Ampefiloha- Andavamamba- Andohotapenaka.
- Axe Madinox-Boulevard.
- Axe rond point Ampasampito-Ampandrianomby.
- Axe Isotry Cnaps-Tsaralalana.
- Axe Ambodinisotry-Jovena.
- Axe rond point Tsarasaotra Sanifer-Ambodivonkely.
- Axe rond point Behoririka ranomaimbo-chocolaterie Robert.
- Axe Rasalama- Bel'air-Ambanidia- Mandroseza- Ankadidratombo.
- Axe rond point Ankadimbahoaka-rond point Anosizato.

🔷 Les axes ci-après s'en suivront :

- Axe rond point coté Seimad-Jovena 67 ha.
- Axe Jovena 67 ha-Coum- rond point Seimad.
- Axe rond point Seimad-Inscae 67 ha.
- Axe arrêt bus 30-Ny Havana 67 ha.
- Axe 67 ha Fop-arret bus Mahitsy- Vasakosy- Antanimena.
- Axe 67 ha Fop-Ambodin'isotry tsena.
- Axe 67 ha Fop-Andohotapenaka.
- Axe rond point Ampefiloha-Cnaps Ampefiloha: 40m2
- Axe Shell Ambatoroka-3 chemins tampon'Ambohipo.
- Axe 3 chemins tampon'Ambohipo-cite Ankatso II.
- Axe Ambohidahy-Ambohijatovo-tunel Ambanidia- Ankazotokana-Manakambahiny-rond point Tsimbazaza.
- Axe Ambohidahy- Mahamasina- Ankadilalana- Tsimbazaza.
- Axe Amboidahy-Analakely-Firaisana I.
- Axe RM1 Analakely-Muguet-Soarano.
- Axe Firaisana I-Tsiazotafo-Shell Ankadifotsy-Galana Ambodivona.
- Axe Galana Ambodivona-Galana Behoririka-firaisana III-croisement Rasalama-Epi d'or- Andravoahangy fivavahana.
- Axe Besarety Ambodimanga-HOMI.
- Axe Mascotte Antsakaviro-Accem-Fivondronana.
- Axe bretelle Antsakaviro après Accem-Nane Bel'air.

📷 : région Analamanga

L'actualité de Madagascar en continu sur https://actu.orange.mg/depeches/

02/02/2022
09/01/2022

TAXI BE 164 - MPAMILY SY RESEVERA : NOSAMBORIN 'NY POLISY FA SADY TSY MANARA-DALANA NO MBOLA MAMPORISIKA NY MPANDEHA TSY HANARA-DALANA

✅ Tsy vitan'ny nampiteraka fitohanan'ny fifamoivoizana ny fijanonan'ity taxi-be 164 manala olona tsy ao anaty toeram-piantsonana fa mbola sahiny ihany koa ny mandray ireo olona amin'izay toerana tiany, tsy misy fanajana ireo fiara hafa maika hamonjy fotoana fa toa azy ireo ny arabe. Ankoatra izay mbola feno 4 -4 ihany koa sy seza izay tsy manaja ny fepetra hiadiana amin'ny valan'aretina covid-19 .
Polisy miisa roa no nahita ny fandikan-dalàna nataon'ilay mpitondra taxi-be ary nandray ny andraikiny avy hatrany izy ireo nisakana ilay taxi-be.

✅ Rehefa hitan'ilay mpamily fa hanasazy azy ireo Polisy ka naka ny antontan-taratasin'ny fiara dia namporisihiny ireo mpandeha noraisiny teo amin'ilay toerana tsy hanaiky ny hampiharana ny lalàna aminy. Nivoaka tao anaty taxi-be ireo olona niaraka tamin'ilay resevera sy ilay mpamily no sady nitabataba no nanopa variraraka ireo Polisy ary naka an-keriny ilay anton-taratasin'ny fiara. Lasa moa ilay taxi-be avy eo saingy voasakana ihany.

✅ Voatazona any amin'ny biraon'ny Polisy ihany koa ilay mpamily sy resevera izay samy niaiky ny tsy fanarahan-dalàna nataony.

09/01/2022
09/01/2022
08/01/2022
08/01/2022
08/01/2022

💥Dahalo iray no voasambotry ny miaramila ao amin'ny BOA (Base Opérationnelle Avancée) BEKAPAIKA ary tafaverina ny omby🐂 nangalarin'ireo mpandroba tao Antsirakaninana, kaominina Anjiajia, distrikan'Ambatoboeny ny alin'ny 31 desambra lasa teo.

✅ Efa natolotra ny zandary ity dahalo ity taorian'izao nahatratrarana azy izao ary efa naverina amin'ny tompony ny omby.

08/01/2022
08/01/2022

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CommInfo Maingoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Safety & First Aid Services in Antananarivo

Show All