Lunety OPTIC

Lunety OPTIC Voyez plus net avec votre opticien
Rond point Andravoahangy près Canal +
𝐎𝐮𝐯𝐞𝐫𝐭 6/7j à 7h-17h

Lunety OPTIC Andravoahangy Rond point pres Canal+ Ouvert 7h-17h 6/7
06/07/2025

Lunety OPTIC
Andravoahangy
Rond point pres Canal+
Ouvert 7h-17h 6/7

Arahabaina Maman'ny Harena fa ianao no nitsikin'ny vintana tamin'ny fisarihana vary ray gony tamin'ny commentaire ,ho vo...
25/06/2025

Arahabaina Maman'ny Harena fa ianao no nitsikin'ny vintana tamin'ny fisarihana vary ray gony tamin'ny commentaire ,ho voky be ianao amin'ity 26 juin ity

Tsara manao presence kely dia mba miantso anay androany azafad

24/06/2025

tirage o 🇲🇬❤️

24/06/2025

A vos claviers à 15h

26 juin voky be
Inona moa ilay loka?

‼️‼️‼️‼️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬Ho fankalazana ny fahatsiarovana ny fahaleovantena,dia manolotra an'izao tolotra izao ny Lunety OPTIC ...
13/06/2025

‼️‼️‼️‼️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Ho fankalazana ny fahatsiarovana ny fahaleovantena,dia manolotra an'izao tolotra izao ny Lunety OPTIC

Misy fisarihana ho atao amin'ny 24 juin ho avy izao ho an'izay manjifa solomaso manomboka amin'ny 50 000ar

Loka => 💥VARY Iray gony🔥

Olona 2 no hosarihina amin'ilay urne
Olona 1 no hosarihina ato amin'ny commentaire (izay m'identifier olona 5 ary mis'abonne amin'ny page)

20 isa kosa ny monture homenay MAIMAIMPOANA ho an'ireo zaza tonga manjifa amin'ity volana Jona ity

Raha mila fanazavana fanampiany dia antsoy
0336399274
0389919721

Alefantsika ary izy ity
Andravoahangy

Voir plus net avec Lunety OPTIC Confiez à nous votre beauté avec les lunettes Ouvert 7h-17h 6/7 +261339206461+2613342206...
18/05/2025

Voir plus net avec Lunety OPTIC

Confiez à nous votre beauté avec les lunettes

Ouvert 7h-17h 6/7
+261339206461
+261334220699
Andravoahangy

Avoir un look de ouf en etant myope avec Lunety OPTIC
16/05/2025

Avoir un look de ouf en etant myope avec Lunety OPTIC

Aiza ary no misy an' Lunety Optic ?Mba ampio ireo namantsika mbola tsy mahita ireo  𝑀𝐼𝑆𝑂𝐾𝐴𝑇𝑅𝐴 7ℎ-17ℎ 𝑁𝑜𝑛 𝑆𝑇𝑂𝑃Tongava mar...
15/05/2025

Aiza ary no misy an' Lunety Optic ?

Mba ampio ireo namantsika mbola tsy mahita ireo

𝑀𝐼𝑆𝑂𝐾𝐴𝑇𝑅𝐴 7ℎ-17ℎ 𝑁𝑜𝑛 𝑆𝑇𝑂𝑃

Tongava maro
Consultation et Lunetterie

+261339206461
+261344220699
Voir plus net

Voir plus net Lunety OPTIC
19/04/2025

Voir plus net
Lunety OPTIC

08/04/2025

Aza kosokosehina ny masonao fa anisany mahatonga ny atao hoe "kératocône" izany.
👉 Amparitao mba ho fantatry ny hafa!

Voir plus net avec Lunety OPTIC
03/04/2025

Voir plus net avec Lunety OPTIC

Omentsika vahana indray ny lehilahy amin'ity volana aprily ity Santionany ihany fa mbola mafo isan-karazany Rond point a...
01/04/2025

Omentsika vahana indray ny lehilahy amin'ity volana aprily ity

Santionany ihany fa mbola mafo isan-karazany

Rond point andravoahangy
1ere etage akaikin'ny Canal+
0344220699
7h-17h 6/7
Consultation&lunetterie

Address


Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 05:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00

Telephone

+261344220699

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lunety OPTIC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Lunety OPTIC:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Opening Hours
  • Alerts
  • Contact The Practice
  • Claim ownership or report listing
  • Want your practice to be the top-listed Clinic?

Share