Antso Vonjy ho an'ny Hafa

Antso Vonjy ho an'ny Hafa Cette page a été créé dans le but d'aider ceux qui sont dans le besoin. Et toutes sortes de donation seront versées directement à la famille des patients
(1)

🚨‼️ TRES URGENT ‼️ TENA MAIKA TOMPOKO Azafady 🙏🙏🙏‼️  maika Manoa  Ny aretina mahazo an’i Manoa dia ✅ Ny Lymphoma Hodgkin...
11/04/2026

🚨‼️ TRES URGENT ‼️ TENA MAIKA TOMPOKO Azafady 🙏🙏🙏‼️
maika Manoa

Ny aretina mahazo an’i Manoa dia ✅ Ny Lymphoma Hodgkin (HL) dia karazana kanseran'ny ra izay manomboka amin'ny rafitry ny lymphatika, izay mitana anjara toerana lehibe amin'ny fiarovan'ny vatana. Na dia heverina ho tsy fahita firy aza izy io, dia iray amin'ireo karazana lymphoma azo tsaboina kokoa, izay matetika mametraka fanontaniana manan-danja ho an'ny marary sy ny fianakaviana. Ny fitsaboana taratra dia mampiasa taratra mahery vaika hamonoana ireo sela homamiadana amin'ny faritra iray manokana. Matetika izy io no ampiasaina miaraka amin'ny chimiothérapie, indrindra ho an'ny HL voalohany. Azo ampiasaina ihany koa izy io mba hitsaboana faritra manokana izay lehibe ny fivontosana.

Etoana dia mila miatrika chimiotherapie isan-kerinandro i Manoa kely. Koa mila vola eo amin’ny 700.000ar eo izy tompoko raha misy ny azontsika atolotra 🙏🙏🙏

Ireto tompoko ny numéro ndry zareo mivantana :
💚 038 99 579 35 (Mvola)
Misoratra amin’ny Reniny : Mino Harnie

Mitalaho vonjy amintsika izy ireo tompoko🙏🙏🙏

Afaka mihaona azy ireo izay maniry ny ihaona tompoko. ❤️

10/04/2026
🚨‼️ TRES URGENT ‼️ TENA MAIKA TOMPOKO Azafady 🙏🙏🙏‼️  maika Manoa  Mitohy indray ny fanaraha-maso ny fitsaboana an’i Mano...
24/03/2026

🚨‼️ TRES URGENT ‼️ TENA MAIKA TOMPOKO Azafady 🙏🙏🙏‼️
maika Manoa

Mitohy indray ny fanaraha-maso ny fitsaboana an’i Manoa kely. Koa mitalaho vonjy amintsika indray izy re tompoko. Mila manao chimiothérapie sy fitiliana maromaro izy koa mitalaho vonjy amintsika izy ireo tompoko 🙏

Mila vola eo amin’ny 700.000ar eo izy tompoko raha misy ny azontsika atolotra 😭

Ireto tompoko ny numéro ndry zareo mivantana :
💚 038 99 579 35 (Mvola)
Misoratra amin’ny Reniny : Mino Harnie

Mitalaho vonjy amintsika izy ireo tompoko🙏🙏🙏

Afaka mihaona azy ireo izay maniry ny ihaona tompoko. ❤️

24/03/2026

🚨‼️ TRES URGENT ‼️ TENA MAIKA TOMPOKO Azafady 🙏🙏🙏‼️
maika Manoa

Mitohy indray ny fanaraha-maso ny fitsaboana an’i Manoa kely. Koa mitalaho vonjy amintsika indray izy re tompoko. Mila manao chimiothérapie sy fitiliana maromaro izy koa mitalaho vonjy amintsika izy ireo tompoko 🙏

Mila vola eo amin’ny 700.000ar eo izy tompoko raha misy ny azontsika atolotra 😭

Ireto tompoko ny numéro ndry zareo mivantana :
💚 038 99 579 35 (Mvola)
Misoratra amin’ny Reniny : Mino Harnie

Mitalaho vonjy amintsika izy ireo tompoko🙏🙏🙏

Afaka mihaona azy ireo izay maniry ny ihaona tompoko. ❤️

Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa nandao antsika i Steven ilay nanaovana fanampiana teto amin’ny Pejy. Ma...
15/03/2026

Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa nandao antsika i Steven ilay nanaovana fanampiana teto amin’ny Pejy. Mankahery ny fianakaviana manontolo izahay eto amin’ny Pejy Antso Vonjy ho an'ny Hafa

Mandria am-piadanana Steven 😭😭😭

‼️ URGENT SOS  HERIA 🙏🙏🙏🚨         Mila vola eo amin’ny 1.000.000 ar hividianana  fanafody ho amin’ny Chimiotherapie-ny t...
13/03/2026

‼️ URGENT SOS HERIA 🙏🙏🙏🚨

Mila vola eo amin’ny 1.000.000 ar hividianana fanafody ho amin’ny Chimiotherapie-ny tompoko 😥.

Koa raha misy kely afaka atolotrantsika tompoko ho famonjena ny ainy 🙏🙏🙏 dia ireto manaraka ireto ny numéro mivantana ahafahana manampy azy ireo.

💚 034 24 177 95 (Mvola)
❤ 033 63 959 23 (Airtel money)
🧡 032 84 320 15 (Orange Money)

Misoratra anaran'ny zokiny : RAKOTONIRAINY Herimanantsoa Georges

Raha misy azontsika atao 🙏🙏🙏 dia afaka mihaona mivantana amin’izy ireo ihany koa. Tena maika dia maika tompoko raha misy azontsika tompoko. Tena milelam-paladia izy ireo tompoko.

Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly izany fanampiana ataonareo izany.

Tahian’ny Tompo ❤️

Mila vonjy mafy Heria tompoko 🙏🙏🙏 Tena tsy misy ny eo am-pelan-tanan’izy ireo 😭😭😭    🙏🙏🙏
12/03/2026

Mila vonjy mafy Heria tompoko 🙏🙏🙏 Tena tsy misy ny eo am-pelan-tanan’izy ireo 😭😭😭
🙏🙏🙏

12/03/2026

Mila vonjy mafy re tompoko Heria raha misy azontsika atao 🙏🙏🙏

12/03/2026

‼️ Vonjy aina HERIA 🙏🙏🙏🚨

Heria moa ilay misy « Tumeur de cerveau » no aretina mahazo azy. Efa ho 5taona mahery izao no nisy homamiadana izy. Ankehitriny dia mihitatra ilay 🦠Tumeur. Fa efa tapitra namidy avokoa ny fananana.

Antso vonjy maika ho an’i Heria fa mila manohy Chimiothérapie izy ireo fa tsy ampy mihitsy ny vola eo am-pelantanan’izy ireo. Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hamaly fitia ny soa vitanareo ho azy tompoko.

Miha-mihitatra ny homamiadana mahazo azy, efa in-4 izy izay nanao Chimiotherapie fa mila miditra amin’ny fanin-5.

Mitalaho vonjy izy mianakavy kely tompoko fa tena ahiana ny fahasalamany. Lafo dia lafo ny vidim-mpanafody koa mitalaho vonjy amintsika izy ireo tompoko. Mitentina eo amin’ny 1.000.000 ar ny fanafody ilainy miaraka amin’ny analyse izay tsy maintsy atao indray 😥.

Koa raha misy kely afaka atolotrantsika tompoko ho famonjena ny ainy 🙏🙏🙏 dia ireto manaraka ireto ny numéro mivantana ahafahana manampy azy ireo.

💚 034 24 177 95 (Mvola)
❤ 033 63 959 23 (Airtel money)
🧡 032 84 320 15 (Orange Money)

Misoratra anaran'ny zokiny : RAKOTONIRAINY Herimanantsoa Georges

Raha misy azontsika atao 🙏🙏🙏 dia afaka mihaona mivantana amin’izy ireo ihany koa :

Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly izany fanampiana ataonareo izany.

Tahian’ny Tompo ❤️

‼️ Vonjy aina maika dia maika tompoko ho an’i HERIA 🙏🙏🙏🚨  ⭕️ URGENT ‼️    Heria moa ilay misy « Tumeur de cerveau » no a...
11/03/2026

‼️ Vonjy aina maika dia maika tompoko ho an’i HERIA 🙏🙏🙏🚨
⭕️ URGENT ‼️

Heria moa ilay misy « Tumeur de cerveau » no aretina mahazo azy. Efa ho 5taona mahery izao no nisy homamiadana izy. Ankehitriny dia mihitatra ilay 🦠Tumeur. Fa efa tapitra namidy avokoa ny fananana.

Antso vonjy maika ho an’i Heria fa mila manohy Chimiothérapie izy ireo fa tsy ampy mihitsy ny vola eo am-pelantanan’izy ireo. Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hamaly fitia ny soa vitanareo ho azy tompoko.

Miha-mihitatra ny homamiadana mahazo azy, efa in-4 izy izay nanao Chimiotherapie fa mila miditra amin’ny fanin-5.

Mitalaho vonjy izy mianakavy kely tompoko fa tena ahiana ny fahasalamany. Lafo dia lafo ny vidim-mpanafody koa mitalaho vonjy amintsika izy ireo tompoko. Mitentina eo amin’ny 1.000.000 ar ny fanafody ilainy miaraka amin’ny analyse izay tsy maintsy atao indray 😥. Ny vola am-pelantan’izy ireo izao taorian’ny analyse dia 40.000 ar. Vonjy aina maika te tompoko koa ampitampitao 🙏🙏🙏

Koa raha misy kely afaka atolotrantsika tompoko ho famonjena ny ainy 🙏🙏🙏 dia ireto manaraka ireto ny numéro mivantana ahafahana manampy azy ireo.

💚 034 24 177 95 (Mvola)
❤ 033 63 959 23 (Airtel money)
🧡 032 84 320 15 (Orange Money)

Misoratra anaran'ny zokiny : RAKOTONIRAINY Herimanantsoa Georges

Raha misy azontsika atao 🙏🙏🙏 dia afaka mihaona mivantana amin’izy ireo ihany koa :

Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly izany fanampiana ataonareo izany.

Tahian’ny Tompo ❤️

11/03/2026

‼️ Vonjy aina HERIA 🙏🙏🙏🚨
#

Heria moa ilay misy « Tumeur de cerveau » no aretina mahazo azy. Efa ho 5taona mahery izao no nisy homamiadana izy. Ankehitriny dia mihitatra ilay 🦠Tumeur. Fa efa tapitra namidy avokoa ny fananana.

Antso vonjy maika ho an’i Heria fa mila manohy Chimiothérapie izy ireo fa tsy ampy mihitsy ny vola eo am-pelantanan’izy ireo. Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hamaly fitia ny soa vitanareo ho azy tompoko.

Miha-mihitatra ny homamiadana mahazo azy, efa in-4 izy izay nanao Chimiotherapie fa mila miditra amin’ny fanin-5.

Mitalaho vonjy izy mianakavy kely tompoko fa tena ahiana ny fahasalamany. Lafo dia lafo ny vidim-mpanafody koa mitalaho vonjy amintsika izy ireo tompoko. Mitentina eo amin’ny 1.000.000 ar ny fanafody ilainy miaraka amin’ny analyse izay tsy maintsy atao indray 😥.

Koa raha misy kely afaka atolotrantsika tompoko ho famonjena ny ainy 🙏🙏🙏 dia ireto manaraka ireto ny numéro mivantana ahafahana manampy azy ireo.

💚 034 24 177 95 (Mvola)
❤ 033 63 959 23 (Airtel money)
🧡 032 84 320 15 (Orange Money)

Misoratra anaran'ny zokiny : RAKOTONIRAINY Herimanantsoa Georges

Raha misy azontsika atao 🙏🙏🙏 dia afaka mihaona mivantana amin’izy ireo ihany koa :

Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly izany fanampiana ataonareo izany.

Tahian’ny Tompo ❤️

‼️ Vonjy aina HERIA 🙏🙏🙏🚨   #Heria moa ilay misy « Tumeur de cerveau » no aretina mahazo azy. Efa ho 5taona mahery izao n...
07/03/2026

‼️ Vonjy aina HERIA 🙏🙏🙏🚨
#

Heria moa ilay misy « Tumeur de cerveau » no aretina mahazo azy. Efa ho 5taona mahery izao no nisy homamiadana izy. Ankehitriny dia mihitatra ilay 🦠Tumeur. Fa efa tapitra namidy avokoa ny fananana.

Antso vonjy maika ho an’i Heria fa mila manohy Chimiothérapie izy ireo fa tsy ampy mihitsy ny vola eo am-pelantanan’izy ireo. Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hamaly fitia ny soa vitanareo ho azy tompoko.

Miha-mihitatra ny homamiadana mahazo azy, efa in-4 izy izay nanao Chimiotherapie fa mila miditra amin’ny fanin-5.

Mitalaho vonjy izy mianakavy kely tompoko fa tena ahiana ny fahasalamany. Lafo dia lafo ny vidim-mpanafody koa mitalaho vonjy amintsika izy ireo tompoko. Mitentina eo amin’ny 1.000.000 ar ny fanafody ilainy miaraka amin’ny analyse izay tsy maintsy atao indray 😥.

Koa raha misy kely afaka atolotrantsika tompoko ho famonjena ny ainy 🙏🙏🙏 dia ireto manaraka ireto ny numéro mivantana ahafahana manampy azy ireo.

💚 034 24 177 95 (Mvola)
❤ 033 63 959 23 (Airtel money)
🧡 032 84 320 15 (Orange Money)

Misoratra anaran'ny zokiny : RAKOTONIRAINY Herimanantsoa Georges

Raha misy azontsika atao 🙏🙏🙏 dia afaka mihaona mivantana amin’izy ireo ihany koa :

Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly izany fanampiana ataonareo izany.

Tahian’ny Tompo ❤️

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antso Vonjy ho an'ny Hafa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share