Service des Maladies Respiratoires

Service des Maladies Respiratoires SMR au Centre Hospitalier DE SOAVINANDRIANA 🫁

11/05/2026
05/05/2026

🫁JOURNEE MONDIALE DE L'ASTHME – 05 mai 2026
Aujourd’hui, nous lançons la première École de l’asthme pour nos patients.
Votre enfant tousse, siffle ou utilise souvent la pompe ? N’attendez plus : chaque crise peut être évitée. Agissez maintenant 💚.

🫁ANDRO MANERAN-TANY HO AN'NY SOHIKA – 05 Mey 2026
Anio izahay dia manomboka ny Kilasin’ny tsara fiaina ho an’ny marary.
Mikohaka maina na sempotra matetika ve ny zanakao ? Aza miandry intsony : azo sorohana ny krizy. Ndao fehezina dieny izao ! 💚

🏆 S.M.R CHAMPION JOURNÉE DE LA SANTÉ RESPIRATOIRE 🏆. Famintinana an- tsary nandritra ny tournoi Basket OPEN MIXTE ny sab...
04/05/2026

🏆 S.M.R CHAMPION JOURNÉE DE LA SANTÉ RESPIRATOIRE 🏆.


Famintinana an- tsary nandritra ny tournoi Basket OPEN MIXTE ny sabotsy lasa teo.

Misaotra an’Andriamanitra
Mankasitraka ireo partenaire sy ireo equipes mpandray anjara .
Ary isika rehetra tonga nanohana anay teny an- toerana na ireo nanaraka ny DIRECT 🔴📽️📹 teto @ page.

FINALISTE SMR 🏆
02/05/2026

FINALISTE SMR 🏆

⛹🏻Efa vonona izahay ao @ SMR/CENHOSOA 🫁🏥handray anareo rahampitso manomboka @ 08ora tsy diso. Aza tara fa be embouteilla...
01/05/2026

⛹🏻Efa vonona izahay ao @ SMR/CENHOSOA 🫁🏥handray anareo rahampitso manomboka @ 08ora tsy diso. Aza tara fa be embouteillage fotoana izao.

▶️Ny fidirana dia eo @ Gerb'or Mahamasina misy manoro eo ambavahady.

▶️Efa misy tsaki2 sy zava-pisotro ao an-toerana ao

👉Marihana fa tsy misy ny vidim-pidirana 👈

Mankasitraka sahady ho an'ireo tonga sy hanohana anay.🏆🏆

🚨🚨Indro zaraina  ny programme ny Andron'ny 02 Mai manantena ny fahatongavantsika maro sy hifanohana aminay🏆🏆
29/04/2026

🚨🚨Indro zaraina ny programme ny Andron'ny 02 Mai manantena ny fahatongavantsika maro sy hifanohana aminay🏆🏆

🫁🌿Ao anatin’ny fanentanana amin'ny fahasalaman’ny taovam-pisefoana sy fanomanana ny  fankalazana ny Andro Iraisam-pirene...
24/04/2026

🫁🌿Ao anatin’ny fanentanana amin'ny fahasalaman’ny taovam-pisefoana sy fanomanana ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Asthme,
ny Sampan-draharaha misahana ny aretin’ny Taovam-pisefoana (SMR) eto anivon'ny toeram-pitsaboana CENHOSOA dia mikarakara:

🏀 FIFANINANANA BASKET OPEN MIXTE

💃 & ZUMBA

📅 Daty : Sabotsy 02 Mey 2026
📍 Toerana : Petit Palais Mahamasina (ivelany)

⏰ Ora : 08:00 – 16:00

🚨Ity hetsika ity koa dia entinay hanomezana tolo-tanana @ fitsaboana an'i Mr RAHARINOMENJANAHARY Jean Mamy (Mamy Bota) Agent de Surface ao @ SMR izay handalovan'ny tsy fahasalamana amin'izao fotoana izao ka mila fandidiana.

Manasa antsika rehetra ho tonga maro sy hanohana izany hetsika izany.⛹🏻🏆🏅

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service des Maladies Respiratoires posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share