Iraky Zagnahary Jiaby

Iraky Zagnahary Jiaby Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Iraky Zagnahary Jiaby, �, Antananarivo.

HASIN'NY FANAHY MAHA OLONA

Mpitana fomban-drazana, mpiady ny ady tsaran'ny Finoana, Gasy tsara fomban-drazana, tsy mamitaka zagnahary.

🙏Mpamaha olana mahomby:
🇲🇬+261381459616

FAMAHANA OLANA MAHERY VAIKA         Tonga ny fotoana hivahan'ny olanao efa nihainanao hatramin'izay fa androany dia andr...
26/12/2024

FAMAHANA OLANA MAHERY VAIKA

Tonga ny fotoana hivahan'ny olanao efa nihainanao hatramin'izay fa androany dia androany manapaha hevitra ary antsoy mivantana ny laharana +261381459616 raha mila vahaolana tsy miandry ela be enao.
⛔NY ratsy ihany no tsy azonay atao (tsy manome aody ratsy mampivoaka Alina sy aody ratsy mamorika na mamono olona ihany koa ary tsy mandatsa-baratra)

✅ Vahaolana ara-pitiavana, ara-kasa, ara-pianqkaviana, ara-piarahamonina, mpanao concours sy fanadinana rehetra, varotra tsy mandeha, tsy mety mahazo Zaza sy taranaka FARA mandimby, aretina vokatry ny mosavy, olana ara-taratasy rehetra (tany, trano, fitoriana sns...) na olana rehetra maro samy hafa.

🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏MANDROSOA HASINA ZAGNAHARY JIABY

PENDENTIF TOURMALINE (VATO)➡️Elimination des Ondes Négatifs (mosavy, bloquage, esprit maléfique sy ozona na Karma)➡️Ions...
26/10/2024

PENDENTIF TOURMALINE (VATO)

➡️Elimination des Ondes Négatifs (mosavy, bloquage, esprit maléfique sy ozona na Karma)
➡️Ions Positives. Concentration D'énergies (manome vintana tsara io PENDENTIF VATO TOURMALINE io, mampiakatra vibration positive sady mampisy Concentration ny énergie positifs ao anaty)
➡️Équilibre émotionnel (mandanjalanja ny fihetse-po mba tsy ho kizitina lava sy tsy hisy palpitation)
➡️Manatsara ny fikorian'ny rà
➡️Manala Stress sy ny Fanaintainana anaty vatana
➡️Manampy amin'ny fanatsarana ny fiasan'ny Nerf Cérébrale
➡️Manala havizanana (tsy mahatsiaro vizana be raha manao fanatanjahan-tena na mandeha tongotra lavitra sy mihazakazaka)
➡️Manatsara ny Métabolisme cellulaire sy ny fiasan'ny cellule rehetra anaty vatana

✅PRIX PENDENTIF TOURMALINE : 198.000ar fixe

MP na miantso aingana raha hanao commende fa nafarana avy any Amerika io ka sao ho lany vao hanenina enao tompoko.
Whatsapp na Appel telephonique : +261 38 14 596 16

Ny fahombiazanao no fahasambarako.

. . . . . . . . . . . .CARTOMANCIEN. . . . . . . . . . . . . . . MPITSABO MALAGASY MANANA FAHAIZANA MANOKANA MIJERY AMIN...
28/08/2023

. . . . . . . . . . . .CARTOMANCIEN. . . . . . . . . . . . . . .
MPITSABO MALAGASY MANANA FAHAIZANA MANOKANA MIJERY AMIN'NY ALALAN'NY KARATRA, TSY MAMITAKA FA TENA MAMAHA OLANA AINGANA

MARIHINA FA TSY MANOME ODY RATSY MAMPIVOAKA ALINA

SALANITRA JIABY EEE
. . . . . Ny OLANA tsy maintsy misy fa matoa natao hisy ny olana dia tsy maintsy misy vahaolana koa izany.
Raha tena Mandalina ny fomba maha Gasy anao enao dia mandeha ho azy ny fiainanao ka fantaro ny maha Gasy anao, fotory ary hiaino satria mila mahafantatra ny FADY ara-panahy enao izay vao mahay mamindra.

HO ANAO MANDALO ADY SAROTRA NA EFA ANATY FAHADISOM_PANANTENANA TANTERAKA MITADY FAMONJENA SY VAHAOLANA ETSY SY EROA.
NATAO HO ANAO ITY VAHAOLANA ITY RAHA MISY OLANA ENAO MAHAKASIKA :

_NY TSATOKA ARA-PITIAVANA SY OLANA ARA-TOKATRANO

_NY ASA = VOATONDRO MOLOTRA NEFA TSY MELOKA- HALAKO BIKA TSY TIAKO TAREHY - MITADY ASA FA TSY METY MAHITA NA TSY RAISIN'NY MPAMPIASA MIHITSY...

_NY TSY FAHASALAMANA ATERAKY NY VORIKA SY NY VOANKANINA NA MOSAVY

_NY FANAHY MANAMBADY

_NY OLONA VERY NA ANKIZY IO NA TANORA NA OLON-DEHIBE

_NY VALALA MPANDANY KA FOANA SY FONGANA FOANA NY EO AMPELATANANA REHEFA MAHAZO VOLA

_ANAO CONCOURS ARA-PANJAKANA NA FANADINANA HAFA

_TSY MITERAKA

_MISY TSATOKA KA TSY METY MAHAZO IZAY IRIANA FA MANDAMOKA AVOKOA IZAY REHETRA ATAO

_NY VAROTRA TSY MANDEHA

_FANAPAHANA NY OZONA

_NY FANDEHANANA ANY AMPITAN-DRANOMASINA

_ENTANA TSY METY TAFAVOAKA ENY AMIN'NY PORT

_FIARO AMIN'NY ZAVATRA RATSY REHETRA (FIRA VAVA - VARATRA - AMBALAVELONA - FANAINGA ALAVITRA....)

Mety maro ny OLANA fa santionany fotsiny ireo tanisaiko ireo ka afaka HALANA ao anatin'izany OLANA izany anefa enao raha Vonona ny HANOVA ny fiainanao tanteraka ary tsy misy olana tsy vitan'ny Zagnahary izany na inona na inona.

NY OLONA MANAMPINOANA IHANY NO MAHAZO FAHAGAGANA EO AMIN'NY FIAINANA

RAHA MISY BLOCAGE ENAO EO AMIN'NY FIAINANA KA MILA VAHAOLANA AINGANA AZA MISALASALA MIANTSO NY LAHARAN_TAROBIHY AVY HATRANY

+261 38 20 932 72
+261 32 47 685 63
+261 32 83 490 66

MANDROSOA HASINA ZAGNAHARY JIABY

19/08/2023

MPITSABO TENA TSY MAMITAKA, MAHAY MANALA BLOCAGE JIABY NA OLANA REHETRA

MARIHINA FA TSY MANOME ODY RATSY MAMPIVOAKA ALINA

SALANITRA JIABY EEE
. . . . . Ny OLANA tsy maintsy misy fa aza mifanome tsiny isika.
Raha tena Mandalina ny fomba maha Malagasy anao enao dia mandeha ho azy ny fiainanao ka fantaro ny maha Malagasy anao, fotory ary hiaino satria mila mahafantatra ny FADY ara-panahy enao izay vao mahay mamindra.

HO ANAO MANDALO ADY SAROTRA NA EFA ANATY FAHADISOM_PANANTENANA TANTERAKA MITADY FAMONJENA SY VAHAOLANA ETSY SY EROA

RAHA MISY OLANA ENAO MAHAKASIKA :

_NY TSATOKA ARA-PITIAVANA NA OLANA ARA-TOKATRANO
_NY ASA
_NY TSY FAHASALAMANA ATERAKY NY VORIKA SY NY VOANKANINA NA MOSAVY
_NY AMBALAVELONA
_NY FANAHY MANAMBADY
_NY OLONA VERY NA ANKIZY IO NA TANORA NA OLON-DEHIBE
_NY VALALA MPANDANY
_HANAO CONCOURS ARA-PANJAKANA NA FANADINANA HAFA
_TSY MITERAKA
_TSY METY MAHAZO IZAY IRIANA FA MANDAMOKA AVOKOA IZAY REHETRA ATAO

Mety maro ny OLANA FA santionany fotsiny ireo ka afaka HALANA ao anatin'izany OLANA izany enao raha MAZOTO tompoko ary tsy misy olana tsy vitan'ny Zagnahary izany na inona na inona.

NY OLONA MANAMPINOANA IHANY NO MAHOMBY AMIN'NY ZAVATRA ATAONY REHETRA.

DROIT DE CONSULTATION NA SARAM-PIZAHAVANA KARATRA = 25 000 AR NA DIMY ARIVO SY ROA ALINA ARIARY

ANTSOY NY LAHARAN_TAROBIHY = +261 38 20 932 72
+261 32 47 685 63
+261 32 83 490 66

MANDROSOA HASINA ZAGNAHARY JIABY

+261324768563

Send a message to learn more

MPITSABO TENA TSY MAMITAKA, MAHAY MANALA BLOCAGE JIABY NA OLANA REHETRA MARIHINA FA TSY MANOME ODY RATSY MAMPIVOAKA ALIN...
17/08/2023

MPITSABO TENA TSY MAMITAKA, MAHAY MANALA BLOCAGE JIABY NA OLANA REHETRA

MARIHINA FA TSY MANOME ODY RATSY MAMPIVOAKA ALINA

SALANITRA JIABY EEE
. . . . . Ny OLANA tsy maintsy misy fa aza mifanome tsiny isika.
Raha tena Mandalina ny fomba maha Malagasy anao enao dia mandeha ho azy ny fiainanao ka fantaro ny maha Malagasy anao, fotory ary hiaino satria mila mahafantatra ny FADY ara-panahy enao izay vao mahay mamindra.

RAHA MISY OLANA ENAO MAHAKASIKA :

_NY TSATOKA ARA-PITIAVANA NA OLANA ARA-TOKATRANO
_NY ASA
_NY TSY FAHASALAMANA ATERAKY NY VORIKA SY NY VOANKANINA NA MOSAVY
_NY AMBALAVELONA
_NY FANAHY MANAMBADY
_NY OLONA VERY NA ANKIZY IO NA TANORA NA OLON-DEHIBE
_NY VALALA MPANDANY
_HANAO CONCOURS ARA-PANJAKANA NA FANADINANA HAFA
_TSY MITERAKA
_TSY METY MAHAZO IZAY IRIANA FA MANDAMOKA AVOKOA IZAY REHETRA ATAO

Mety maro ny OLANA FA santionany fotsiny ireo ka afaka HALANA ao anatin'izany OLANA izany enao raha MAZOTO tompoko ary tsy misy olana tsy vitan'ny Zagnahary izany na inona na inona.

NY OLONA MANAMPINOANA IHANY NO MAHOMBY AMIN'NY ZAVATRA ATAONY REHETRA.

MANDROSOA HASINA ZAGNAHARY JIABY
+261382093272
+261324768563

. . . . . . . . . . . . . . . . NY FADY. . . . . . . . . . . . . . . . . .  SALANITRA JIABY EEETsy adala Akory *Ntaolo* ...
14/08/2023

. . . . . . . . . . . . . . . . NY FADY. . . . . . . . . . . . . . . . . .

SALANITRA JIABY EEE

Tsy adala Akory *Ntaolo* sy ny raza-masina taloha nanaja fatratra ny *FADY* fa misy *FAHALALANA sy FAHENDRENA* lalina ary tsy sanatria finoanoam-poana akory no nahatonga azy ireo manampanahy ka nahatonga ny ohabolan'Ntaolo mbola tsy mety maty mandrak'ankehitriny ataontsika ohatra foana fa fanajana ireo natiora sy ireny toerana mananjina maro isatsokajiny ireny.

Ny fifanajana mantsy no mariky ny fahalalam-pomba voalohany indrindra ka na inona na inona antokom-pinoana misy anao dia tokony hanaja ny finoan'ny hafa foana na tsy hinoanao aza ilay FADY
Tsarovy fa *Ntaolo* tsy miady amin'ny nofo aman-drà fa miady amin'ny fanahy ratsy eny amin'ny rivotra eny ka *MILA FAHENDRENA FOANA ARY MILA MIFANKATIA SY MIFAMELA FOANA RAHA TE HITADY FAHAFAHANA SY FIADANANA ANY AMPARANY ANY.

Anisan'ny resaka tena mampiroharoha ny sain'ny Malagasy tokoa io resaka FADY io satria dia lasa *HENATRA* ankehitriny ny hoe mifady an'izatsy na mifady an'izaroa (misy ny fadin'ny VATANA, fadin'ny FO, fadin'ny SAINA ary fadin'ny FANAHY), nefa kosa dia eken'ny SAINA tsara raha tenenina hoe ny mpianadahy dia mpifady, torak'izany koa ny mpianaka.
Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia najaina fatratra io ary dia niteraka fifampitondranaa tena henjana satria noheverina fa tena *ANTOKY NY AINA*

Iza tokoa moa no tena niavian'io karazam-pifehezan-tena io? Ary inona no antony?

Mba nahafahan'ireo *ZAGNAHARY* mifandray tsy tapaka tamin'ireo *MPANAZARY* no antony
Raha azavaina mifandraika amin'ny fivoaran'ny teknolojia ankehitriny dia toa ny fifandraisan'ny vatafahitalavitra sy ny trano mpamokatra fandaharana no mifandraika aminy, izany hoe mba ahatonga ny sary madio sy mazava tsara avoakan'ny vatafahitalavitra dia ilaina ny fikarakarana sy fanadiovana ny *Antène* ka na mandefa sary amin'ny endrika 3D na HD aza ny mpamokatra fandaharana nefa ny fandraisana azy misompirana tsy araka ny tokony ho izy dia sary mivilana na manjavona be no miseho eo.
Torak'izany tsy misy valaka ihany koa ny amin'ny *ZAGNAHARY* sy ny *ZANADRANO*, manome ireo toro-lalana sy torohevitra amin'ny alalan'ny TSINDRIMANDRY sy ny sikidy an-kandrina...
Raha tsoahana avy amin'ny alalan'izay dia mba hampazava tsara ny fifandraisana amin'ireo *ZAGNAHARY* izany no antony hitojoana ireo fifehezan-tena ireo.

Arakaraka ny fepetra apetrak'ireo *ZAGNAHARY* no mahamaro na tsia io FADY io fa ny iraisan'ny rehetra dia ny : fihonanana biby maloto hena kisoa, tongolo gasy, tongolo rariny.
Raha tanisaina amin'ny antsipirihiny dia sahabo ho eo amin'ny takelaka TELO NA EFATRA amin'ny taratasy A4 ny karazana FADY tandrovina raha tena miditra lalina amin'ny fiainan'ny *ZANADRANO* ny olombelona iray.

MANDROSOA HASINA ZAGNAHARY JIABY

FITSABOANA NENTIMPAHARAZANA MALAGASY TSARA - MIJERY KARATRA SALANITRA JIABY EEEEJERENA AMIN'NY ALALAN'NY KARATRA NY OLAN...
12/08/2023

FITSABOANA NENTIMPAHARAZANA MALAGASY TSARA - MIJERY KARATRA

SALANITRA JIABY EEEE

JERENA AMIN'NY ALALAN'NY KARATRA NY OLANAO ARY TSY MANDAIGA NY KARATRA FA TSARAIN'NY KARATRA EO ENAO SY NY OLONA NANAO RATSY ANAO TOY NY :

_AMBALAVELONA
_OLONA TSY HITA SY VERY
_VORIKA SY VOANKANINA
_TSATOKA ARA-PITIAVANA REHETRA
_OLANA ARAK'ASA
_OLAN'NY MPIVADY TSY MITERAKA
_ASA ANY AMPITAN-DRANOMASINA
_ENTANA TSY METY TAFAVOAKA ENY AMIN'NY PORT
_EXAMEN AM-PANJAKANA NA FIANARANA TSY MANDEHA SY TSY METY MAHAY MITSY
_OLANA ARA_PITIAVANA TSY METY MANAMBADY SY LANY ZARA
_FANAHY MANAMBADY
_FIARO REHETRA
_OLAN'NY MPIASAMPANJAKANA HIATRIKA FITSARANA

FANAMARIHANA=
Tsy afaka manatanteraka zavatra ratsy izahay fa manasoa olona ihany no afaka ataon'ny Zagnahary Jiaby tompoko ary tsy misy olana tsy voavahanjanahary izany fa efa betsaka ny nahita vahaolana sy tombotsoa na ny mpiray Tanindrazana na ny tany AMPITAN-DRANOMASINA.

Téléphone =
+261382093272
+261328349066

MANDROSOA HASINA ZAGNAHARY JIABY

. . . . . . . . . . . . . .ZAGNAHARY. . . . . . . . . . . . . . . . .  . . . . . . . . . . Salanitra Jiaby eee! Manasa a...
10/08/2023

. . . . . . . . . . . . . .ZAGNAHARY. . . . . . . . . . . . . . . . .
. . . . . . . . . . Salanitra Jiaby eee! Manasa anao
haharitra hamaky hatramin'ny farany tompoko.

Androany ny tenako dia hizara amin-tsika ny atao hoe *** ZAGNAHARY NAHARY*** ho an'izay mbola tsy mahalala izany.
. . . . . . . . . . Noho ny finoan'ny Ntaolo Malagasy fa *ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY* no nahary ny habakabaka sy izay rehetra eo aminy dia nekeny fa misy mpanelanelana izy ireo raha te hiantefa resaka amin' ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY.
Ny fahatsaapan'izy ireo ihany koa fa maro tsy tambo isaina ireo °°VOAHARY°° manana °°HASINA°° sy °°HERY°° mihoatra lavitra noho ny an'ny Olombelona dia nekeny ihany koa fa ireny no HIRAKIRAK'ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY hanome ny soa sy ny tsara ho an'ny zanak'Olombelona.
Niantefa tamin'ireo VOAHARY nanan-kasina sy Hery avo lavitra noho ny azy ireo ny fangatahany ary ninoany fa ireo no nomen'ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY fahefana hanatanteraka ny faniriany sy ny fangatahany

Maro tokoa ny soa hefan'ireo, tao ny nahary fahasalamana, harena, hasina... ka natao hoe >
Mba tsy hanononana tsirairay avy ny anaran'ireo dia natao hoe > no niantsoana ireo HIRAKIRAK'ANDRIAMANITRA ANDRIANANAHARY ireo, rehefa nandeha ny fotoana, sady ny teny rahateo miaina, dia lasa > no nampalady ny vavan'ny rehetra.

Ny naniraka ireo ZAGNAHARY ireo no ninoan'ny Ntaolo Malagasy fa ANDRIANA LEHIBE nanome azy ireo ny sombin'ny fahefany ka izany, raha eo amin'ny lafiny ara-panahy no nahatonga ny hoe : izany hoe avy amin'ny fiombonan-teny hoe

Teo amin'ny fiaraha-monin'ny Ntaolo Malagasy nefa dia voarafitra fa tsy ny Olombelona rehetra akory no afaka miresaka mivantana amin'ireo ZANAHARY ireo fa ny **MPAMPITA na MIARAMILA** sy ny **MPANAJARY** ihany araka ny efa voalazantsika teny am-piandohana fa ireo °°OLONA IANGONAN' NY FAHENDRENA SY FAHALALANA°° ihany.

Ireo antokon'Olona ireo no manelanelana sy mampita ny misy any amin'ny fiainana tsy hita maso sy ny fiainan'ny zanak'Olombelona, ary izy ireo ihany koa no ampahafantarina ny fombafomba rehetra fanao mifandraika amin' izany

Tao amin'ny lafiny ara-panahin'ny Ntaolo Malagasy dia voasokajy ho EFATRA (04) mazava tsara ny **ZANAHARY ** araka ny fiaviany sy ny fahaizany dia ny :

NY ZAGNAHARY AN'HABAKABAKA :

Ireo dia izay rehetra avy any an'habakabaka rehetra any na voafaritra na tsia, na fantatra na tsia.
Ho antsika efa miaina amin'izao taon-jato izao, izany hoe taty aorian'ny nidiran'ny fivavahana Kristianina vao fantatra ny fisian'ny Anjely sy ny Arkanjely ary ny *Extra-terrestre.
Raha ny teo amin'ny rafim-pifehezam-piaraha-monina ara-panahin'ny Ntaolo Malagasy dia tsy nasiany resaka mihitsy ny amin'ireo noho ny tsy fahalalany sy tsia, fifehezany loatra ny momba izany

NY ZAGNAHARY AN-TANETY :

Ireo indray dia izay Voahary manan-kasina mihoatra lavitra noho ny an'ny Olombelona nefa kosa dia hita sy tsapan'ireo Mpanazary ny fisiany ka anisan'izany ny TSINY, ny VAZIMBA, ireo RAZAN'NY MPANJAKA.
Misy fomba 5 no atao AMIN'IZANY, nefa tsy mbola mety ny itanisana azy eto.

NY ZAGNAHARY ANATY RANO :

Amin'ny fomba filazan'ny zanak'Olombelona azy dia ireo no antsoina hoe *ZAZAVAVINDRANO*
Manana ny rafim-pifehezam-piaraha-monina izay azy manokana ireo ary manana ny fanjakany sy ny Razam-Be nipoirany izay fantatr'anarana,
Ny tena mampiavaka azy dia noho izy ireo mametraka ny vehivavy ho ambony sy mpitantana sady lohan'ny lehilaaahy
Mbola anisan'ny Zagnahary avy any anaty rano ihany koa ny *DEBAADEBA* izay tsy misy valaka amin'ireo etsy ambony fa motoetra sy monina eny amin'ny heniheny sy teriterin-jozoro

NY ZAGNAHARY ANATY ALA :

Any amin'ny faritra be Ala mikitroka sy an-tampon-tendrombohitra no misy azy ireo, ka manana ny rafim-pifehezam-piaraha-moniny izay azy manokana ihany koa ary manana ny fanjakany sy ny Razam-Be nipoirany izay. Fantatr'anarana, ka anisan'ireny ny *KALANORO sy ny KOKOLAMPY*

Ireo ZAGNAHARY ao anatin'ireo sokajy 4 ireo dia samy manana ny fombafombany ka ny *Mpanazary* hatrany no ataon'ny Ntaolo Malagasy iankinan'ny fandraharahana ny mahakasika izany.
Ny toetra sy ny fomba iraisany kosa dia izy ireo samy afaka manatanteraka ny fangatahan'ny heriny sy ny hasiny fa saingy kosa mbola miantehitra sy miankina amin'ny fanapahan-kevitry ny Mpanazary izany.
Raha akapoka ho teny fohy dia miankina lehibe indrindra amin'ny toetran'olona Mpanazary no vokatra azo avy amin'ny fikirakirana ireo ZAGNAHARY ireo.

MANDROSOA HASINA ZAGNAHARY JIABY

MPITSABO MALAGASY TSARA SADY MAHAY NO TSY MAMITAKA NY ZAGNAHARY LOLOHAVINY SY TOMPOINY MARO NY ASA ATAONAY FA NY TSARA I...
09/08/2023

MPITSABO MALAGASY TSARA SADY MAHAY NO TSY MAMITAKA NY ZAGNAHARY LOLOHAVINY SY TOMPOINY

MARO NY ASA ATAONAY FA NY TSARA IHANY TOMPOKO NO AZONAY TANTERAHINA AMIN'NY FANGATAHANAO ARY ENAO MITSAPATSAPA SY MANGATAKA ZAVATRA RATSY AMINAY TOMPOKO EFA HAIN'NY ZAGNAHARY FA AZA MISAHIRANA MANDANY RONDOHA AMIN'NY ZAVATRA RATSY INTSONY FA MIOVAHA KA MANAOVA NY TSARA MBA HASOAVINA SATRIA RAHA TE HITOVY AMIN'NY ZAGNAHARY JIABY RAZA-MASINA TALOHA ENAO DIA MILA MANAMASIM-BATANA ALOHA

HO ANAO MANANA OLANA ARA-PITIAVANA=

TONGA ITY NY FIKARAKARANA MOMBA NY FIAINAM-PITIAVANAO

OHATRA =
-VADY MAMPIRAFY BE
-VADY MAMONO SY MAMO LAVA VOKATRY NY ZAVA-MAHADOMELINA
-VADY VOATAZON'ODY (MAMBOLY COCO)
-TSY METY MAHATAZON'OLONTIANA KA FARANY LASA LANY ZARA
-FANAHY MANAMBADY
-MPIVADY TSY MIFANARA-BITANA
-MPIVADY TSY METY MAHAZO TARANAKA NA TSY MITERAKA
-TOKAN-TRANO MIKORONTANA
- MPIVADY TSY MAHATAZOM-BOLA ( MISY VALALA MPANDANY NA MIVOAKA AMIN'NY ENDRIKA ARETINA NY VOLA AO AN-TOKATRANO NA VAO MANDRAY KARAMA DIA LANY TROSA NA LANILANY HOAZY)
- VEHIVAVY NA LEHILAHY EFA TOKONY HANAMBADY NEFA TSY HITA IHANY IZAY OLO-TIANY

Téléphone =
+261324768563
+261328349066
+261382093272
+261336300197

MANDROSOA HASINA ZAGNAHARY JIABY

Address


Antananarivo

Telephone

+261382093272

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iraky Zagnahary Jiaby posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Iraky Zagnahary Jiaby:

Share

Share on Facebook Share on Twitter Share on LinkedIn
Share on Pinterest Share on Reddit Share via Email
Share on WhatsApp Share on Instagram Share on Telegram