05/09/2023
🤗Natao hoan'ny Reny🙋♀️ sy Zanaka👶 indray ity tolotra manaraka ato aminay ity Tompoko,hoanao mety ho manana olana amin'ny resaka Vatana na hoe ny tahak'izay izahay dia afaka manao "massage thérapeutique" natao hoan'ny Reny sy na ny Zaza.
Ireto avy ny aretina sitranay Tompoko,amin'ny maha efa folo taona nanananay traikefa:
Manasitrana amin'ny alalan ny massotherapie (otra) arahambavaka.
Ny aretina ao anaty rehetra
Ny aretin'ny vanintaolana
Ny aretimaso sy ny loha
Ny havizanana sy izay mahakasika ny vatana rehetra.
Toerana misy anay IPB 79 Bemasoandro Itaosy ampitan'ny Jovenna.
☎0344548146 laharana ahafahanao miantso anay Tompoko.
Afaka mandefa hafatra miafina ihany koa ianao raha mila fanazavana bebe kokoa Tompoko.