Fi-iainana-Cabinet Médical

Fi-iainana-Cabinet Médical Consultation généraliste 24h/24, Spécialistes sur RDV

28/02/2026

Mankasitraka Dokotera! Andao ampiharintsika ireto torohevitra tsotra sady azo atao tsara ireto hisorohana ny fidirana hopitaly ny zanantsika @ resaka bronchiolite sy ny fahasemporana

Salama tsara daholo ve?Manana zazakely 2 taona no midina ve ianao?👉 Raha ENY dia izao:✓ Arovy tsy hifampikasokasoka @ ol...
19/02/2026

Salama tsara daholo ve?
Manana zazakely 2 taona no midina ve ianao?
👉 Raha ENY dia izao:
✓ Arovy tsy hifampikasokasoka @ olona maro be ny zazakelinao, tsy ho orokorohana sns @ olona rehetra izao
✓ Arovy tsy hifandray akaiky @ olona voan'ny sery2 sy grippe2, mikohaka izy
✓ Raha ianareo ray amandreny no tratran'ny sery sy kohaka dia manaova "ARO VAVA SY ORONA " sy MANASA TANANA matetika rehefa hikarakara azy
✓ Arovy @ setroka ny zanakao: sigara, charbon , sns...
✓ ATAOVY VAKSINY TSARA NY ZANAKAO: Tsarovy fa mbola sambatra isika afaka misitraka ny vaksiny njaza maimaimpoana, omeo lanjany izy ireny
✓✓ DIOVY matetika @ serum (SSI) ny oron'ny zaza= tofirina @ seringue hanalana ny lelo sy ny loto ao azahoany rivotra tsara
✓✓ Manaova evoka rano-tsira ao antrano
📢📢MANANTONA TOERAM-PITSABOANA HAINGANA ⚠️
"Ataovy izay azon'ny tananao atao fa ny Tompo momba anao"
Mirary soa sy fahasalamana🙏

12/02/2026

Ny fifanohanana sy ny firaisankina dia afaka miaro ny fiarahamonina iray manontolo
Mety hahatonga vesatra ara-tsaina ny MPox ka ilaina hatrany ny fifanohanana
Tandrovy hatrany ireo fepetra sakana

Ny fisorohana no fiarovana tsara indrindra👉 Efa reo @ sary ireo ny tokony hataoAmpio iany hoe manaova aro vava sy orona ...
13/01/2026

Ny fisorohana no fiarovana tsara indrindra
👉 Efa reo @ sary ireo ny tokony hatao
Ampio iany hoe manaova aro vava sy orona foana😷

06/01/2026

Manentana foana hoe:
👉manantöna Dokotera fa aza manao dokotera tena
👉Aza manao dokotera eto amin'ny facebook
👉Mba omeo ny toerany sy ny anjara asany ireo Dokotera nianatra ireo hitsabo anao raha sendra aretina samy hafa
"Ny fahasalamanao no lohalaharana aminay"
Mirary soa sy fahasalamana!

Ito ny toerana Ampitatafika ambony, eo amin'ny sampanana ambomangidy
02/01/2026

Ito ny toerana
Ampitatafika ambony, eo amin'ny sampanana ambomangidy

Bonne année daholo🥰🎊Samy ho salama daholoHo lavitry ny variole de singeFa samia mitandrina daholo
01/01/2026

Bonne année daholo🥰🎊
Samy ho salama daholo
Ho lavitry ny variole de singe
Fa samia mitandrina daholo

Tsara ho fantatra fa misy ny fotoana tsy hisokafan'ny cabinet amin'izao akatoky ny fety izaoMirary fety sambatra eee🎊🎉 H...
23/12/2025

Tsara ho fantatra fa misy ny fotoana tsy hisokafan'ny cabinet amin'izao akatoky ny fety izao
Mirary fety sambatra eee🎊🎉 Ho lavitry ny aretina🙏

Ireo tolotra na "services" afaka sitrahanao ato aminay   ampitatafika ambony Atsimombohitra👈
27/08/2025

Ireo tolotra na "services" afaka sitrahanao ato aminay
ampitatafika ambony Atsimombohitra👈

🔴Une personne atteinte de la   en contamine 15 à 20 autres : c’est en effet une des maladies les plus contagieuses !✅Heu...
18/03/2025

🔴Une personne atteinte de la en contamine 15 à 20 autres : c’est en effet une des maladies les plus contagieuses !

✅Heureusement, la permet de son protéger. En fonction de votre année de naissance, vous avez peut être déjà eu la rougeole ou vous avez déjà été vacciné.

🗒️Pensez à faire le point en consultant votre carnet de santé 🟰 Il est possible de faire un rattrapage vaccinal !

01/04/2023

Mibebaha fa mbola tsy tara an😊tsy fantatrao n'y andro sy ny ora🙏🙏

03/01/2022

👪 Mirongatra tanteraka ny Covid-19 😰! Aza miandry ny hafa hiaro ny tenanao 😊!

Address

BM 346 Ampitatafika Ambony
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fi-iainana-Cabinet Médical posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share