26/06/2020
VOKATRA VOAJANAHARY TANTERAKA100%, TSY MITERAKA VOKA-DRATSY ANY AORIANA,
TSY MITERAKA FIANKINAN-DOHA
Ny Essence de Kangaroo dia ampiasaina ho an’ny:
1-Tsy fahatomombanan’ny filahiana: manampy ny filahiana malemy hatanjaka ka havita tsara ny asany fa tsy tonga dia lasa alohan’n’ny fotoana, misoroka ny fandehanan’ny ranon’aina amin’ny alina sy ny tsirinaina mandeha ho azy.
2- Misoroka ny fikorontanan’ny fitaovam-pananahana : tahaka ny filahiana fohy izany hoe manalava izy eo am-panaovana ny asany, tsy fahatomombanan’ny filahiana, voan-dehilahy mikaikona.
3-Voa reraka : ranjo sy valahana mavesatra, vizana sy tsy ampy hery, fanina, aretin-doha lava, volo maina sy mihitsana, tsy fahitàna tory, fanadinodinoana, tsemboka amin’ny alina.
4-Miaro na koa mitsabo amin’ny aretin’ny prostaty: poritra lava sy te-hipipy matetika, tsy mahatàna pipy.
Ity vokatra ity dia tena voadio tanteraka(hautement purifié) sy mandry(concentré). Ny fiasany amin’ny vatan’olombelona dia maharitra 72 ora na telo andro.
Ny fikarohana koa dia nahitana fa ny Essence of Kangaroo dia tena mahery vaika tokoa satria izy dia ahitana tsiry mpanentana(hormones) voajanahary ambony, protéines, zinc sy fer be dia be, izay singa mampitombo ny herim-batana sy ny herin’ny fitaovam-pananahana.
🔥🔥🔥Ny tombotsoa azo avy amin’ny Essence of Kangaroo🔥🔥🔥
♦️Mampitombo ny herim-batanao
♦️Manatsara ny herin’ny fitaovam-pananahanao
♦️Manavao ny taova rehetra iankinan’ny fahavelomana
♦️Manala ny faharerahan’ireo ratsam-batana
♦️Misoroka sy manala ny aretin’ny prostate
Aorianan’ny fihinanana azy, dia hahatsapa hafanana malefaka ianao (toy ny hoe voan’ny tazo izay zavatra ara-dalàna io), ny fibotsinan’ny filahiana. Mba hanamaivanana na hanafoanana ireo dia mila misotro rano mafàna fotsiny ianao dia misinda io.
Ity vokatra ity dia miasa avy hatrany 30mn aorianan’ny nihinanao azy.
Ny ao anaty boaty dia : 20 isa
✅Ny fomba fihinanana azy:
1 na 2 isa isaky 3 na 5 andro arakaraka ny toe-batanao
☎️0342376150