Fahasalamana

Fahasalamana Resaka fahasalamana

Hiteraka ianao atsy ho atsy.Iza no hanaraka anao?-Tsy votery afaka miaraka foana ny vady satria ny ankizy tsy maintsy ka...
05/05/2026

Hiteraka ianao atsy ho atsy.Iza no hanaraka anao?
-Tsy votery afaka miaraka foana ny vady satria ny ankizy tsy maintsy karakaraina
- Ianao anefa mila olona hanampy sy hanohana anao mandritra ny fotoana sarotra

Izahay dia manolotra accompagnement feno ho an’ny reny hiteraka

✔️ Miaraka aminao any amin’ny hôpitaly
✔️ Irahana mividy fanafody sy manao bilan
✔️ Manome soutien sy réconfort
✔️ Olona azo antoka

Tarif :
-80 000 ar ny 3 jours
-100 000 ar ny 5 jours

Antsoy dieny izao ary ny 0342215333

Isa voafetra isa- kerinandro

Hiteraka inao izao! Iza no hikarakara ny zokiny?Ny vadinao vé? Dia Iza no itondrao anao any amin'ny hopitataly ?Afaka ma...
30/04/2026

Hiteraka inao izao! Iza no hikarakara ny zokiny?
Ny vadinao vé? Dia Iza no itondrao anao any amin'ny hopitataly ?

Afaka manampy anao izahay!!!!
Choix 1: manaraka anao any amin'ny hopitataly izahay dia n'y vadinao mijanona miaraka amin'ny ankizy

Choix 2: miaraka nareo mivady dia izahay no mikarakara ny ankizy

Mp ary raha mahaliana anao izany na antsoy ny 0342215333

Lavitra havana ve ? Sa sahirana daholo ny olona ka tsy misy mampifana?Izahay ato amin'ny MAMPIFANA SERVICE dia mety afak...
27/04/2026

Lavitra havana ve ? Sa sahirana daholo ny olona ka tsy misy mampifana?
Izahay ato amin'ny MAMPIFANA SERVICE dia mety afaka amaha ny olanao!!

Sady Promotion ity erinandro ity: raha maka pack light ianao (Mpampifana iray) dia mahazo massage gratuit roa 🤗🤗🤗

Reserveo amin'ity erinandro ity ary ny mpampifana anao e! ( Na mbola vao apetraka aza Ilay Zaza😂😂)

Prix 300 000 ar ( Mpampifana iray+ massage relaxant gratuit roa)

0342215333

(Tolotra mifarana ny lundi 03/05/26)

Lavi-dray aman-dreny vé sa sahirana daholo ny havana ka tsy misy mampifana ?Izahay ato amin'ny mampifana service dia afa...
21/04/2026

Lavi-dray aman-dreny vé sa sahirana daholo ny havana ka tsy misy mampifana ?
Izahay ato amin'ny mampifana service dia afaka mamaha ny olanao!

Service light: Mpampifana iray - 300 000 ar

Service Duo: Mpampifana roa - 500 000 ar

Service OC: Mpampifana roa + visite médecin 10 j 700 000 ar

Service Confort : Mpampifana roa + massage 1 fois par semaine+ soin de beauté dernier jour
800 000 ar

Service Complet: Mpampifana roa + médecin 10 jours+ massage 1 fois par semaine+ soin de beauté dernier jour 1 millions d'ar

Prix pour un mois ireo

Réservation une semaine avant DPA minimum

Tel 0342215333

Poche de colostomie amidy 15 000 ar / pièceA récupérer a antanimenakely ampitatafika 0342215333
20/04/2026

Poche de colostomie amidy
15 000 ar / pièce
A récupérer a antanimenakely ampitatafika

0342215333

Mila mitondra sonde mandrakizay  vé ianao? Tsy misy solution intsony?Fantaro fa misy ny atao oe autosondage: ianao ihany...
15/04/2026

Mila mitondra sonde mandrakizay vé ianao? Tsy misy solution intsony?

Fantaro fa misy ny atao oe autosondage: ianao ihany no manatsofoka Ilay sonde rehefa tokony ipipy ianao!!!

Magalà ary rendez vous ao amin'ny 0342215333
Cabinet médical Antanimenakely Ampitatafika raha te ianatra izany ianao

40 000 ar ny séance (minimum 2 séance- max ianao no misafidy azy)

Misokatra ny fisoratana anarana amin'ny fanabeazana  filahianana: olona dimy ihany!!!!Ny Zavatra atao: fanalebiazana ami...
08/04/2026

Misokatra ny fisoratana anarana amin'ny fanabeazana filahianana: olona dimy ihany!!!!

Ny Zavatra atao: fanalebiazana amin'ny alalan'ny acide hyaluronique

Ny vokatra azo: 1,5 à 2cm ny abeany fa tsy mikitika ny alavany

Raha liana ianao dia antsoy ny 0342215333 na tongava aty amin'ny cabinet médical Antanimenakely Ampitatafika

Iza no hampifana anao?🤔🤔🤔Hiandry havana ve sa Ilay rafozan-tsarotiny be iny?Ny olona izao sahirana daholo!🙂‍↕️🙂‍↕️Izahay...
12/03/2026

Iza no hampifana anao?🤔🤔🤔
Hiandry havana ve sa Ilay rafozan-tsarotiny be iny?
Ny olona izao sahirana daholo!🙂‍↕️🙂‍↕️

Izahay ato amin'ny mampifana service dia manana tolotra mety aminao🤗🤗🤗

- Mpampifana roa bé izao mandritran'ny iray volana : manao ny rarà rehetra,mikarakara zazakely sy ny reniny.....mampinono sisa no asanao!

- Dokotera mijery anao sy ny zazakely mandritran'ny 10 andro voalohany: suivi, pansement,manindrona....

- Massage relaxant une fois par semaine

- Coiffure et soins du visage le dernier jour( manjamanja miatrika ny ho avy)😁😁😁

Prestation : 1 million d'ar

Mp raha liana ianao na antsoy ny 0342215333

Léo an'ilay hopiataly vé ianao?😡🤬🤬Miavonavona ny dokotera !😤😤Tsy hita ny fanafody!  🧐🧐Mivezivezy be!😵‍💫😵‍💫Izahay dia man...
09/03/2026

Léo an'ilay hopiataly vé ianao?😡🤬🤬
Miavonavona ny dokotera !😤😤
Tsy hita ny fanafody! 🧐🧐
Mivezivezy be!😵‍💫😵‍💫

Izahay dia manao hospitalisation a domicile !
Misy dokotera manao visite ny marary isan'nandro
Misy infirmière mikarakara sy manome fanafody...
Manatitra sy maka analyse.

Lafo bé vé?
Arakarakin'ny tolotra ilainao io sy ny mararinao io.

Mp raha mahaliana anao

08/03/2026

Hafatra avy amin'ny renintsika rehetra

Dia mba ajanony amin'izay ity mifamingana samy vehivavy ity 🤭🤭🤭
07/03/2026

Dia mba ajanony amin'izay ity mifamingana samy vehivavy ity 🤭🤭🤭

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342215333

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fahasalamana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Fahasalamana:

Share